Ampianaro

1. ravaka2007 ( 26/05/2007 13:14)
Bonjour Daholo, saika mba angataka ny hiran Poopy, AMPIANARO, ilay version tena izy fa tsy ilay misy teny Anglais.Merci d'avance.:D
novalian'i Fiffi ny 29/05/2007 15:27
2. Fiffi ( 26/05/2007 13:26)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=38

"Wedding prayer (Ampianaro)
3. karinah ( 26/05/2007 13:37)
tongasoa i namana vaovao :lol:
tsara b io hira io!!:wink:
4. Fiffi ( 26/05/2007 16:33)
ravaka2007: miala tsiny fa tsy nahita afats'io....
5. Stretch ( 26/05/2007 17:12)
mila fotoana ravaka diamondra ny mandika an'io a !
manana lay CD a fa tena :{
refa tonga ny aingapanahiko ra mbola tsy misy de adikako OK ?
6. sitlo ( 27/05/2007 00:48)
Miandry an'i Stretch

Ampianaro aho Tompo mba
Ho haiko ny mitondra ilay
fitiavana ato am-poko mba
Ho ravaka diamondra

:}
7. karinah ( 27/05/2007 09:27)
hahahaha
8. karinah ( 27/05/2007 09:29)
de efa hay tsara ve zany izao le hira ravaka demona?:°):wink:
9. karinah ( 27/05/2007 09:29)
:lol:ravaka :oops::oops::oops:
10. mits ( 27/05/2007 15:44)
lay fitia avy aminao
mba faniriana ihany ny ahy
apetrako eo an-tananao
ny foko mino tsy manahy
ref: omeo ny fahendrena sy ny......



tohizo ny hafa indray zay mahay e!
azafady raha misy diso lol!
11. Fiffi ( 27/05/2007 20:19)
andraso aloha fa zay vao hitako kay hananako ny CD n-io , de hadikako.....
12. Fiffi ( 28/05/2007 06:34)
Ampianaro aho Tompo mba
Ho haiko ny mitondra ilay
fitiavana ato am-poko mba
Ho ravaka diamondra
Toroy aho ry Raiko
Ilay fitiavana anatiko
Tsy ahavery ahy
Fa ho tokana anatiko

Homeo ahy ny fahendrena
Handreseko ny ambom-po
Toroy ny faharetana
Handrandrako valisoa
Homeo ahy ny fahendrena
Sy ny fiharovan-tena
Ho mendrika tokoa re
Ny fitiavanao

Toroy aho hahay hitia
Ampio mba ho mendrika
Tahio aho aharitra ho doria
F'aza avelanao ho rendrika

Ny fitia avy aminao
Fa faniriana hiany ny ahy
Hapetrako eo an-tananao
Ny foko mino tsy manahy
13. Fiffi ( 28/05/2007 06:36)
(de efa nampidirina ao am tononkira):)
14. Stretch ( 28/05/2007 17:46)
zany fiffi zany lesy ka tena [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Anges_et_d%E9mons/mini-ange-q822.gif[/IMG] latsaka an-tany a !
vôdika le hira e !
mazo mihira dôôly :oops:
15. sitlo ( 28/05/2007 17:56)
ny an'i mits :-D
16. Stretch ( 28/05/2007 18:32)
nan'inn aky ny an 'i mits :?:
17. sitlo ( 28/05/2007 18:36)
le tonony tsy ao mihitsy kah, ao ao fotsiny :-D frista
18. Stretch ( 28/05/2007 18:39)
ka io nge ganagana misasa loha e !
samy manao zé saim-patany :°)
19. sitlo ( 28/05/2007 18:48)
:-D
tsy misy sans poing
20. Stretch ( 28/05/2007 18:50)
enao io wa tsy laitra mintsy , =)) iny ndray vô coupé le tsinaiko , we tsisy sans po1
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0751