ono oa?

21. rapala ( 23/05/2007 08:07)

tsy aleo lavitra ve mahita anareo ato toy izay "en chair est en os" fa sao de maro eo koa ny hoe sao de diso fampanantenana ??

misy fahamarinana ihany io ka satria ny expectation ny tsiray-1 avy samy hafa:)
22. mamzelkely ( 23/05/2007 10:12)
za klou efa nifanena ee ary ny ankizy iray ato aza zao lasa namako be kouny mo ôôôôô:lol::-*:-*

zay nifanena tamiko rht nahafinaritra ahy daholo :wink:
23. fanaina ( 23/05/2007 11:20)
Mpandefa : rush [ Valio ] 22-05-2007 17:07:05
Lohateny : Re : ono oa?
Hoy i Aino:
raha nihaona taminko dia tsy voatanisa hintsony, iznay hoe tsy tadidy ny anarany! fa lasa pinamana be mihintsy na lhl na vhv

aiza koa no misy an'izany hoe lasa mpinamana be mihintsy ianareo na lahy na vavy nefa tsy tadidy ny anarany?mba mitombona ve izany?
tsy ny rehetra anie no tadidiko hoe!! fa maro no tadidy!!:-P fa aleo tsy miteniteny.
24. Rasiligaoma ( 23/05/2007 12:22)
princesseN:

iza zao no efa nifankhita tato e!:lol:

nifankahita mivantana an!de ohatra oe lasa niaraka avy eo!na lasa mpinamana be mintsy,...:)


za mantsy isaky ny manao fotoana @olona ato de tsy mety mintsy le fotoana!:lol::lol:mampme be e!sa aona oz iz nareo @zany!


Raha ny nihaona dia tsy voatanisa intsony, ary misy tsy ampoizinao mihitsy izy rehefa mifanena aminao,
ohatra hafa koa: ankamaroan'ireo any @ dinika manokana ireo (ry zareo samy avy any Antsirabe ohatra) dia teto no nifankahalala, kay samy mpiara mianatra taloha, na iray tanana taloha, dia rehefa mihaona any Antsirabe dia nahafinaritra tokoa
moa ny lasa mpisipa misy ato
misy aza ny ho lasa mpivady koa:*
misy ny nifampiteraka mihintsy aza:-* (mivadia @ izay)
25. Fiffi ( 23/05/2007 12:50)
"Fiffi":
hummm.....zah zao hifankahita am namana maro2 hiany am le spéct Mahaleo à l'Olympia !:) tsy andriko ery.....:)[/quote="xxx"]bof!
:-w:-w fa bof ahoana ?[quote="andry08"]de bif bof!
:-w:-w heu...de bif bof zany koh ! fa mino zah fa ireo namako tena faly am io fifankahitana io......
26. sympa ( 23/05/2007 15:06)
najah:

hummmm...

tsy aleo lavitra ve mahita anareo ato toy izay "en chair est en os" fa sao de maro eo koa ny hoe sao de diso fampanantenana ??


=))=))=))=)) mpme marina :!: :-D:-D:-D Tsy holatsaka doly ve ny ratsatanana raha ohatra ka hifandona kely rehefa hifanena kle :!: :-D:-D:-D
27. rapala ( 23/05/2007 15:10)
sympa: mety tsy ny ho ratsatanana ihany no holatsaka fa hatramin'ny rarakivy ihany kou an:-D:-D
28. Fiffi ( 23/05/2007 20:35)
najah:
hummmm...

tsy aleo lavitra ve mahita anareo ato toy izay "en chair est en os" fa sao de maro eo koa ny hoe sao de diso fampanantenana ??
heu....ny hialana an'io angamba de aleo kalou hoe hita am webcam le namana ? :roll::roll:


29. Fiffi ( 23/05/2007 20:37)
de bif bof zany hono ozy ny sasany....de rehefa zany de aleo marina tsy mifankahita .......:-w:-w:-w
30. Stretch ( 23/05/2007 20:41)
za ko klou efa nahita ray fa tsy te hierika trony trony , fay be mintsy a :{ :{ :{
tsy nisy n'inn n'inn fa hafahafa beuuuuuuuu ! 8O
31. sympa ( 23/05/2007 23:03)
Fiffi -> menatra be ao rehefa mampiasa webcam kle :oops::oops: :-D:-D:-D

Stretch :arrow: Nga nahita "un os est-un chair" de tounde nitsoka be mitsy zany ve :?: 8-) :-D:-D
32. nathie86 ( 24/05/2007 07:57)
za ndray d mbola tsy naita en chair et en os mintsy aloha eh.
manin ra asiana recontre entre serasera e :lol::lol:
33. xxx ( 24/05/2007 08:29)
Stretch:
za ko klou efa nahita ray fa tsy te hierika trony trony , fay be mintsy a :{ :{ :{
tsy nisy n'inn n'inn fa hafahafa beuuuuuuuu ! 8O
hatraty io fa tena mampitsaoka matanjaka e!


34. sympa ( 24/05/2007 12:54)
nathie86 :arrow: Aiza manandrana fa sao lasa mitsoaka matanjaka eo ko enao :-D
35. Fiffi ( 24/05/2007 13:51)
sympa:
Fiffi -> menatra be ao rehefa mampiasa webcam kle :oops::oops: :-D:-D:-D
humm.....fa ahoana akia ? :):-*:-*:-*


36. ari.malala ( 24/05/2007 14:10)
za efa nihaona t@ namana tato, maromaro iany izy ireo ka! misy tena lasa namako be mintsy, kouny moa ôôôô;) tadidindry v aky faraparan'ny volana mai toy izao t@ 2005?:-*:-* d misy koa ny nandefa fanomezana ho ahy t@ izaho niteraka ny zanako farany teo:-*:-*, de ... betsaka e! mahafinaritra daolo ny namana :-)
37. sympa ( 24/05/2007 22:47)
Fiffi --> sao de hitanao ny tolako rehetra lol :-D:-D:-D:-D
38. nathie86 ( 25/05/2007 07:08)
xxx-> fa manin ki no mampitsoaka:roll:
sympa-> fa manin kay:roll:
39. lancia ( 25/05/2007 07:28)
cutie:

mahafinaritra ny fihaonana fa refa misy occasion de ataovy e :lol:



za te hahita andry
40. xxx ( 25/05/2007 07:34)
misy aza ato mbola tsy nihaona mihitsy nefa efa manao projet hivady, hihihi. Izany hoe le vhv efa lasa any dago de mipetraka @ rafozana mo le lhl mbola aty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2883