TSY NY AKANJO NO MAHA MOMPERA
1. mazavaloha
(
26/05/2007 00:15)
Mahavariana dia mahavariana ary dia tena mahavariana fa,
Ny mpitondra fivavahana dia olona itokisan' ny olona, hametrahan' ny olona fitokisana ka na ny tsiambara-telo faran'izay lalina indrindra aza dia ankinin'ny ondriny aminy.
Ny mpitondra fivavahana dia afaka manentana, mitondra, manisy saina, manoro hevitra (tsy hay na ratsy na tsara fa dia izy no mahita ny tsara sy ny ratsy), ny olona mametraka fahatokisana aminy. Hany ka dia nanana toerana lehibe ao amin' ny fiaraha-monina izy.
Inona no mampalaza ny mpitondra fivavahana izao ?
1-Ny Romana no namono an' i Jesosy nefa aiza izao ny foiben' ny fiangonanareo ? Ao Roma.
2-Maro ny ady niseho teto an-tany ary anisan' ny lehibe indrindra ary nahafaty olona indrindra ny Croisades : Fametrahana ny Rafitra Kristianina amina tany iray. Ary isaky ny ady misy dia ny Papa no manome tso-drano ny antsy, lefona ary apinga hoan' ireo mpamono olona tsy manan-tsiny.
3-Ny kofesy teneninao aminy dia ataony fihomehezana rehefa miaraka misakafo ry zareo samy mompera.
4-Maro ireo mpitondra fivavahana Kristiana efa voarohirohy tamina raharaha maloto.
5-Misy Mpitondra fivavahana izao voaroaka tao Madagasikara noho ny antony tsy mazava. Matoa tsy mazava dia tsy mazava.
6-Hatramin' izao aloha dia mbola fotsy aby no hosorany ho olo-masina fa ny mainty tsy mba holasa olo-masina izany.
Ka dia anjarantsika no mieritreritra fa raha ny amiko manokana aloha dia manaraka ny tenin' i Jeneraly aho.No sady manampy koa hoe andao re hiverina amin' ny fivavahana netim-paharazana. Io no naha izao antsika fa tsy io fivavahana vao nampidirin' ny mpanjanaka io.
Vita.
MAZAVALOHA

novalian'i marozevo ny 01/06/2007 23:16
2. laracroft
(
26/05/2007 01:47)
Rehefa tsy hiainana araka ny soratra masina ny fivavahana dia aleo tsy misy.8)
Faharoa koa dia mbola mahafinaritra ny sofina kokoa ny mahare hoe olona tsy mpivavaka anefa manao ny tsara (Le bien) fa tsy ny ratsy (Le mal), ka miombon-kevitra @ i Mazavaloha ny tenako amin'izay zavatra iray izy!8)

3. ikaretsaka
(
26/05/2007 03:43)
Ny fanontaniana kidaladalan\'ny bornes toa izao:
raisintsika amin\'ny fanontaniana mivaly fanontaniana aza e..
Tao an-tranon\'omby no nahaterahan\'i Jesosy nefa aiza izy izao?
namono olona betsaka nohon\'ny ady hafa ve ny Crusade? Ivereno jerena ny bokinao azafady!
Valio @ fo mazava ary! Mompera ve ianao? dia efa nahita mompera niaraka nisakafo angaha ianao dia tena nanao izany tokoa ve izy? sa lainga aroso fotsiny io? dia noalalanininao sy nianaranao ve ny atao hoe secret of confession?
Rehefa mpitondra fivavahana rehetra dia mety ho voarohirohy @ raharaha maloto aby fa tsy voatery ho kristianina fotsiny, misy silamo bedebe voarohirohy (resaka terrorisme fotsiny) , bodista, kominista, eny na ny mpitana ody gasy, dadaRabe, Ngovitra...
matoa tsy mazava dia azavaina ka.. andriamanitra aza nahita ny maizina niteny hoe misina ny mazava dia zavatra tsotra ohatran\'izany ve?
sa mandehana ao anaty maizina ao ary e! ataovy totondry maty jiro ao!
Betsaka be mihitsy ny olo-masina mainty ka! ary misy no nasandratra vao haingana dia misy ny efa taloha be mihitsy
Fa ianao tsy mandalina fotsiny ka
56.000 mahery ny isany fa atsipirihany no omeko anao!
Benedicte le noir ohatra http://www.catholic-forum.com/saints/saintb20.html
Saint Augustin http://fr.wikipedia.org/wiki/Augustin_d%27Hippone
Saint Cyprien
Saint martin de porres http://www.africanamericans.com/StMartinDePorres.htm
Saint Clement
Ary i Saint Marc Evanjelistra koa dia mainty raha tsy fantatrao:wink:
Raha tsy mino ka tsy afaka manontany an\'i jesosy dia Jereo ny raki tsoratra nataon\'ny olona momban\'ny fiainany:wink:
Anatra: dinidinio sy fakafakao aloha vao milaza.. fa ny zavatra resahinao sy ny argument apetrakao aza tsy mazava akory

1-Ny Romana no namono an\' i Jesosy nefa aiza izao ny foiben\' ny fiangonanareo ? Ao Roma.
Tao an-tranon\'omby no nahaterahan\'i Jesosy nefa aiza izy izao?
2-Maro ny ady niseho teto an-tany ary anisan\' ny lehibe indrindra ary nahafaty olona indrindra ny Croisades : Fametrahana ny Rafitra Kristianina amina tany iray. Ary isaky ny ady misy dia ny Papa no manome tso-drano ny antsy, lefona ary apinga hoan\' ireo mpamono olona tsy manan-tsiny.
namono olona betsaka nohon\'ny ady hafa ve ny Crusade? Ivereno jerena ny bokinao azafady!
3-Ny kofesy teneninao aminy dia ataony fihomehezana rehefa miaraka misakafo ry zareo samy mompera.
Valio @ fo mazava ary! Mompera ve ianao? dia efa nahita mompera niaraka nisakafo angaha ianao dia tena nanao izany tokoa ve izy? sa lainga aroso fotsiny io? dia noalalanininao sy nianaranao ve ny atao hoe secret of confession?
4-Maro ireo mpitondra fivavahana Kristiana efa voarohirohy tamina raharaha maloto.
Rehefa mpitondra fivavahana rehetra dia mety ho voarohirohy @ raharaha maloto aby fa tsy voatery ho kristianina fotsiny, misy silamo bedebe voarohirohy (resaka terrorisme fotsiny) , bodista, kominista, eny na ny mpitana ody gasy, dadaRabe, Ngovitra...
5-Misy Mpitondra fivavahana izao voaroaka tao Madagasikara noho ny antony tsy mazava. Matoa tsy mazava dia tsy mazava.
matoa tsy mazava dia azavaina ka.. andriamanitra aza nahita ny maizina niteny hoe misina ny mazava dia zavatra tsotra ohatran\'izany ve?
sa mandehana ao anaty maizina ao ary e! ataovy totondry maty jiro ao!
6-Hatramin\' izao aloha dia mbola fotsy aby no hosorany ho olo-masina fa ny mainty tsy mba holasa olo-masina izany.
Betsaka be mihitsy ny olo-masina mainty ka! ary misy no nasandratra vao haingana dia misy ny efa taloha be mihitsy
Fa ianao tsy mandalina fotsiny ka
56.000 mahery ny isany fa atsipirihany no omeko anao!
Benedicte le noir ohatra http://www.catholic-forum.com/saints/saintb20.html
Saint Augustin http://fr.wikipedia.org/wiki/Augustin_d%27Hippone
Saint Cyprien
Saint martin de porres http://www.africanamericans.com/StMartinDePorres.htm
Saint Clement
Ary i Saint Marc Evanjelistra koa dia mainty raha tsy fantatrao:wink:
Raha tsy mino ka tsy afaka manontany an\'i jesosy dia Jereo ny raki tsoratra nataon\'ny olona momban\'ny fiainany:wink:
Anatra: dinidinio sy fakafakao aloha vao milaza.. fa ny zavatra resahinao sy ny argument apetrakao aza tsy mazava akory
4. hery
(
26/05/2007 07:44)
mazavaloha> Ny zavatra tsy hay wah aza idirana. I Mazavaloha angaha mompera sa efa nandalo mompera?
Izaho izao tsy afaka hiteny mihitsy hoe
- Ny secret professionnel @ dokotera dia lainga fotsiny sns.
- Ny dokotera natory tany ampianarana dia tsy mahay mitsabo akory sns.
satria tsy afaka manaporofo an'ireo aho.

5. Pouna
(
26/05/2007 08:07)
...hajao ny teninao, hajao ny tenanao fa samy manana safidiny ny olona... raha tsy zakanao ny zavatra iray olana anao izany... raha provocation no tianao hatao ataovy mazava ny porofo, fa ny mpanenjika tsy alofa fa aoriana... ka mbola taraika lavitra izay manenjika...
6. Rasiligaoma
(
26/05/2007 08:16)
tsara ny miady hevitra fa raha tena mazavaloha ianao dia mba ataovy arguments convaicants sy mari-pototra no atao resaka fa tsy wawawa fotsiny
Raha izay no position anao dia tsy maninona , fa ianaro aloha sy jereo , vao manakiana

7. xxx
(
26/05/2007 08:30)
Tsy tongatonga ho azy izao fanaratsiana tsy am-piheverana an'i Katòlika izao. Hatr@ aferan'ny Sylvain U izay sy ilay Fanambarana navoakan'ny Eveka dia lasa nifantoka any @ Katòlika ny ankamaroan'ny resaka any Forum rehetra any.
Betsaka ny antony mahatonga an'izay :
mba hi-justifier-na ny fanapahan-kevitry ny Fanjakana dia diabolisé-na ny iray. @ izay takona ilay hadalana vita.
- Anisan'ny Fiangonana manana ny poids ngeza be eo @ firenena sy @ fiaraha-monina ity Fg iray ity ka atao izay hanozongozonana azy. Satria mampatahotra ny Fanjakana, indrindra ireo jadona, ny fisiany.
Eto aho mahatadidy ny témoignage-n'ilay pretra sinoa anankiray izay : raha manaiky tambazan'ny Fanjakana ny Fiangonana mba hiara-miasa aminy dia tsy kitihiny fa arovany sy ampiany aza. Fa raha manomboka tsy manaiky sy mi-critique ny tsy rariny ataony izy dia lasa fahavalony tanteraka.
Hamaranako azy: tsy fikambanan'olombelona tsotra ny Fiangonana fa mifototra any @ Andriamanitra ka izay no mbola hijoroany sy hiroboroboany. Raha hiady aminy ianao dia tadidio fa fotoana very maina, ho fatyihany ianao fa io dia mitoetra foana. Ary tsy ho azonao sakanana velively ny asany.
Ka mandiniha ihany.

8. Rasiligaoma
(
26/05/2007 09:19)
Efa averina etofoana io mandini-tena io fa mbola vitsy no mampiasa
9. ikaretsaka
(
26/05/2007 20:29)
Izay manko: rehefa manao fanamarihana na fanakianana momban'olona sy zavatra anakiray dia mila mivonona @ argument sy ny antony mazava sy marim-pototra hoe inona ny antony,
10. cutie
(
26/05/2007 22:02)
Ny kofesy teneninao aminy dia ataony fihomehezana rehefa miaraka misakafo ry zareo samy mompera.
tapaka ny tsinaiko =))=))=))=))=))=))
11. tywa68
(
28/05/2007 07:31)
Hitanao ve ny valinteny nataon'i xxx ry mazavaloha a ! tena mazava be ô ? :wink:
13. marozevo
(
28/05/2007 22:39)
Misy aretina nahazo antsika mianakavy teto amin'ny serasera, volana vitsivitsy lasa izay, dia ity : Manokatra sujet dia tsy miverina mijery izay valin-tenin'ny olona akory fa any dia tsy hita.... Amiko tsy dia mendrika loatra izany fihetsika izany.
Saiky mba tena hamaly an'ity sujet ity aho fa antony roa no tsy namaliako azy :
1 - Hitako fa efa tena mitombina ny valin-teny voalaza ao (ikaretsaka - hery - xxx sns), ka hipasoka ny efa malama ve.
2 - Ilay nanokatra loha hevitra aza tsy hita...

14. xxx
(
29/05/2007 01:15)
marozevo:

Tsy voatery hitombona daholo ireo ,eny mitovy ihany no miaraka mandoto rano.Lanjalanjao ny marina fa diso fiantefa sy marim-bilana daholo no miara-miaraka ato ka tafiditra koa ianao =))=))=))
15. ikaretsaka
(
29/05/2007 01:46)
tsy voatery mitombina 100% saingy bedebe tokoa ny manao izany!
za manokana dia tsy heo tsy hita fa mihodina eo ihany sy sahirana indraindray ka tsy afaka mamaly

16. marozevo
(
29/05/2007 23:28)
Hoy i xxx :
NY tiako holazaina amin'ilay mitombina dia hoe iombonako hevitra e... Tsy nety tokoa ny vocabulaire nofidiako, fa ny hevitra dia izay : amiko, ireo voalazan'i Hery, xxx, ikaretsaka ireo, dio iombonako.
Hoy ikaretsaka :
Tsy ianao akory no lazaiko amin'io ka... Izao fotsiny ary no anontaniako anao. Im-piry niverina teto izao i mazavaloha hatrizay nisokafan'ity lohahevitra iray ity?
Tsy voatery hitombona daholo ireo ,eny mitovy ihany no miaraka mandoto rano.Lanjalanjao ny marina fa diso fiantefa sy marim-bilana daholo no miara-miaraka ato ka tafiditra koa ianao
NY tiako holazaina amin'ilay mitombina dia hoe iombonako hevitra e... Tsy nety tokoa ny vocabulaire nofidiako, fa ny hevitra dia izay : amiko, ireo voalazan'i Hery, xxx, ikaretsaka ireo, dio iombonako.
Hoy ikaretsaka :
tsy voatery mitombina 100% saingy bedebe tokoa ny manao izany!
za manokana dia tsy heo tsy hita fa mihodina eo ihany sy sahirana indraindray ka tsy afaka mamaly
Tsy ianao akory no lazaiko amin'io ka... Izao fotsiny ary no anontaniako anao. Im-piry niverina teto izao i mazavaloha hatrizay nisokafan'ity lohahevitra iray ity?
17. tywa68
(
30/05/2007 05:29)
marozevo > afaka mamaly anie enao, mampiady hevitra fa i mazavaloha efa niova xxx e !:-D
19. rtol
(
31/05/2007 11:12)
Raha ny fijeriko aloha dia samy manana ny kilemany ny tsirairay. Tsy misy tsy tanteraka ary aoka samy handinika ny tenany avy ny tsirairay. Na izany aza anefa tsy hararaotina izay kilema fa aza menatra mangataka toro-hevitra @ namanao mba hialanao @zay toetra-ratsy zay izany heo hialanao @ kilemanao. Matetika koa anefa ianao tsy mahatsapa fa manana kilema fa namanao na ny manodidina anao izany hoe ny fiarahamonoina no mahatsikaritra izany. @zay fotoana izay mahaiza mahay manaiky sy hiova ary aza mijery arina an-tava. Ny tsikera aory na ny fitenena tsy voatery hadeha sens ratsy foana fa entina hanavaozana sy hanarenana ny tsy mety. Nefa kosa misy koa ny tsikera nataohanaratsiana fotsiny.
Izaho akory tsy manenjika mopera aho akory fa mopera moa no sujet eto dia mba milaza ny zavatra hitako aho. Ny tenako zao no efa nahita sy mahafantatra mopera manao adalana. Inona moa le adalana vitany? Miaraka @zanaky ny fiangonana amin\'io le tovovavy mbola tsy ampy taona akory 15,16,17 taona.Ary dia mahavita ny mifoaha vao mangiran-dratsy manafika ilay zazavavy kely. Angamba takatrareo sy fantatrareo ny zava-mitranga ao an-tranon\'ilay tovovavy. Tsy mopera rehetra anefa no manao izany, nefa kosa raha dinihana sy adiadiana ilay ohabolan-drazana 1 izay dia hoe : \"Rano iray siny tsy mahaleo ny fandoto 1 tandroka\"
Hamaranako azy dia izao raha fantatrao ny hadalan\'ny olona iray na ny namanao io na fianakavianao na olom-patarao na ny mpiara-monina aminao, AZA HENJEHANA AMIN\'IZANY IZY FA AMPIO TOROY HEVITRA NY MBA HAHAFAHANY @ZANY TOETRA RATSINY IZANY
Mirary soa

20. ikaretsaka
(
01/06/2007 04:46)
firy koa moa ny pasitera manao izany?
fa marina koa io teny io hoe raha tena mpivavaka, aza henjehina fa teneno sy ahitsio izya manao ny tsy mety