Firarian-tsoa

21. mits ( 27/05/2007 11:56)
hihih> karinah ary mitovy tsika zany kou! ny ahy ndray ny kitay no mando dia aleko tsy mahandro kaly:lol:
22. karinah ( 27/05/2007 12:14)
:-D:-D:-D:-D lalina koa izany! :°), de mba nahalala nandeh nivavaka ve sa nilôzana nizesta solmaso ftsn? :lol: ;-)
23. tywa68 ( 27/05/2007 12:33)
Ilay Asan'ny apostoly no toriteny e : 2, 1-11

24. karinah ( 27/05/2007 15:01)
sotra Tywa mits! lol!
25. mits ( 27/05/2007 15:36)
karnah>za nivavaka ihany fa tara fa sao bedy eo!mhhh
sady miaraka @ solomaso ee!! lol
tywa> sotra betsaka oo:^)
26. lancia ( 27/05/2007 17:35)
azo atao ny mivavaka na tsy any am-piangonana aza ka!
27. karinah ( 27/05/2007 18:37)
mits: ay, zah tsy nandeh mintsy fa nivavaka tato an-trano nefa! :°) 8)
28. mits ( 28/05/2007 21:20)
lancia> ie! azo atao fa na dia izany aza mba mitsidika fiangonana ihany hihihih!
dia samy tratrany @ heritaona akia !!!:-*
karinah>mhhh mba andao mou mba ho any ampiangonana e!za klou kamo indray2 fa lay mifoha maraina tena mhhhh lol :-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3566