Lehilahy nanao firaisana t@ omby ka niraikitra

1. ronaldo09 ( 26/05/2007 11:41)
Ity ilay tena tonga amin’ny fitenenana hoe : « tratra ambodiomby !». Tsy nisy nahafahany niala intsony fa dia hitan’ny mpiray tanàna ilay raim-pianakaviana nanao firaisana tamin’ny ombivaviny. Niraikitra tao amin’ny ilay ombivavy rangahy ary niantsoana mpitsabo mihitsy vao afaka. Tany Andramasina tany no nisehoan’ity tantara mahatsikaiky sady mahamenatra ity, tamin’ny faran’ny herinandro teo.

Raim-pianakaviana manam-bady aman-janaka ity lehilahy ity. Fianakaviana tantsaha ry zareo ary manana omby maromaro. Toy ny fanaony isan’andro dia mandeha miandry omby rangahy ary ny tolak’andro vao miverina. Tamin’io andro io anefa, tsy nody niaraka tamin’ny omby rangahy, ny andro anefa efa niha-maizina. Nitaintaina ny tao an-trano sao notafihan’ny dahalo na nisy zavatra hafa nanjo azy, ka natao ny fikarohana. Nalefa ny fitsofana kiririoka sy ny hazolava. Samy nikaroka avokoa ny iray tanàna. Hita tokoa rangahy tao anaty kirihitra ala, somary lavidavitra ny tanàna, saingy miraikitra amin’ny ombivaviny. Nafatony ny omby ary nanao izay nataony teo izy. Nosintonin’ny olona saingy tsy afaka mihitsy. Hany herin’ny fokonolona, niantso dokotera, ka ilay mpitsabo no nanao izay tokony hatao rehetra teo vao afaka teo amin’ny ombivaviny ilay raim-pianakaviana.

Asa na efa fanaon-drangahy ity filan-dratsy amin’ny biby fiompy ity na vao sambany izao, fa dia afa-baraka tanteraka ny fianakaviana iray manontolo. Sady maharary no mahamenatra !.

novalian'i perlin15 ny 28/02/2016 21:56
2. mignone ( 26/05/2007 12:36)
film efa nandé tatsy ambadika ity e ! efa faha 3 zao :°)
3. pana ( 26/05/2007 14:36)
tantara ratsy
4. sitlo ( 26/05/2007 18:42)
faha-4 kah :-D
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46558bfd9007c
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4657cb15036c1
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46553197553b0
5. mandrak ( 26/05/2007 21:03)
ronaldo09>tena nisy ve lty io?
=))=)) mba tsy tapaka tao ary ny basy nedala ko :-D
6. mits ( 27/05/2007 17:50)
hii aiza mou no tsy ho be ronono ny omby vavy kay zao no ataony mpiandry omby kou!=))=))=))
7. Jeankely ( 28/05/2007 04:23)
Aza adino fa betsaka ny manao firaisana amin'ny biby na lehilahy na vehivavy saingy tsy niraikitra sy tsy tratra dia tsy re. Ny vehivavy lelafin'ny alika ny entana, ny lehilahy arak'io voalaza io. Nohon'ny resaka tia andranandrana ihany io. Ao ny mitsapa ny tanora, ny antitra, ny matavy sy mahia, fohy sy lava ary farany any amin'ny amboa no manarina=)). Ny vahiny indrindra no tena mpanao io ary be ny film miparitaka mikasika io. Vehivavy vazaha amin'ny aliaka, amin'ny soavaly. Hitako ihany koa ary mbola miraikitra amin'ny rindrin'ny temple any Inde izay tsy tononiko fa taloha be no efa nisy ny karazana "Porno" sy ny fanaovana firaisana amin'ny omby. Aleo koa izy ho any amin'ny omby sao io no sahaja ny fitaovampiasany.=))=))=))
8. miraymel ( 26/11/2007 06:09)
mampalahelo fa ireny anie no mahatonga an'izao aretina tsy fantampantatra rehetra izao e, "tsy mety afa-po ra_olombelona mitady be kokoa noho izay an-tanana", de le biby be tokoa no notadiaviny, :lol:
9. perlin15 ( 28/02/2016 21:56)
hahahaha ! loza ku zan
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1372