Soirée: Fete de l'indépendance, Fete de la musique...Paris

61. andrea ( 22/06/2007 18:12)
J- .. Lasa aiza i fiffi ??
snif ..
62. Fiffi ( 23/06/2007 05:50)
andrea:

J- .. Lasa aiza i fiffi ??
snif ..
andrea: ndryyyy...ne t'en fais pas fa any isika mifankahita an ! à ce soir ma cherie !:-*:-*:-*:-*:-*


63. infinity ( 23/06/2007 13:49)
Jour "J"
64. Fiffi ( 23/06/2007 22:44)
de tonga tany mihintsy saingy......23h30 mbola tsy nisy mozika de ....tsy afaka nijanona fa nahasorena ny olona niaraka tany de nody de zao vao tonga ato an-trano.....de hatory eh ! :(
65. fasaly ( 23/06/2007 22:52)
:? fa ahoana kou zany...soa fa tsy nande aho zany hihihi! aza kivy fa am manaraka njay e! miarka tsika:-P:-D:-D:-D:-D toundé de tato indry no nivatana an! mampmé mitsy njy ty ry fiffi:-D:-D
66. Fiffi ( 24/06/2007 07:07)
fasaly: :( heu....ka hoe manomboka am 21h le izy de mba nandé aloha be satria mbola tsy nanana billet de.....tonga tany...de tam 22h mbola tsy tonga hono ny mpivarotra billet....de niandry...de niandry....

:?tam 23h , heu....mbola tsy nisy mozika na de pitiny aza....23h30 de lasa nody......de au lit on dort.....
67. tslem ( 24/06/2007 07:57)
d aôna zany tsisy pitina mozika zany ry zareo? :( d tam firy zany vô tena nanombokoa lé korana tao? soa ihany zany fa tsy nandé :oops:
68. infinity ( 24/06/2007 11:47)
Ialana tsiny ry zareo izay tonga fa nisy tokoa ny tsy fahatomombanana. Na dia izany aza anefa dia tsy nikely soroka ary nanao izay ho afany ireo tompon'andraikitra mpikarakara iny fety mba hampirindra izany, koa dia isaorana azy ireo.

Isaorana daholo koa ireo namana nahafatra-po tonga namaly ny antso fa dia nifaly sy nilanona tokoa niaraka taminareo ary ho an'ireo diso fanantenana sy tsy afaka tonga dia ny hoe...ny manetsabe mbola ho avy e e e! :wink:

Raha ny fahitako azy manokana aloha dia tena fohy loatra ny fotoana sady somary vitsy ny olona, kanefa tsy nanakana ny ambiansy tsy hiakatra izany rehetra rehetra izany...indrindra miaraka @ ireo "NAMANA"..hmm, mahafinaritra e!

....@manaraka manao misimisy tsara e!

Misaotra tompoko!

69. mim ( 25/06/2007 04:37)
infinity:

Raha ny fahitako azy manokana aloha dia tena fohy loatra ny fotoana sady somary vitsy ny olona, kanefa tsy nanakana ny ambiansy tsy hiakatra izany rehetra rehetra izany...indrindra miaraka @ ireo "NAMANA"..hmm, mahafinaritra e!

....@manaraka manao misimisy tsara e!
aiza zany leity a!taiza izany ambiansa zany e!maninona nefa raha lazaina tsotra hoe tena foiré e!zara fa nisy olona fa lasa niverin-dalana ry zareo e!tsy misy fanajana olona akory!efa t@ firy vao nanomboko?d taiza ko zany namana zany letsy a!njila ko v lesy no alainareo lé!tsy misy tia an'io ny pokona a!ny manaraka aloha d tsy hisy intsony e!tsy misy fahamatorana e!


70. infinity ( 25/06/2007 10:00)
[/quote]aiza zany leity a!taiza izany ambiansa zany e!maninona nefa raha lazaina tsotra hoe tena foiré e!zara fa nisy olona fa lasa niverin-dalana ry zareo e!tsy misy fanajana olona akory!efa t@ firy vao nanomboko?d taiza ko zany namana zany letsy a!njila ko v lesy no alainareo lé!tsy misy tia an'io ny pokona a!ny manaraka aloha d tsy hisy intsony e!tsy misy fahamatorana e!



[/quote]

Atao aona less ry mim fa izay ny safidindry zareo mpikarakara sady tsy mora koa ny manao zavatra e, nefa niezaka ihany ry zareo...(ps:marihiko fa ny tena dia nantsoina fotsiny hanafana ny lanonana - DJ)...izay mahatonga ahy hilaza hoe ny manaraka ataontsika misimisy tsara (rehefa isika no mikarakara) :wink:

Ny momba ny hoe tarika iza sy iza no nalain'ny mpikarakara, ataoko kosa fa samy efa matihanina tanteraka @ ataony ireo ary samy manana ny lazany, samy manana ny mpankafy azy ( dia misy koa ny tsy mpankafy)izay foana ny resaka artista sy ny zavadrehetra ee..ny akama izao anisan'ny tsy mpankafy, nefa nisy koa ny tena nankafy tao.

Okay okay e!
71. fasaly ( 25/06/2007 10:23)
aza adoboka amin'i infinity kosa aloha ilay izy e!
raha soirée n'izy irery dia afaka manao hoe tsy mamely ny anao ...aleo tohanana ihany ,ny dj tsika fa izy aza mba mazoto hitaona sy hampiray ny namana serasera foana eto...korazy infinity.......
ny mpiandrakitra ny soirée no tsy matotra angamba ....
72. mignone ( 25/06/2007 10:54)
zay lé fotoangasy e !:°)
73. fasaly ( 25/06/2007 11:02)
mignone: ka izay no mapalaza atsika gasy io fotoangasy tsy misy fivoarana io fa tara lava:-D
74. infinity ( 25/06/2007 11:41)
Dia aona izany ny fiafaran'ilay hoe "Gasy"? lol

Gasy ka manja nefa tara lava ve? :-D...dia ho sanatria ve? lool

Aleo asiana tsiky foana izy ity ry zareo, tsy iny ihany ny fety e....tkt tkt!!!

Fasaly: mcii mcii bizz!
75. diamondra27 ( 25/06/2007 11:51)
sim-J : de nanao ahoana tokoa ?

Aiza ny sary?
miala tsiny fa tsy tonga e! nino aho fa tsy nahasakana ny fety tsy hisy ambiance zany.

Miandry rapport ny namana :wink:
76. mim ( 25/06/2007 12:26)
raha za manokana aloa d tsy hisy tsony zany manaraka zany e!ampy zay lé!
77. infinity ( 25/06/2007 14:23)
Milay foana e!

Diam's: efa io kosa ny rapport e! (Tsy afa-po)
78. Fiffi ( 25/06/2007 14:32)
infinity: humm....avereno le tao Vitry fa iny kosa aloha an ! milay be an ! :) :-*:-*:-* zah kosa kalou de....nahandry hiany saingy ny olona niaraka tamiko no sorena an ! de....:arrow:
79. xxx ( 25/06/2007 15:09)
ny ah ndray lé tany @ azimut ivato no tena tsy aritro ra mba miverina,hummmmmmmm...nisy souvenir milay be =D=D=D=D=D=D=D=D
80. rakaroka ( 26/06/2007 17:35)
infinity:





Atao aona less ry mim fa izay ny safidindry zareo mpikarakara sady tsy mora koa ny manao zavatra e, nefa niezaka ihany ry zareo...(ps:marihiko fa ny tena dia nantsoina fotsiny hanafana ny lanonana - DJ)...izay mahatonga ahy hilaza hoe ny manaraka ataontsika misimisy tsara (rehefa isika no mikarakara) :wink:

Ny momba ny hoe tarika iza sy iza no nalain'ny mpikarakara, ataoko kosa fa samy efa matihanina tanteraka @ ataony ireo ary samy manana ny lazany, samy manana ny mpankafy azy ( dia misy koa ny tsy mpankafy)izay foana ny resaka artista sy ny zavadrehetra ee..ny akama izao anisan'ny tsy mpankafy, nefa nisy koa ny tena nankafy tao.

Okay okay e!

[/quote]

SSSssss, tsy mora raha ny marina ny mikarakara fety
eto Paris-Ile de France: déjà ny olona eto manan-javatra atrehina sy herehina maaaro: manana ny priorité tsy azo avela: "be contrainte" izany e,
rahateo ny irika hanaovana fety matetika mifanindry!
Tsy vao2 amiko mihitsy izay nitranga, fa dia manantena ny @ manaraka "atao misimisy araka ny voalazan'i Infinity":lol::wink::-*!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5084