Soirée: Fete de l'indépendance, Fete de la musique...Paris

1. infinity ( 04/06/2007 16:29)
Miarahaba!:D

Manasa ny NAMANA rehetra hiaraka hikorana, hifaly, hilanonana...ary indrindra "HIFANKAHITA" amin'izao fahatongavan'ny fetim-pirenena Malagasy izao.

Ny lanonana dia ho tanterahina ny Sabotsy 23 Jiona 2007, manomboka @ 9 ora alina ao amin'ny ESPACE FIRAT DUGUN - 3, avenue de la Pointe Ringale - 91250 St Germain les Corbeil

Fandaharam-potoana:

Artista mpihira : Tarika NJILA, TOVO J'HAY

Orchestre : GASY MUSIC

Ambiance DJ's: DJ Sim-J & DJ Rodman

PAF : 23€

Fanazavana fanampiny: http://www.sobika.com/v2/soirees/pub_soirees/2007/pub_26juin.htm


Tongava miaraka, tongava maro!!!

Misaotra Tompoko!
novalian'i mignone ny 28/06/2007 16:00
2. ftma ( 04/06/2007 16:32)
hummmm dj ny serasera izany :wink:
Lavitra loatra less zandry infinity si non nijery anareo roalahy tany
3. karinah ( 04/06/2007 16:38)
maztoa eh!!
4. Fiffi ( 04/06/2007 17:20)
infinity: misaotra akia nizara an ! heu....de ho hita eo indray io zany ....fa :-$ aloha ...:) !kiss toi ! :)
5. xxx ( 04/06/2007 19:43)
euhhhh! misaotra nizara fa zà hande e!ç:wink:
6. xxx ( 04/06/2007 19:47)
zah tsy afaka eee!
7. labomba ( 05/06/2007 16:31)
- AZA MITONDRA AKANJO MAFANA :)
- AZA MANAO TALON
- MANAOVA MANJAMANJA sy BOGABOGANY
- FARANY: TONGAVA MARO
LOL

Merci Sim amin'ny lé pub an! :wink:
8. xxx ( 05/06/2007 16:53)
izaho anefa ny tao andohako dia hanao talon kely mitsy de somary misalasala pataloha sa robe:wink::-D
9. xxx ( 05/06/2007 16:55)
izany njila izany ve de hahay hamapandihy re oul???? ary tovoj'hay:°)
i dj sim zany no azo itokisana an! misy kaly aloha ve io 23 euro paf io ohatra hoe banane flambé:^)
izaho aloha de andéha e!:wink:
10. Fiffi ( 05/06/2007 16:56)
"labomba":
AZA MANAO TALON
heu....ka raha hanao robe longue zany de ahoana ? na pantalon pat d'ef somary lava ? :-D:-D:-D:-D
11. xxx ( 05/06/2007 17:02)
zany anie wa hoe !!!! misy otran'ny manao talon aiza aky ry fiffi tena mihetsika be refa mandihy:-D
12. Fiffi ( 05/06/2007 17:04)
wayyyyyyy eehhhh ! tena misy an'io talon io maha-mety tsara ny fandihizana rock klé ! hehehehehe :-D:-D:-D:-D
13. rakaroka ( 05/06/2007 17:12)
Tsara ilay propo an=D=D=D, sady alina ilay mampahalalaka ireo mpiasa maro eto Paris -Ile de France, saingy somary lavitra ahy fotsiny ilay toerana ka na misy "daba aza" mila heverina tsara hoe "comment faire?" Misy kaly ve ilay izy aloha?
14. infinity ( 05/06/2007 19:16)
Tongava maro fa tsy hanenenana io e!

Samy sangany daholo ireo, aza manahy.

Samy hahazo ny anjarany daholo ny tsirairay avy: izay tia mijery spectacle, tia mandihy @gadona orchestre ary koa ny ambiance DJ's.

Momba ny tenue indray...hmmmm...manaova @ilay tena wiii...ilay hahafahana mihetsiketsika tsara fa tsy hisy hipetrapetraka izany eo...ambiance assurée ara-bakiteny!

Momba ny kaly...tsara ngamba raha miantso @ ireo nomerao ireo ianareo @ fanazavana fanampiny.

Fanamarihana farany...ireo DJ's roalahy ireo dia samy ankizy "NAMANA" ato @ serasera avokoa!

Koa dia mbola manentana antsika rehetra ihany ô!

Marina izany sa aona...part (rodman) ?? :wink:

Mankasitraka ô!
15. tess ( 05/06/2007 19:27)
taha izay aho mba tany france , izaho aty madà:? eny amin'ny defilé etsy mahamasina izany ny anay....
16. labomba ( 06/06/2007 16:52)
infinity> marina zany bainina a! Fa za tsy de hanao pub an'ity loatra fa ilay iraika miaraka amin'ny SPY D , ESPERA sy DJ KRAD iry no mety hanaovako pub ra hanao za :P


[size=15px]JOUR J-17 -> Soirée avec TOVO J'HAY - NJILA - SIM-J - RODMAN[/size]
[size=15px]JOUR J-23 -> Soirée avec NJAKATIANA - POOPY - RODMAN[/size]
[size=15px]JOUR J-31 -> Soirée avec SPY D - ESPERA - KRAD - RODMAN[/size]


Anjaranao sisa no misafidy fa ny fety dia bobaka, ary mbola ho bobaka. Tsy olana na tsy afaka aza amin'ireo.
17. ftma ( 06/06/2007 17:37)
labomba mba ataovy pub ko io ambony io
fa iza le rodman :wink:
18. Fiffi ( 07/06/2007 06:07)
tess:

taha izay aho mba tany france , izaho aty madà:? eny amin'ny defilé etsy mahamasina izany ny anay....
de tsy misy soirée ve avy eo ?


19. hery ( 07/06/2007 12:33)
Hmmm hisy raharaha

DJ SimJ vs DJ Rodman
20. ftma ( 07/06/2007 17:47)
mba tokony hi se presenter le dj roa ireo fa mba namana serasera ihany :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1693