Firarian-tsoa

1. lancia ( 26/05/2007 18:31)
Mirary pentecote sambatra ho antsika namana rehetra tsy an-kanavaka eto amin'ny serasera.Bizz
novalian'i mits ny 28/05/2007 21:20
2. sitlo ( 26/05/2007 18:34)
:-*:-*:-*:-*
3. nioramamy ( 26/05/2007 18:42)
:-*:-*:-*:-*
4. karinah ( 26/05/2007 18:53)
sotra lancia, :-*
5. Fiffi ( 26/05/2007 19:37)
misaotra de torak'zany koh ! :-*:-*
6. cutie ( 26/05/2007 20:47)
njy koa:-*:-*:-*
7. xxx ( 26/05/2007 20:48)
Dia mirary fety sambatra koa e!:-*
8. mits ( 26/05/2007 21:05)
:-*:-*:-*:-*
isika rehetra oo! za miandry raharaha eto @ sera2 @ io fety io fa tsy hivavaka lol
9. cutie ( 26/05/2007 21:39)
raharaha in zany :roll:
10. karinah ( 27/05/2007 06:40)
mits> hein, bedy eo fa':-D:-D:-D:-D:-D
slt! :wink:
11. Aino ( 27/05/2007 07:30)
miarahaba anareo rehetra ihany koa ny tenako!!!
dia manaova fety sambatra be!!


hiandriandry hanao namany mits koa aloha fa tssss
12. karinah ( 27/05/2007 09:19)
hihi, Aino, nahazo akama bedabe mits, zah konkoa !:lol: :wink:
13. mits ( 27/05/2007 10:01)
avy daholo ary fa ty raharaha ty mila embesana e! lol
karinah> fa manin za no bedy!! satria maditra ve?? :roll::roll:
14. mits ( 27/05/2007 10:04)
cutie> sao misy migafy eto ohatra sns...
karinah> efa masaka ve ny kaly ao @ zao fety zao somary taratara manko fa fety ny andro e! slt njy!:lol:
15. xxx ( 27/05/2007 10:42)
karinah:
hihi, Aino, nahazo akama bedabe mits, zah konkoa !:lol: :wink:
:-w:-w cf namana ve io?


16. rush ( 27/05/2007 10:54)
mirary soa e!dia misaotra!
17. tywa68 ( 27/05/2007 11:08)
misaotra lancia dia hirotsaka amintsika rehetra ilay Fanahy Masina e ! :-*:-*
18. mits ( 27/05/2007 11:14)
tywa68> enganie ka hirotsaka tokoa ee!
mba hilazao toriteny tany ampiangonana tany zay mahalala oo!
karinah> aiza njy fa otrany garde miesona :lol::lol:
19. karinah ( 27/05/2007 11:49)
:-D:-D:-D:-D:lol:inty aho mits, oui, toi madiditra de bedy!
zah tsy mahandro kaly fa tsy misy vilany be sy potion magika hanaovako anazy :-$:-$:-$, LOL !
20. karinah ( 27/05/2007 11:50)
xxx> de awona kou ny manaraka? lanin akoho angah ny fagaraka,
atôvy zé mety fa tonga zinety, euh tonga ny fety mantsy eh!LOL
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.227