tsisy namana vao2...!

1. princesseN ( 03/05/2008 16:11)
f'angah kay r'zareo tsisy namana vao2 ntsony no ela b tsisy manoratra ato? :? sa misy fa ts makaty ntsony e!mb tinay ho fantatra nge nareo r'vao2 ra misy eh! :)
répondu par sonibi le 28/08/2008 09:02
2. yonikafopl ( 03/05/2008 16:35)
:wink:
3. sipagasy ( 03/05/2008 16:49)
ary naninona akia no nitsiky nitongilana injiko cousine e! hihihih

princesseN ann ka rehefa tonga ato anie akia dia manjary efa lasa namana taloha injay e!!!

mazotoa e! :-* :lol:
4. xxx ( 03/05/2008 18:19)
ka ny tena namana vaovao tsy dia misy firy angambany fa ny mpiova ps no betsaka miditra dia tsy mankato tsony ry zareo :-D :-D :-D :-D :-D
5. yonikafopl ( 03/05/2008 19:21)
cousine hihihihih pihako maso i princesse akia aaa,
manaova otran nataoko taloha tam za vo niditra raha te hahafantatra ny vaovao, nena reny olona vaovao reny de anoratako ataoko tonga soa doly hihihihihihih , fa avy eo za tsy naharaka tsony de najanoko fa sady enao manao tonga so anjareo tsy mahazo valiny akory nefany :)
6. tlay ( 04/05/2008 00:42)
marina anki zany an! :-D :-D :-D :-D
7. Veloo ( 04/05/2008 02:02)
xxx [ Valio ] 03-05-2008 20:19:24
Lohateny : Re : tsisy namana vao2...!
ka ny tena namana vaovao tsy dia misy firy angambany fa ny mpiova ps no betsaka miditra dia tsy mankato tsony ry zareo


tena volazanao mihitsy ka :wink:
8. ainaheri ( 04/05/2008 06:30)
xxx:

ka ny tena namana vaovao tsy dia misy firy angambany fa ny mpiova ps no betsaka miditra dia tsy mankato tsony ry zareo :-D :-D :-D :-D :-D


hihihi eka ouzy!!
D tena tsy hita marina ané ry zareo vao².... eee :-D :-D :-D
9. xxx ( 04/05/2008 08:00)
inona moa no blem ny mpiove ps na dia manana ps 100 aza izy rehefa tsy entinao hanaratsina oul eto @ sera ny fanany ps maro gratosy io ko zay tiny hany fa ratsy fotsiny hoe miditra enao dia sady mamely ary @ sary no manao befiavy aty @ forum, iny ratsy iny :roll: avy eo @ izay rehefa tratra ny polisy ra_farahy sy ra-faravavy na mandroaka tena ato @ sera na voaroka ny chef tsotrizao :^) :^)

fa zao koa alo ny mpanao xxx koa ndray andro any mbola hisy hidiranandro iny manao hoe TSY LAZAINA iny hony kay nivadika ny rasa fa ny ps no niseo zay vo tena hoe niseo ny yta nafena kle

ny mpiteny @ io manao xxxx fa ca va koiiiii :^) :^) :^) :^)
10. yonikafopl ( 04/05/2008 08:55)
:evil: :-D :-D
11. milaibe ( 04/05/2008 10:55)
le namana vao2 refa tsara ny andro d misy prog foana ,raha tsy handany andro eto foana ve ,mitondra ny ankizy mitsangatsangana fa mitsidika tsindraindray fa telefona ntsinona no miasa lol
12. ainaheri ( 04/05/2008 12:27)
xxx:

inona moa no blem ny mpiove ps na dia manana ps 100 aza izy rehefa tsy entinao hanaratsina oul eto @ sera ny fanany ps maro gratosy io ko zay tiny hany fa ratsy fotsiny hoe miditra enao dia sady mamely ary @ sary no manao befiavy aty @ forum, iny ratsy iny :roll: avy eo @ izay rehefa tratra ny polisy ra_farahy sy ra-faravavy na mandroaka tena ato @ sera na voaroka ny chef tsotrizao :^) :^)

fa zao koa alo ny mpanao xxx koa ndray andro any mbola hisy hidiranandro iny manao hoe TSY LAZAINA iny hony kay nivadika ny rasa fa ny ps no niseo zay vo tena hoe niseo ny yta nafena kle

ny mpiteny @ io manao xxxx fa ca va koiiiii :^) :^) :^) :^)


Miombokevitra zato isan-jato,ary mbola hisy afabaraka kou reo fa ndray andro i AAAA no anontanina d i BBBB no mamaly :-D :-D :-D :-D
13. yonikafopl ( 04/05/2008 14:55)
re :evil: :-D :-D
14. foosa ( 20/06/2008 08:16)
akory aby za le namana vao2 be mahintsiny vao nihiditra vao haingana, mahafinaritra ny miserasera fa dia mazotoa soa amantsara daholo
15. sonibi ( 28/08/2008 09:02)
koukou za zao vaovao de aona za ary tsisy mamaly akory nefa za ary mitady olona hiresahana ok valio ragah za fa sonibi niy anarako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2852