Be Fanontaniana ??????????????????????????
1. infinity
(
26/09/2007 09:48)
Nisy tovolahy tsy nahatoky ny tenany ho "VIRILE" ka dia nikasa ny hanao test de virilité -ny spermatozoïdes-ny.
Rehefa vita ary ny fanangonana ireo tsirin'aina dia niandry ny valiny ny tovolahy.
Tonga @izay ilay andro lehibe hahalalàna ny valiny.
Radoko: Hummm... rehefa natao ny fizahana rehetra sy ny test dia hita fa salama tsara ianao
Miramirana ery ny tovolahy naheno izany.
Radoko: faharoa, momba ny maha-mampiteraka anao na tsia dia efa fantatra ihany koa ny valiny fa afaka manome taranaka soa aman-tsara ianao...saingy...!!
Tovolahy: ...??? saingy ahoana dokotera ???
Dokotera: saingy, raha miteraka ianao dia ho "BE FANONTANIANA BE " ireo zanakao!!!
Tovolahy: fa...fa ahoana Dokotera ???
Dokotera: Rehefa nozahako t@ "microscope electronique" ireo spermatozoïdes-nao dia miendrika "point d'interrogation" daholo izy rehetra....:-P :-D:-D
??????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????

novalian'i Bafota ny 04/01/2008 17:09
6. wooda
(
26/09/2007 23:52)
:-D:-D:-D hitako no tena be fanontaniana ilay namana anankiray ato @ serasera ato izay. =))=))=))
7. sympa
(
27/09/2007 08:39)
:-D:-D Za koa mba mahita hoe be fanontaniana ilay namana iray izay :-D:-D
10. sasa
(
28/09/2007 04:36)
mbaliana njy zao anisan'ny be fanontaniana :?::?::?::?::?::?::?:=))=))=))=))=))=))
12. Simpona
(
01/10/2007 10:06)
:-D:-D:-D:-D:-D de ra otrn :!::!::!::!: dawol zany de awona :?::?::?: