Soirée: Fete de l'indépendance, Fete de la musique...Paris

81. Fiffi ( 26/06/2007 20:09)
infinity: miandry le tao Vitry eh ! :)
82. fasaly ( 26/06/2007 20:11)
fiffi: nilay kosa aloha iny an! nitapolaka mitsy kou! tsy nifakahitàna kosa aloha iny an! :-Dtsy ankiala pista draissssss
83. Fiffi ( 26/06/2007 20:51)
fasaly: c'est clair ! de tsy nihetsika fa de nijanona sur piste de nanao ahoana moh le valahana avy eo ? :-D:-D:-D:-D:-D
84. fasaly ( 26/06/2007 21:14)
drodroka mitsy ve ky zà teny ambony tgv ny ampitso tsy nahetsika tsony zay fa tena otran'ny kapohina be mitry:-D
85. Fiffi ( 26/06/2007 21:30)
tsy mahagaga akia zany an ! sady hummm.....le nanetsiketsika valahana be iny anié akia ka tena ....hihihihi milay an !
86. sasa ( 27/06/2007 04:15)
ny manao zavatra tsy mora fa na izany aza d atao fotoan-gasy be loatra e!
ny fihaonana nataon'i namanadago tany am daddie nefa tena nilay be sady betsaka ny namana tonga tany, ho avy ao ambadika ao ny tatitra refa avy eo.
87. Fiffi ( 27/06/2007 06:56)
sasa:
ny manao zavatra tsy mora fa na izany aza d atao fotoan-gasy be loatra e!
sasa: marina akia zany an ! tena tsy mora ny fanaovan-dravatra ......na malaza am foton-gasy aza isika gasy , aza hadino koh fa am ireny soirée ireny de misy vazah mba te-ahita sy hikorana am-tsika....indrindra fa raha ny vady na sakaiza no miaraka am-tsika , na namana fotsiny aza....

fe fiandrasana ela be loatra kosa aloha toa tsy mety an ! ohatra de 21h à 23h30....:?


88. infinity ( 27/06/2007 08:33)
:-D:-D... aleo fa ataontsika any @ mpikarakara ny hafatra e :-D:-D

Ka tsy namana serasera anie no nikarakara an'iny...sinon...:wink:

Fiffi, Fasaly...> tsy maintsy mbola hisy foana ny lanonana tsara hafa kah,ho ezahina foana ny hanao ny tsaratsara kokoa noho'ny taloha, izay ny tanjona.

Sasa> hitako eto mintsy fa tena nahafinaritra be ny fetinareo niaraka t@ i Daddie, dia arahabaina daholo e!

Rakaroka na ny hafa> raha misy mahita salle na toerana malalaka dia afaka miara-miasa, miara mifarimbona manao hetsika fihaonana...mila fanolorantenan'ny tsirairay avy mba hahatomombana tsara ny atao!

Misaotra e!:D
89. mignone ( 27/06/2007 16:31)
ary lé dj iray tany toa tsary mamaly eto akory :roll:
iza moa ry mbaliana ?:wink:
90. labomba ( 27/06/2007 17:36)
mignone> za ilay dj iray fa inona mo no tokony ho soratako eto?
Tsy anjarako ny hiala tsiny ra tsy tomombana ny fety satria tsy za no nikarakara an'iny.
Zahay koa ara mba sorena.
91. Fiffi ( 27/06/2007 17:51)
labomba:

mignone> za ilay dj iray fa inona mo no tokony ho soratako eto?
Tsy anjarako ny hiala tsiny ra tsy tomombana ny fety satria tsy za no nikarakara an'iny.
Zahay koa ara mba sorena.
labomba: hay enao le DJ iray ? faly mahafantatra zany ! :)

heu...ka le izy kosa anié an ! raha tsy milaza eto nareo hoe tsy nareo no mikarakara an'io de mba ahoana no ahafantaran'olona an'zany ? nareo no nanao pub teto sady DJ rahateo nampandihy tam io de mba normale kosa raha miheritreritra ny olona hoe heu....nareo no mpiandraikitra.....nefa efa mazava zao fa tsy nareo de samy sorena zany isika koh ! fa na izany aza :) de ampy eh ! efa vita moh iny de am manaraka njay atao hummmm milay be an ! :)


92. ftma ( 27/06/2007 21:07)
Rakaroka na ny hafa> raha misy mahita salle na toerana malalaka dia afaka miara-miasa, miara mifarimbona manao hetsika fihaonana...mila fanolorantenan'ny tsirairay avy mba hahatomombana tsara ny atao!
aty ihany no tsy tonga ela zandrikely (lavitra loatra :-D) misy salle anefa aty :wink:
93. infinity ( 27/06/2007 21:16)
Ftma...hihih:-D:-D
94. ftma ( 27/06/2007 21:23)
infinity :-D handeha akisako any akaiky any ny departement anay :-D:-D @ zay tsy misy exuse ela :-*
95. infinity ( 28/06/2007 00:56)
Ftma...iee, @izay koa tonga daholo ny kilonga :-D
96. ftma ( 28/06/2007 06:26)
infinity: mbola angataka aloha raha azo akisaka any akaikin'ny 75 ny 06 :-D
97. infinity ( 28/06/2007 11:27)
Ftma> d lasa 75006 ... any @ siziéma! :-D:-D


98. mignone ( 28/06/2007 16:00)
labomba > za nga niteny oe mialà tsiny e ... :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5718