Liste des messages
Liste des messages, inserés par infinity, par ordre de date
infinity
(
23/10/2008 17:53)
SOIREE 6ème ANNIVERSAIRE NAMANA.SERASERA.ORG (PARIS 2008)
[u][b]SOIREE 6ème ANNIVERSAIRE NAMANA.SERASERA.ORG (PARIS 2008 )[/b][/u]
Amin-kafaliana hatrany no hanasàna ny NAMANA REHETRA eto Frantsa sy ny maneran-tany ho tonga amin'ny fety fankalazàna ny ...
suite
répondu par kotobekibo le 17/11/2008 22:00
infinity
(
01/12/2007 10:48)
Réveillon 2007 à Paris
L'association MADAGASCAR PARTENARIAT vous présente:
[center] "[b][color=red][size=13px]LE BAL DU REVEILLON à PARIS[/size][/color][/b]"[/center]
Le [b]31 Décembre 2007[/b] de [b]21 heures à l'...
suite
répondu par tsikih le 30/12/2007 18:32
infinity
(
09/11/2007 17:44)
Soirée SERASERA @ 24 nov: fanazavana fanampiny
Efa voapetraka ny fandaminana isan-karazany ka raha fintinina tsotsotra dia toy izao:
- Ny isan'ny toerana ao @ restaurant "MON TANA" dia voafetra ho [b]150[/b] >> koa entanina izay mbola hisorat...
suite
répondu par sipagasy le 25/11/2007 15:53
infinity
(
26/09/2007 09:48)
Be Fanontaniana ??????????????????????????
Nisy tovolahy tsy nahatoky ny tenany ho "VIRILE" ka dia nikasa ny hanao test de virilité -ny spermatozoïdes-ny.
Rehefa vita ary ny fanangonana ireo tsirin'aina dia niandry ny valiny ny tovolahy.
T...
suite
répondu par Bafota le 04/01/2008 17:09
infinity
(
21/06/2007 22:24)
DAHALO -
Alina ny andro. Niakatra an-tanàna ny andiana "DAHALO". Nipoapoaka ny basy...nirefodrefotra izay tsy izy!
Ny fokonolona etsy andaniny samy natahotra avokoa ka nisitrika tsirairay avy tany antranony!...
suite
répondu par sympa le 27/06/2007 22:54
infinity
(
19/06/2007 11:51)
2m80
Nisy mpitondra kamiô sy ny mpanampiny izany niaraka niasa indray alina.
Tonga teo anoloan'ilay Tunnel misy famantarana hoe ...
suite
répondu par ktsif le 11/07/2007 15:16
infinity
(
04/06/2007 16:29)
Soirée: Fete de l'indépendance, Fete de la musique...Paris
Miarahaba!:D
Manasa ny NAMANA rehetra hiaraka hikorana, hifaly, hilanonana...ary indrindra "HIFANKAHITA" amin'izao fahatongavan'ny fetim-pirenena Malagasy izao.
Ny lanonana dia ho tanterahina ny...
suite
répondu par mignone le 28/06/2007 16:00
infinity
(
23/05/2007 14:35)
Permis B
Hiatrika fanadinana "code de la route" hahazoana taratasy ahafahana mitondra fiarakodia sokajy "B" ny tovolahy.
Tonga ny fotoana hanaovana ny fanadinana....:
- Mpanadina: inona avy ireo karazana...
suite
répondu par Bita le 29/05/2007 17:34
infinity
(
23/05/2007 11:43)
Fari-pahaizana
Tonga tao @ centre fitsaràna miaramila ity ranamana:
- Kapiteny: Iza ny anarandrangahy?
Rabevomanga mon kapiteny!
-Kpt: Firy taona? sns...
Dimy amby telo mon kapiteny....
-Kpt...
suite
répondu par kiadi le 27/05/2007 08:49
infinity
(
20/04/2007 10:34)
Génie
Nisy tovolahy nandehandeha teny @ plage dia nahita tavoahangy misarona nentin'ny onja
...Nosokafany ilay tavoahangy.... POFFF!!!:^)....:^)" Manao aona ianao!! izaho no "genie" anty tavoahangy ity, ...
suite
répondu par nathie86 le 25/04/2007 14:48
infinity
(
01/04/2007 22:25)
Striptease !
Nisy allemand, anglisy, frantsay ary Sinoa niaraka nandeha nisotrosotro tany @ bar misy an'itony mpandihy miboridana itony na mpanao "striptease" hozy ny fiteny! .Niditra ry zalahy dia samy naka toera...
suite
répondu par lemia le 02/04/2007 15:33
infinity
(
09/03/2007 00:43)
Mpanety
Nisy lehilahy iray nitsirika teo @ varavaran'ny salon de coiffure sady nanontany:
- mbola misy hafiriana vao anjarako azafady??
-mpanety: (sady mijery ireo olona miandry)...euhh adiny roa eo ho ...
suite
répondu par ramalagasy le 23/03/2007 23:12
infinity
(
03/11/2006 12:36)
Urinoir
Tany Paris ny tantara no nitranga.
Nisy sinoa iray nanao touriste tany, poritra be te hi-pipi rangahy kanefa occupé daholo ny trano fivoahana, naka sisina poteau lery nanao ny besoin-ny. Kanjo nisy...
suite
répondu par ari.malala le 07/11/2006 14:14
infinity
(
02/11/2006 21:29)
Entretien d'embauche
Nisy olona 3 voaantso hiatrika fanadinana hidirana miasa (entretien d'embauche) tamina orinasa iray tany Angleterre.
Tonga teo @ taranja ANGLAIS, dia hoy ilay mpanadina:" manaova fehezan-teny iray ha...
suite
répondu par AndryGTI le 13/11/2006 09:37
infinity
(
15/10/2006 22:01)
Soirée ao Vitry/Seine (Paris) ny 04 novembre 2006
Miarahaba !
Faly ny tenako miantso anareo NAMANA rehetra ho tonga hifaly sy hikorana amin'ny soirée "MISAOMA EN FETE 2006" ny sabotsy 04 novambra 2006 ho avy izao ao @ salle MARCEL PAUL, Zones In...
suite
répondu par mbaliana le 10/11/2006 22:28
