Striptease !
1. infinity
(
01/04/2007 22:25)
Nisy allemand, anglisy, frantsay ary Sinoa niaraka nandeha nisotrosotro tany @ bar misy an'itony mpandihy miboridana itony na mpanao "striptease" hozy ny fiteny! .Niditra ry zalahy dia samy naka toerana...
- Nandalo ary ity tovovavy sady nandihy no nampiseho ny darierany t@ ilay allemand...nisava portefeuille ity farany d nanisy 2O Euros teo @elakelampeny....
-Avy eo nampiseho dariera anilay anglisy indray ilay tovovavy, dia nanome 20 euros koa ilay anglisy
- Nandihy teo alohan'ilay frantsay koa ilay tovovavy dia toy izay hatrany...20 euros
-Nony tonga teo @ilay sinoa ilay tovovavy nampiseho ny talentany...dia mba nisava ny portefeuille-ny koa ity sinoa....namoaka ny "carte de credit"-ny....dia nasosany t@ elakelampenilay tovovavy...:°):°):°)...20 euros!! lool

novalian'i lemia ny 02/04/2007 15:33
5. mandrak
(
02/04/2007 08:59)
infinity:
namoaka ny "carte de credit"-ny....dia nasosany t@ elakelampenilay tovovavy...:°):°):°)...20 euros!! lool
ra rasina sary antsaina le izy tena malatsaka be mitsy =))
6. lemia
(
02/04/2007 15:33)
:-D:-Dmerci tam le tantara fa mampme beuuuuuuuuuuu
mba nanao aôna re ra nisy gasy tamin'io e?angamba mety ho porte feuille mints angamba no nasosa tany e