Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bogar
(
26/05/2007 06:17)
Mangataka tononkiran'i Iary "Modia amin'izay"
Mba omeo ny tononkiran'i Iary "Modia amin'izay" re ze mba mananana ny namana ato. MErci. Bogar...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2007 11:16
zizi
(
26/05/2007 05:52)
tratra ambodiomby
Slt. Ahoana ny fiheveranareo ny toy itony : filan-dratsy sa aretina sa tsy mety afa-po sa ??!!!! Tsy ampy ve ny vady aman-janaka no dia mbola tratra raikitra am-body omby indray ?
Andramasina. Lehi...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 28/05/2007 08:10
laracroft
(
26/05/2007 01:01)
Vielle fille, na VhV lany zara!!
8)8)8)Tokony eo amfiry toana eo kay ny Vhv ny atao hoe lany zara rhf tsy misy mangata-bady mintsy:?:
merci8).
...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/06/2007 03:55
mazavaloha
(
26/05/2007 00:21)
fa any eropa ohany ve no misy gasy eh ?
toa izao frantsa sy eropa izao ihany no mizaozao eto.
nefa ny frantsa dia fahavalontsika ary fahavalo anisan' ny nanao ratsy be dia be tany antanindrazana....
tohiny
novalian'i cutie ny 08/06/2007 23:22
mazavaloha
(
26/05/2007 00:15)
TSY NY AKANJO NO MAHA MOMPERA
Mahavariana dia mahavariana ary dia tena mahavariana fa,
Ny mpitondra fivavahana dia olona itokisan' ny olona, hametrahan' ny olona fitokisana ka na ny tsiambara-telo faran'izay lalina indrindra aza ...
tohiny
novalian'i marozevo ny 01/06/2007 23:16
jefra
(
25/05/2007 23:22)
Ra8 sy ny filamatra vahiny (par Phil de fer)
Marc Ravalomanana voue une grande admiration pour la Suède, le Danemark, l’Angleterre, l’Allemagne et les Etats-Unis.Pour lui, ces nations constituent à juste titre des modèles dans plusieurs d...
tohiny
novalian'i daomania ny 26/05/2007 12:40
salmo1
(
25/05/2007 23:01)
Vhv gasy!
Hataoko mifanohitra @ diniky xxx atsy @ resan-dehilahy.
Ianareo vhv gasy tena misy hilaivana azy mahintsy @ akampobehany... asa:roll: inn re no hilaivanay anareo e:?::°):-D
Mety tsara fanahy an...
tohiny
novalian'i ikalapeta ny 11/07/2007 14:10
ds
(
25/05/2007 22:38)
Adihevitra
Miala tsiny klu fa mba anome lesona kely an :-)
Amiko misy roa karazany ny adihevitra.
1) mifamatra, mikalizy : io ilay samy tsy manaiky resy fa te ho deba (sa rôla) daholo.
Tsy mitondra mankaiz...
tohiny
novalian'i wtf10 ny 26/05/2007 11:57
tess
(
25/05/2007 21:33)
amalona
Manao ahoana daholo!
mba afaka manome recettes na amalona ve ianareo na nahandro gasy io na nahandro fazaha...
misaotra mialoha! misy amalona mora be mantsy ao amin'ny magazay ao dia hararaotiko ny ...
tohiny
novalian'i Belami ny 26/04/2008 18:21
nikopol
(
25/05/2007 20:14)
Pamosavy malama hoditra
Za indray alina zay efa tratran'ny mpamosavy, nitaingenana za wa, sady novizaniny fa tena nilay eeee oh la la
merci bon dieum! danke ! bitte ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/05/2007 06:51
kanto25
(
25/05/2007 19:47)
Mangataka tononkira
Salama jiaby isika. Mba mitady ny tononkiran'i Lôla mitondra ny lohateny hoe: Alay Lakana.
Merci an'i Serasera....
tohiny
mandrak
(
25/05/2007 19:34)
akamatatra
asa ra efa enonareo ty akamatatr' ty
idray andro on' i Koto siny fianakaviany voa sakany police ka nantaniny oe "firy nareo no ao anatin' io fira io?"
de namaly Koto oé:
-zanany rao de dadany ra...
tohiny
novalian'i sonwin ny 28/05/2007 17:12
ikalapeta
(
25/05/2007 18:58)
Pamosavy!!
Bjr dol,
:twisted:ahoana kay ny hafantarana anireny pamosavy ireny??? rehefa hitanao @ alina mifanena eny izy? ny toetra ratsiny ve mety hita @ fiainany adavanandro:?:
sotra!:-*...
tohiny
novalian'i dziana ny 02/05/2008 13:55
Fiffi
(
25/05/2007 18:53)
inona zany ?
heu....asa nareo raha mba nahazo an'zany koh fa rehefa eto am sera2 zah ka mivadika dinika de misy mozika kely maneno.....??? tena mahavariana be le mozika...tsy maharitra ela fa ...10 segondra ? ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/05/2007 16:27
niryna
(
25/05/2007 18:27)
RAHOVIANA NY TEMPERATURE FAHRENHEIT SY NY CELSIUS NO MITOVY?
Rahoviana ny hafanana(temperature) Fahrenheit(F) sy ny temperature)Celsius(C) no mitovy tarehi-marika?
Marihina fa: 32 degree Fahrenheit = 0 degree Celsius
32 F = O C
...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/06/2007 05:58
xxx
(
25/05/2007 16:32)
Hanao fahagagana lehibe ny Tompo
Tsy fanaratsiana akory ity fa fitantarana ny zava-misy, mba hampandinika antsika rehetra.
Tao amin'ny fiangonana iray lehibe teto Antananarivo no nidirako indray andro. Fitiavana mba hijery ny zava...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 26/05/2007 14:58
lektsolo
(
25/05/2007 16:24)
Zava-baovao
Mba efra nandramanareo ve?Tena milay be fa mazotoa!...
tohiny
novalian'i Nickovy ny 23/08/2007 10:18
220776
(
25/05/2007 15:38)
chericheri
tiako mba ho hay ny tononkiran'i FIRMIN...
tohiny
niaro
(
25/05/2007 15:11)
dobla sento(solika)
afaka mahzo tononkira kalon'ny fahiny indrindra fa solika rehetra ; misaotra ...
tohiny
novalian'i rafara ny 01/06/2007 11:59
lapino
(
25/05/2007 15:11)
baibolista na tsia : aretina mikiky
Lasa toa dia mampiady ny baiboly rehefa jerena ny resaka nandeha tato ho ato izay. Ohatra ny mifanebaka izany daholo hoe :
- baibolista = mitady izay toko sy andininy misy ny laoka androany
- tsy ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 31/05/2007 05:27
