fa any eropa ohany ve no misy gasy eh ?

1. mazavaloha ( 26/05/2007 00:21)
toa izao frantsa sy eropa izao ihany no mizaozao eto.
nefa ny frantsa dia fahavalontsika ary fahavalo anisan' ny nanao ratsy be dia be tany antanindrazana.
novalian'i cutie ny 08/06/2007 23:22
2. xxx ( 26/05/2007 01:02)
Misy :* mila be frantsa fa aza manao an'io.
3. laracroft ( 26/05/2007 01:39)
mazavaloha> asa koa, de saskasak'izay tsy tia ny azy io koh:!: :-D
4. Fiffi ( 26/05/2007 19:44)
mazavaloha:
toa izao frantsa sy eropa izao ihany no mizaozao eto.
nefa ny frantsa dia fahavalontsika ary fahavalo anisan' ny nanao ratsy be dia be tany antanindrazana.
safidy io an !


5. xxx ( 26/05/2007 19:52)
Fa angaha ry mazavaloha rehefa fahavalo tany @ andro taloha dia handeha hiady aminy daholo ny taranaka rehetra an! Dia tsy ho tapitra mihintsy ny ady fa hiady eo foana mandrapahafaty nefa ny tena efa tsy manana fiadiana intsony no sady sahirana ka hoe ahoana hoe, ahoana? fa inona koa ity mitahiry halahelo be efa tsy tokony hotahirizina intsony???
6. Fiffi ( 26/05/2007 20:32)
zah mba gaga !
7. xxx ( 26/05/2007 23:02)
Izaho tsy naleo tena:D
8. salmo1 ( 26/05/2007 23:03)
wayy le! lasa xxx!
izaho tsy naleo tena, agamba:D
9. vahiny2004 ( 27/05/2007 08:33)
mazavaloha:

toa izao frantsa sy eropa izao ihany no mizaozao eto.
nefa ny frantsa dia fahavalontsika ary fahavalo anisan' ny nanao ratsy be dia be tany antanindrazana.



mizahozaho ahoana ?
10. Fiffi ( 27/05/2007 20:21)
inona ny tiana lazaina am-io mizahozaho io :?:
11. vahiny2004 ( 27/05/2007 20:27)
miandry valiny ô
12. Fiffi ( 28/05/2007 09:09)
mazavaloha:
toa izao frantsa sy eropa izao ihany no mizaozao eto.
azavao eh ! :roll::roll:


13. mazavaloha ( 03/06/2007 23:54)
mino aho fa maro ny miseho tsy mahay teny gasy intsony rehefa mifanena any andalana nareo. koboko zany sady itako koa hoe izay le mizahozao.
ka dia asakasakareo ihany zany io fa dia miala tsiny raha nikapoka mafy ny marina eh.
14. Fiffi ( 04/06/2007 05:45)
mazavaloha:
mino aho fa maro ny miseho tsy mahay teny gasy intsony rehefa mifanena any andalana nareo. koboko zany sady itako koa hoe izay le mizahozao.
ka dia asakasakareo ihany zany io fa dia miala tsiny raha nikapoka mafy ny marina eh.
heu....rehefa ataonao sy tsarainao tahak'zao ve ny olona tsy ho normale hiany ny hamaliany anao am teny gasy ?:roll:


15. fabirne ( 04/06/2007 09:36)
Misy mihitsy aza ny tsy te hi-se montrer hoe Gasy nefa dia hita be izao ny tarehiny.Nefa dia tsy ho vazaha jamais.
16. vahiny2004 ( 04/06/2007 10:00)
fabirne:

Misy mihitsy aza ny tsy te hi-se montrer hoe Gasy nefa dia hita be izao ny tarehiny.Nefa dia tsy ho vazaha jamais.


hi-se montrer = miseho
jamais=mihintsy

:-D:-D

mazavaloha >>> mino ahoana ianao ? Tsy mazava ?
Tsy nisy nahatsiaro voakapoka fa te hihomehy ilay zavatra lazainao no be dia be , sady efa diska gôka mantsy no tsy marina dia lasa mampihomehy sisa

:-D:-D:-D
17. Fiffi ( 04/06/2007 10:06)
fabirne:
Misy mihitsy aza ny tsy te hi-se montrer hoe Gasy nefa dia hita be izao ny tarehiny.Nefa dia tsy ho vazaha jamais.
heu...aza variana mitsara ny olona hoa eh ! tsy hitondra ho aiza koh anié zany eh ! fiainana mandalo ity ka tsy aleo hasiana :) de ampy ? :)


18. sympa ( 04/06/2007 11:03)
Fiffi :arrow: :D de ampy ka :!: :-P:-P
19. Fiffi ( 05/06/2007 05:35)
:):*
20. LazaDaddy ( 08/06/2007 04:51)
fa any eropa ohany ve no misy gasy eh ?
Eny, ka ahoana? :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1596