fa any eropa ohany ve no misy gasy eh ?

21. cutie ( 08/06/2007 04:56)
tsy menatra akory i LD mandainga lol
22. LazaDaddy ( 08/06/2007 04:59)
mba anontanio aza i mazavaloha hoe aiza koa no misy e :)
23. Fiffi ( 08/06/2007 05:33)
mazavaloha:
mino aho fa maro ny miseho tsy mahay teny gasy intsony rehefa mifanena any andalana nareo.
diso tanteraka enao....mifampitsiky aloha....


24. nikopol ( 08/06/2007 06:10)
tsy de mazava loatra ry mazavaloha fa maizina be !
ny loha mety mazava fa ny ambony maizina be :-D
25. Fiffi ( 08/06/2007 06:49)
=))=))=))=))
26. tslem ( 08/06/2007 06:56)
nefa ny frantsa dia fahavalontsika ary fahavalo anisan' ny nanao ratsy be dia be tany antanindrazana

ary mazavaloha ty aiza marina e? tsy any Frantsa?
27. tslem ( 08/06/2007 06:57)
mazavaloha:

nefa ny frantsa dia fahavalontsika ary fahavalo anisan' ny nanao ratsy be dia be tany antanindrazana


ary mazavaloha ty aiza marina e? tsy any Frantsa?



28. Fiffi ( 08/06/2007 07:12)
tslem:
ary mazavaloha ty aiza marina e? tsy any Frantsa?
hay lery any dago koh ! zay zany no mahatonga azy sy mahafantatra ny fandehan'ny aty.....


29. cutie ( 08/06/2007 23:22)
: LazaDaddy [ Valio ] 08-06-2007 06:59:04
Lohateny : Re : fa any eropa ohany ve no misy gasy eh ?
mba anontanio aza i mazavaloha hoe aiza koa no misy e

izy manontany njay ve no anontaniana lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1479