Soirée: Fete de l'indépendance, Fete de la musique...Paris

21. xxx ( 07/06/2007 17:55)
labomba: ary toa tsy mitovy ilay daty misy an'i dj sim-j ny voalazanao le 17 juin anefa ny pub an'i sim-j etsy ambony le 23 juin fa inona no marina amzao?????
22. tess ( 07/06/2007 17:57)
Fiffi:

tess:

taha izay aho mba tany france , izaho aty madà:? eny amin'ny defilé etsy mahamasina izany ny anay....
de tsy misy soirée ve avy eo ?





fiffi mety ho hisy fa hanindry ihany aty amin'ny tanàna bal populaire e!:?


23. Fiffi ( 07/06/2007 18:55)
ka iza sy iza avy no ho any eh ? :roll:
24. infinity ( 08/06/2007 09:51)
Fiffi....izaho alou mazoto ho any e :-P
25. infinity ( 08/06/2007 10:01)
ftma:

mba tokony hi se presenter le dj roa ireo fa mba namana serasera ihany :wink:


:D.... infinity na DJ Sim-J ["SIMJAY"] ho an'izay tsy mahalala dia misolo tena ny "infinity project" de mada (cf: soirée namana serasera Dago Nov. 2005 tany Talatamaty; Soirée namana serasera Aout 2006 tany Carrière sur Seine/Paris)

Sim-J > Faly hiaraka hikorana sy hifankahita aminareo "NAMANA" rehetra!! :wink:

26. sasa ( 08/06/2007 11:05)
infinity =D=D=D=D:-*:-*:-*:-*:-* mazotoa e!ny anay efa vita ny pro e
27. infinity ( 08/06/2007 11:30)
Sasa...misaotra anao dia faly mahita anao indray e! :-*
28. xxx ( 08/06/2007 14:23)
infinity: jereo kely aloha ny date ny pub nao fa mifanohitra aminny pub n'i labomba sao diso daty eo zahay mianakavy:?
29. vegas ( 08/06/2007 15:18)
xxx> marina ireo ka! hidirako lalina kely ndray zany ilay izy nefa saika tsy hiditra loatra za.
23 JUIN dia tena misy fety tokoa: NJILA - TOVO J - SIM J - RODMAN
29 JUIN fety hafa koa: POOPY - NJAKATIANA - RODMAN
07 JUILLET de mbola fety ihany koa: SPY D - ESPERA - KRAD - RODMAN
Tsy misy diso ny datin'ny pub omen'i infinity fa aza mataotra enao.
30. labomba ( 08/06/2007 15:22)
ftma:
labomba mba ataovy pub ko io ambony io
fa iza le rodman

LOL tsy mila pub io fa efa feno ny trano de toute facon :lol: be loatra ny invité grrrrr.
31. Fiffi ( 08/06/2007 16:12)
vegas nga ho any am le 23 io ?
32. andrea ( 08/06/2007 16:22)
Za mazoto.
Ho avy raha tsy misy ny sampona..
33. xxx ( 08/06/2007 16:29)
aleo izany ny le 23 juin no aleha fa ami'nio betsaka ny ekipa solida namana .....
34. andrea ( 08/06/2007 16:47)
OK, donk 23 juin izany ry xxx
35. Fiffi ( 08/06/2007 16:52)
hummm....ny aty aloha de efa OK koh eh !
36. xxx ( 08/06/2007 16:52)
andrea! io 23 juin io no andehanako fa ilay sasany tsy de mazoto raha vao i infinity dia lasa izao:wink:
37. mbaliana ( 08/06/2007 20:14)
labomba sy vegas > ary toa lasa natavy be le dj rodman e.. fa inn no hohaniny ao no lasa glady be =))=))=))
38. xxx ( 08/06/2007 21:05)
efa miditra ny sosy me matavy fona ny oul:°)
39. Fiffi ( 09/06/2007 10:20)
mbaliana:

labomba sy vegas > ary toa lasa natavy be le dj rodman e.. fa inn no hohaniny ao no lasa glady be =))=))=))
dainnn kosa ndry an !:roll:


40. labomba ( 09/06/2007 20:12)
mbaliana> de lazao fa nahia ko za taloha :P efa bolangina atramizay mintsy za ka :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1558