ono oa?

1. princesseN ( 22/05/2007 12:48)
iza zao no efa nifankhita tato e!:lol:

nifankahita mivantana an!de ohatra oe lasa niaraka avy eo!na lasa mpinamana be mintsy,...:)


za mantsy isaky ny manao fotoana @olona ato de tsy mety mintsy le fotoana!:lol::lol:mampme be e!sa aona oz iz nareo @zany!
2. sitlo ( 22/05/2007 12:57)
:arrow:
3. sympa ( 22/05/2007 13:22)
:-D:-D:-D:-D
mpme be aloa eh :!:
Raha izany marina no mitranga de otri'ny milay ihany ka :!: :°):°):°);-);-);-)=D=D=D=D=D
4. Aino ( 22/05/2007 13:33)
Mpandefa : princesseN [ Valio ] 22-05-2007 14:48:33
Lohateny : ono oa?
iza zao no efa nifankhita tato e!
raha nihaona taminko dia tsy voatanisa hintsony, iznay hoe tsy tadidy ny anarany!:°) fa lasa pinamana be mihintsy na lhl na vhv
5. princesseN ( 22/05/2007 13:53)
de iza no lasa nifankatia avy eo?
6. rebecca ( 22/05/2007 14:35)
betsaka ka!fa nivadika daholo ny rasa rehefa nihaona:
- ny noheveriko ho sipako lasa tsy tiako
- ny tiako lasa tsy tia ahy
- ny namako lasa tiako
- ny sasany nodifiako
7. rush ( 22/05/2007 15:07)
Aino:
raha nihaona taminko dia tsy voatanisa hintsony, iznay hoe tsy tadidy ny anarany!:°) fa lasa pinamana be mihintsy na lhl na vhv
aiza koa no misy an'izany hoe lasa mpinamana be mihintsy ianareo na lahy na vavy nefa tsy tadidy ny anarany?mba mitombona ve izany?


8. amoureuz ( 22/05/2007 16:34)
za mieritreritra oe ra via net de vitsy no tena oe mifankatia na de nifakahita aza,zay ny ahy ny remarque-ko.Zany oe miaraka fa tsy de maharitra sady tsy lalina fa ndraindray terena oe iaraka satria oe miaona de tohizatohizana eo ny fihaonana sns
9. booboo ( 22/05/2007 16:48)
Efa nisy² ihany ny efa nifanabe maso tamiko (kamo zà hitanisa hoe iza aby). Mahafinaritra aby sady tena namana tokoa izy aby aby.
10. heribe ( 22/05/2007 16:49)
afaka ny ho mpinamana age isika rehetra é
ohatra hoe afaka manao fotoana dia miaraka
sa ahoana hy ianareo
11. heribe ( 22/05/2007 16:49)
afaka ny ho mpinamana age isika rehetra é
ohatra hoe afaka manao fotoana dia miaraka
sa ahoana hoy ianareo
12. xxx ( 22/05/2007 20:23)
izaho mbola tsy nifankahita t@ olona tato ary tsy maika satria sao dia ho diso @ heritreritro raha mahita olona ato aho, dia aleoko @ izao ihany. Sady tsy mivaky loha ny tena marina e!
13. Fiffi ( 22/05/2007 20:59)
hummm.....zah zao hifankahita am namana maro2 hiany am le spéct Mahaleo à l'Olympia ! :) tsy andriko ery.....:)
14. xxx ( 22/05/2007 21:07)
bof!
15. andry08 ( 22/05/2007 21:08)
de bif bof!
16. sympa ( 22/05/2007 21:09)
heribe -> de aiza ny fotoana no atao, de ahoana ny fomba hifanenana :?: De ahoana ny atao ry Fiffi raha ny fotoana aty dago :?: 8-)
17. diamondra27 ( 22/05/2007 22:19)
za aloha efa nifankahita de za koa manana namana mahafinaritra be ato e!lahy sy vavy
:-*:-*:-*
fa ny fitiavana no lehibe indrindra...

18. cutie ( 22/05/2007 22:29)
mahafinaritra ny fihaonana fa refa misy occasion de ataovy e :lol:
19. najah ( 22/05/2007 23:42)
hummmm...

tsy aleo lavitra ve mahita anareo ato toy izay "en chair est en os" fa sao de maro eo koa ny hoe sao de diso fampanantenana ??
20. sitlo ( 22/05/2007 23:53)
"en chair est en os" :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3696