Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
26/05/2007 18:40)
koaitra any cuba
Nisy akama be-ako avy any cuba dia hoy izy tamiko.
- Raha mankany cuba ialahy ka hoe hiodina amin'ny koaitra dia aza maka an'ilay manja be ireny.
- Fa ahoana hoy aho?
- Na ratsy koa aza moa eh?
-...
tohiny
novalian'i hery ny 29/05/2007 07:12
lancia
(
26/05/2007 18:31)
Firarian-tsoa
Mirary pentecote sambatra ho antsika namana rehetra tsy an-kanavaka eto amin'ny serasera.Bizz...
tohiny
novalian'i mits ny 28/05/2007 21:20
niryna
(
26/05/2007 18:09)
Inona no marika telo aorian'ireto isa voalahatra ireto:
Andao isika hanao kajy kely:D.Inona no tarehy marika telo aorian'ireto isa voalahatra ireto:
3,7,4,7,5,9,6,9,7...? ...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/06/2007 03:48
xxx
(
26/05/2007 17:43)
Mahatsiaro mijaly eo aminy fitiavana!
Salama daholo ranamana a!mialatsiny betsaka aho raha soamary mba hitady hevitra aminareo e!ka miangavy mbva homeo hevitra fa tena sahirana e!izao ary ilay olana!
Efa nanambady aho teo aloha fa efa ni...
tohiny
novalian'i naej ny 28/06/2007 12:25
Stretch
(
26/05/2007 17:33)
zesita refa miteny.
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/w%E9w%E9-158.gif[/IMG]
tena mandreraka a zany le ol mampiasa an'io fietsiketsehana io refa miresaka e ! nefa tena las...
tohiny
novalian'i tomton ny 18/09/2008 05:50
najah
(
26/05/2007 14:51)
inona no tena mahaliana antsika lhl?
ankotran'ny vehivavy, de mba inona less no mba mahaliana anareo a, ankamaroan'ny lohahevitra ato manko de miresaka vhv fona!
inona zao ohatra no hevirareo mikasika ny didipoitra! mety efa samy nand...
tohiny
novalian'i fetrakens ny 07/01/2008 06:07
xxx
(
26/05/2007 14:15)
Mbola Kristiana, sady Kristiana Katolika?
1 - Raha jerena ny zava-misy dia tsy vitsy ireo olona no lasa tsy mino intsony. Ao ny milaza fa tsy misy Andriamanitra, ao ny miteny fa tsy ilaina intsony izany, angano io, sns.... Isika anefa mbola K...
tohiny
novalian'i marozevo ny 07/06/2007 19:27
ravaka2007
(
26/05/2007 13:14)
Ampianaro
Bonjour Daholo, saika mba angataka ny hiran Poopy, AMPIANARO, ilay version tena izy fa tsy ilay misy teny Anglais.Merci d'avance.:D...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/05/2007 15:27
ronaldo09
(
26/05/2007 12:21)
Ny heloky ny rainy ve no tsy anaovana batisa ny zanany?
Zavatra niseho tao amina fiangonana protestanta iray tao Antananarivo,mpivavaka ao amilay fiangonana efa ho roa taona ilay ramatoa fa ny vadiny kosa dia tsy mpivavaka saingy tsy misakana ny vadiny h...
tohiny
novalian'i miraymel ny 28/11/2007 15:55
xxx
(
26/05/2007 12:12)
FANDINIHAN-TENA
Ny fandinihan-tena manokana miaraka amin'Andriamanitra no tsy ampy amintsika ka mahatonga ny maro ho diso hevitra indraindray. Miverina matetika ny teny hoe: MANDINIHANA TENA, MANAOVA FANDANJALANJANA,...
tohiny
novalian'i linarako2 ny 01/06/2007 17:14
ronaldo09
(
26/05/2007 12:09)
Qui sera champion d'Espagne ?Real,Barca ,Seville ou Valence?
Après la superbe remontée contre l'Espanyol Barcelone, le Real Madrid était repassé provisoirement en tête... en attendant le match du Barça. Et jusqu'à la 89iè...
tohiny
novalian'i karinah ny 03/06/2007 21:02
ronaldo09
(
26/05/2007 11:41)
Lehilahy nanao firaisana t@ omby ka niraikitra
Ity ilay tena tonga amin’ny fitenenana hoe : « tratra ambodiomby !». Tsy nisy nahafahany niala intsony fa dia hitan’ny mpiray tanàna ilay raim-pianakaviana nanao firaisana tamin’ny ombivaviny...
tohiny
novalian'i perlin15 ny 28/02/2016 21:56
ronaldo09
(
26/05/2007 11:36)
Mpanohitra. Tsy mahavita na inona na inona
Ankoatra ny fihaonany tamin’ireo diplomaty izay nahatezitra ny Filoha Marc Ravalomanana dia hatramin’izao – na dia manao fivoriana etsy sy eroa aza ireo mpikambana avy amin’ny mpanohana ny « ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/05/2007 03:09
colar
(
26/05/2007 10:15)
fihaonana tampoka
ho an zay akama retra any dago zany dia manolotra grappa italiana ho azy reo,d misotro zalahy a,ny sipa ndray omena glasy daholo,efa nalefako any ny sosy an,anontanio angie,takio,hahahhahahhah...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 11/06/2007 07:23
xxx
(
26/05/2007 10:13)
clomid sy ny iac
bjr efa nisy nanao traitement ne clomid ve nareo de nanao ahona kay : indrindra zay nanao traitement miaraka @iac...
tohiny
novalian'i indra ny 11/06/2007 04:43
ainaheri
(
26/05/2007 10:01)
MOFO BAOLINA
Tsy haiko na efa nisy nandefa fa za mitady re7-na mofo baolina lay mipasapasaka ireny ra misy ato saotra mialou ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/06/2007 10:51
jefra
(
26/05/2007 08:29)
Ils ont dit cette semaine
-RAVALOMANANA Marc, chef de l’Etat, ouvrant des relations privilégiées avec la Chine : « Les Européens, les Américains et les Africains coopèrent avec les Chinois. Pourquoi nous interdit-on de...
tohiny
joy
(
26/05/2007 07:39)
Olana momba ny RAM
nanana olana mikasika ny DDRAM izaho, le machine efa nanana DDRAM 256Mo, taty aoriana dia nampiako barette DDRAM 256Mo le machine, nandeha ihany izy teo amin'ny iray volana teo , nisy olana virus l ma...
tohiny
novalian'i joy ny 31/05/2007 07:20
tess
(
26/05/2007 07:23)
amalona
Manao ahoana daholo!
mba afaka manome recettes na amalona ve ianareo na nahandro gasy io na nahandro fazaha...
misaotra mialoha! misy amalona mora be mantsy ao amin'ny magazay ao dia hararaotiko ny ...
tohiny
novalian'i booboo ny 26/06/2007 10:11
