Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i princesseN, milahatra araka ny daty
princesseN ( 22/01/2009 16:12)
tsisy hvtr mints!!!
fa nga d tena tsisy hvtr mints nareo lhl reto eh!!!aiza ko babangona b le resa-dehilahy loza zany marina,na d hifosa anay vhv aza v da tsisy mints!!!!! :-D :-D :-D :-D :lol: :lol: :lol: ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 24/01/2009 00:15
princesseN ( 03/05/2008 16:11)
tsisy namana vao2...!
f'angah kay r'zareo tsisy namana vao2 ntsony no ela b tsisy manoratra ato? :? sa misy fa ts makaty ntsony e!mb tinay ho fantatra nge nareo r'vao2 ra misy eh! :) ... tohiny
novalian'i sonibi ny 28/08/2008 09:02
princesseN ( 07/01/2008 14:13)
bonne année ô!
angamba mbola tsy tara za ô!de" mirary soa indrindra antsika rehetra eto @ serasera na dago na any am-pita hitondra ny soa sy ny tsara anie ny taona vaovao fa ho lasan'iny taona 2007 iny avokoa ny ra... tohiny
princesseN ( 25/08/2007 08:56)
tiako ianao!
je t'aime tiako ianao I love you ...... azo ilazana zay am-po @ olon-tiana,ny vady azo lazaina fa porozom-pitiavana ihany koa ... tohiny
novalian'i diffordi ny 22/10/2007 11:03
princesseN ( 20/07/2007 15:32)
raha hanasa hisakafo!
sao de mba hisy hanasa ahy hisakafo ihany nareo 1andro any!de saucisse atao laoka de zay fangarony ataona reo fa tiko dôly!zany kory tsy midika oe tsy hihinana aho ra zvtr hafa fa mihinana fôna zà ... tohiny
princesseN ( 19/07/2007 09:04)
nankaiza
otran'ny tsisy olona mintsiny ato!fa nankaiza dôly:-w... tohiny
novalian'i miou ny 05/08/2007 13:19
princesseN ( 19/07/2007 08:17)
mihome
=))=))=))=))=))=))=))=))hihihihihihihihi!... tohiny
princesseN ( 22/05/2007 13:46)
vehivavy ono.....?
ny vehivavy ono de: _fanaka malemy _mora voadona _kely saina _tsy tsara mintatana satria tsy izy ono no lohan'ny fiankams e! de ina koa no zavatra hafa mety hilazana anay vhv tsisy ratsy2 koa2 no... tohiny
princesseN ( 22/05/2007 12:48)
ono oa?
iza zao no efa nifankhita tato e!:lol: nifankahita mivantana an!de ohatra oe lasa niaraka avy eo!na lasa mpinamana be mintsy,...:) za mantsy isaky ny manao fotoana @olona ato de tsy mety mint... tohiny
princesseN ( 19/04/2007 17:44)
za tsy mivaky loha zany!
tia ahy izy tsara ,tsy tia azy de zay zany e!ina moa no azo atao @zany eo!:-D:-D... tohiny
novalian'i sitlo ny 18/07/2007 15:41
princesseN ( 20/03/2007 11:59)
zà vaovao fa mitady namana
slt daholo! mba mila namana reto za a!:roll:n'iza n'iza mintsiny fa tiko daholo.:-D:-DMba valio ry reto a:!::!: ... tohiny
novalian'i marsvao ny 17/08/2007 21:38
princesseN ( 19/03/2007 17:03)
inona no mety hanakana ny fitiavana?
aminareo ve ny taona sa ny firazanana sa ny finoana sa ny harena sa inona no mety hanakana ny olon-droa tsy hiaraka sy tsy hifankantia?(l)(l)(l) ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0221