ono oa?

41. Stretch ( 25/05/2007 07:50)
sympa:
Stretch Nga nahita "un os est-un chair" de tounde nitsoka be mitsy zany ve



nampalahelo a mintsy io ol io tena nanao voyazy lavitra be mintsy izy an !
niara nisotro kafé klou zany ny progany.
de avy eo nijery tanana taty amiko io,
ouuuuuu !
ny a ko moa mba te hanandrana zavatra vavao e !
hoe aôna zany mahita ol , mifankahazo resaka be de atao hita refa avy eo, lay resaka teto am serasera amn'io tsisy nifandraisany mintsy an !
tsy niady tam piesiko ,

tsy we za nitady inn fa le mba hoe : nilay le fifanalana teto e !
kay kay kay , tsy manao tsony a !

nefa asa anefa ,
42. nathie86 ( 25/05/2007 07:51)
:-D
43. Stretch ( 25/05/2007 07:53)
mimé fotsiny ndry ry nathie an !
aiza ary ny fotoana ra hiaona tsika anandraman-dry azy,
apisehoko andry ny tôlako :°)
44. mamzelkely ( 25/05/2007 07:54)
ari nafotak amit sle fifidianana lasary avant le izy inn toko mo le daty 31 mai ee:lol:

ie marina ny anjy ry ari nisy namana aza mbola ts hitako akory fa efa nifanerasera be tamiko efa ho heritaona mahery zay de las aminamana be amiko ko zao de miandry zay atongavany zay zao de hanaoi feuty beuuuuuuuuuuuu:wink::-*:-*:-*:-*:-*
45. sympa ( 25/05/2007 08:40)
mamz :arrow: Anao fête d'hallowin sahady nga :?: :-D:-D:-D:-D:-D
46. ari.malala ( 25/05/2007 11:24)
mamzelkely> :-D:-D:-Dle tao am planete v?;) d nande daolo amzay ny fitantarana secret rehetra ;) tsaroandry?:-D:-D:-D
47. mamzelkely ( 25/05/2007 12:48)
:-D:-Die tsaroko tsara mitry reny andro reny y a 2ans iny ry kala hihihihi:-D:-D

sympa hihi ts halloween ka hita eo ihany:-D:-D
48. ari.malala ( 25/05/2007 13:50)
mamzelkely, fa tsaroako amzay le resaka lasary rikala a;):-D:-D:-Dherintaona toy izao koa! ary tadidindry le naka sary anle bb kangoroo?:-D:-D:-D
49. sympa ( 25/05/2007 13:53)
nathie86 :arrow: Sao de ahita olona tsisy nofitra eo enao kle :-P :-D:-D:-D:-D

mamz---> 8O8O de ho fête des morts ve zany kle 8-)8-)8-) :-D:-D:-D:-D
50. Fiffi ( 27/05/2007 16:35)
humm....
51. ari.malala ( 29/05/2007 07:49)
manin no humm fts ry Fiffi? :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5582