Fari-pahaizana

1. infinity ( 23/05/2007 11:43)
Tonga tao @ centre fitsaràna miaramila ity ranamana:

- Kapiteny: Iza ny anarandrangahy?

Rabevomanga mon kapiteny!

-Kpt: Firy taona? sns...

Dimy amby telo mon kapiteny....

-Kpt: (sady mameno fiche de renseignement ihany)..inona avy ny "Fari-pahaizana" ananan-
drangahy??

Rabevomanga: sady naka bahana tsara ranamana:

CEPE....

BEPC...

BAC....

BTS...

LICENCE...

Ra-kapiteny etsy manoratra ihany

MAITRISE....

DOCTORAT....

....IREO REHETRA ireo..... tsisy "ananako daholo"! :-D:°)



novalian'i kiadi ny 27/05/2007 08:49
2. kelly13 ( 23/05/2007 12:02)
hahahahaha
3. Imahaka ( 23/05/2007 12:13)
:-D
4. karinah ( 23/05/2007 12:35)
any zaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaany =))
5. Fiffi ( 23/05/2007 12:45)
infinity: de mba tsy nitraka akory ve ny lohan'le kapiteny rehefa nanonona an'reo izy alohan'nilazany hoe "tsy misy ananako" ? :-D:-D:-D:-D
6. xxx ( 23/05/2007 12:50)
=))=))=))=))
7. mamzelkely ( 23/05/2007 13:18)
:-D:-D:-D
8. nanoukely ( 23/05/2007 13:37)
=))=))=))=))=D=))^:^ bis éééééééééééééééé
9. mandrindra ( 23/05/2007 18:31)
:-D:-D:-D nivonto ny oron'i kapiteny amin'izany
10. pissoa ( 23/05/2007 18:50)
=))=))=))=))=))
11. mengoty ( 23/05/2007 19:22)
:-D:-D:-D:-D
12. tynah ( 23/05/2007 20:39)
hita mintsy hoe ravomanga no hanontaniana
13. mandrak ( 23/05/2007 21:15)
=))=))=))=))=))=))
14. sympa ( 24/05/2007 00:34)
=))=))=))=))=))=)) :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
15. ikalakintina ( 24/05/2007 10:44)
any zany:-D:-D:-D
16. johnnyandri ( 24/05/2007 11:44)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=))=))=))
17. mandrindra ( 25/05/2007 12:06)
ary iza ary no anaran'ilay kapiteny? sao dia hoe i ramangahazo
18. nathie86 ( 25/05/2007 12:39)
anti stress mintsy ty hatsikana sy lalao ity r'reto ka:-D:-D:-D:-D
19. kiadi ( 27/05/2007 08:49)
zay ve nathie86 vô mimé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2744