Mpanety

1. infinity ( 09/03/2007 00:43)
Nisy lehilahy iray nitsirika teo @ varavaran'ny salon de coiffure sady nanontany:
- mbola misy hafiriana vao anjarako azafady??
-mpanety: (sady mijery ireo olona miandry)...euhh adiny roa eo ho eo....Lasa ranamana nandeha.

Afaka andro vitsivitsy, niverina tao ihany ilay tovolahy:
- mbola misy hafiriana vao anjarako azafady??
-mpanety: (sady mijery ireo olona miandry)...euhh adiny roa eo ho eo....Lasa ranamana nandeha.

Herinandro taty aoriana, tonga indray ratovolahy sady manontany:
-Afaka adiny firy eo za no ho raisinao??
-Namaly ilay mpanety "afaka adiny iray sy sasany"...sady lasa ilay tovolahy.

Teo ilay mpanety toa gaga ary dia naniraka ny mpiasany: "Bernard, ndana arahinao ilay tovolahy nitsirika teo dia fantaro hoe mankaiza izy"...eny tompoko! (lasa i Bernard)

Afaka fotoana fohy dia niverina i Bernard tao @ salon de coiffure, sady te hihomehy be...

-Mpanety:Bernard, efa narahinao ilay olona teo? mandeha mankaiza izy refa mivoaka eto?

-Bernard: eny patrô, lasa mamonjy an'i madamanao ao antrano izy patrô!:°):°):°)
2. sitlo ( 09/03/2007 04:15)
:-D :-D
3. nanoukely ( 09/03/2007 11:24)
=))=D
4. booboo ( 09/03/2007 13:46)
:-D:-D:-D
5. dadasy ( 09/03/2007 18:06)
tsy ratsy tompoko=D
6. ratonga ( 09/03/2007 23:48)
=))=))=))
7. melody ( 10/03/2007 00:01)
tena tapaka mintsy ny tsinainy ratonga kity:lol:
8. johnnyandri ( 12/03/2007 06:00)
fetsy be an:°):*
9. nambina ( 13/03/2007 10:46)
fetsy be marina tokou o!:lol::lol:
10. Simpona ( 14/03/2007 15:49)
=D=D:-D:-D:-D:-D
11. wooda ( 15/03/2007 00:01)
=))=))=D

Fa mba taiza no nahitanao an'izany ry infinity?
Mety atao exemple tsinona :-D:-D
12. ikalakintina ( 15/03/2007 08:57)
:-D:-D:-D
13. hery ( 15/03/2007 09:26)
=)) bedy tato ampiasana mihitsy aho fa toran'me be
14. Tenio ( 17/03/2007 08:52)
:-D:-D:-D:-D:-D
15. wooda ( 23/03/2007 23:00)
loza fa mbola meme foana mamaky anle izy marina!:-D:-D
8-)
16. ramalagasy ( 23/03/2007 23:12)
=))=))=)):-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0764