Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
salmo1
(
23/05/2007 12:30)
¿ Aiza ny UN EURO? ¿1€?
* Nisy 3 lahy niditra Bar, samy nitondra 10€ avy izy telo lahy... totaliny 30€.
* Ny lanin'izy telo lahy tao @ lay Bar, totaliny 25€.
* 30€ ny vola napetrak'izy telo lahy teo ambony lat...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/05/2007 17:59
infinity
(
23/05/2007 11:43)
Fari-pahaizana
Tonga tao @ centre fitsaràna miaramila ity ranamana:
- Kapiteny: Iza ny anarandrangahy?
Rabevomanga mon kapiteny!
-Kpt: Firy taona? sns...
Dimy amby telo mon kapiteny....
-Kpt...
tohiny
novalian'i kiadi ny 27/05/2007 08:49
fanaina
(
23/05/2007 11:17)
aiza?
masoko ve no tsy mahita, sa i fasaly no tsy tazana?:(...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/06/2007 15:01
fanaina
(
23/05/2007 11:10)
sipa mapijaly bandy!!
ey izaho t@ taloha t@ 11-14 ans teo pampijaly bandy, izany hoe tsy mampijaly @fitiavana ankory " mbola tsy nahay any izany" fa ilay mampijaly mamono sy mamely any daka!!
de tahaka ny hoe nafinaritr...
tohiny
novalian'i fanaina ny 28/05/2007 16:53
fanoly
(
23/05/2007 09:36)
HIRAHIRAKO
SAO MBA MISY MANANA NY TONON4NY HIRAHIRAKO AN'NY ramaroson wilson , mba mangataka raha misy e!! de misaotra mialoha o
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/05/2007 17:01
xxx
(
23/05/2007 08:37)
kaly be
Ahoana kay ny fanaovana rhum misy coco? Efa nandeha ity resaka ity fa tsy nalaiko ilay rohy kanjo tsy tadidiko akory ny fanaovana azy....
tohiny
novalian'i dongadonga ny 10/06/2007 11:31
soanja
(
23/05/2007 08:36)
Anganon'ny Ntaolo
Izay mahay zany mba mametraka eto.
ANGANON'NY NTAOLO
NY SAHONA SY NY LAMBO
Fahiny elabe hono tafahaona ny sahona sy ny lambo, ka nifampitantara sy nifampiady karajia, sady nilaza ny toa teo s...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2007 06:10
Fiffi
(
23/05/2007 08:29)
Namosavian’ilay mpiasa izy mianakavy hanambadiany ny raim-pi
ANKADINDRAMAMY. Tsy maha lehilahy na maha vehivavy ity fitsiriritana ity. Mahavita zavatra tsy hain’ny saina eritreretina ny olona sasany.
Namosavian’ilay mpiasa izy mianakavy hanambadiany ny r...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/11/2007 08:00
Fiffi
(
23/05/2007 08:18)
Mpanohitra ve ny katolika ?
Io ary ilay efa nampoizina. Miankina amin’ny fanazavan’ny fanjakana, ny mety hampitohy na tsy ny fiaraha-miasan’ny katolika amin’ny fanjakana, io no namaranan’ny fikambanan’i Eveka eto M...
tohiny
novalian'i lamie ny 30/05/2007 16:15
Jeankely
(
23/05/2007 06:33)
Fitiavana tanindrazana hafahafa
Raha tafaresaka tamin'olona vahiny aho dia izao no mba fahitany azy ka mba zarako. Ianareo hoy izy tsy lasa alavitra satria "tsy ampy zavatra maro ary tsy nandalo zavatra maro ka ny ady antrano sy ny ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/05/2007 13:33
beza
(
22/05/2007 23:19)
ANDRO FIARAHA MIVAVAKA MANERANTANY
Salama Tompoko
Ny 27 Mai izao dia andro hirahan'izao tontolo izao hivavaka ho an'ny tanindrazana.
manasa antsika hiray vavaka main'izany andro izany, tsy manavaka finona na fingonana ary n'aiza na a...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/05/2007 02:57
dezaka
(
22/05/2007 22:35)
billet mahaleo 2 Jiona amidy fa tsy afaka hijery
Manao ahoana daholo e! Manana billets 2 amidy za @ ilay Mahaleo @ 2 Jiona fa tena tsy afaka tampoka. Manorata amin'ny misitery@yahoo.com raha mety....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/05/2007 20:40
pitsy
(
22/05/2007 22:00)
tonon'ny " Fitiavanin'i Neny "
Sao misy manana ny tonon'ilay hiran'i Bodo hoe " Fitiavan'i Neny ", dia misaotra mialoha e....
tohiny
novalian'i veromahefa ny 23/05/2007 10:29
ikaretsaka
(
22/05/2007 20:44)
Hono ho a/ fangatahana tononkira
Tsy natokako ho an'ny Katolika ihany ity fa ho an'izay nanao azy na sendra mahay azy:
T@ mbola papoose kely taloha be, ka mpianatra katesizy na mpianatra tany amin-dry mompera na frera na masera t...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 26/05/2007 03:56
rakaroka
(
22/05/2007 20:37)
Toerana fihaonam-pirahalahiana serasera éààè
[quote]http://www.base-loisirs-creteil.fr/[/quote]...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/06/2007 20:46
sariaka
(
22/05/2007 15:26)
Hira audio mp3 na wma
Hono ho aho, sao mba misy mahalala sites na blog hahafahana mihaino hira malagasy mp3 na wma aza tsy maninona. Mba hanalana azy e, mitsotsotra dia mba mankafy eo e na dia tsy azo telecharger-na aza ts...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/05/2007 10:09
princesseN
(
22/05/2007 13:46)
vehivavy ono.....?
ny vehivavy ono de:
_fanaka malemy
_mora voadona
_kely saina
_tsy tsara mintatana satria tsy izy ono no lohan'ny fiankams e!
de ina koa no zavatra hafa mety hilazana anay vhv tsisy ratsy2 koa2 no...
tohiny
novalian'i princesseN ny 18/07/2007 14:09
pimaso
(
22/05/2007 13:44)
menaka ?!?
tsy hita eny antsena intsony,
dia ahoana Ramatoa isany no atao?
eny @ grande surface misy importée fa lafolafo,
;-)...
tohiny
novalian'i bazylou ny 17/06/2007 00:09
Aino
(
22/05/2007 13:38)
maha tsara azy ve izany?
izaho mahare faona hoe raha miady na mifamaly na pinamana io na mpifankatia sns dia vao maika maha tsara ny fiarahana, nefa misy pifankatia mbola tsy nifamaly mihintsy na dia a aza fa tambitamby faona...
tohiny
novalian'i arialy ny 15/06/2007 10:35
princesseN
(
22/05/2007 12:48)
ono oa?
iza zao no efa nifankhita tato e!:lol:
nifankahita mivantana an!de ohatra oe lasa niaraka avy eo!na lasa mpinamana be mintsy,...:)
za mantsy isaky ny manao fotoana @olona ato de tsy mety mint...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 29/05/2007 07:49
