Génie
1. infinity
(
20/04/2007 10:34)
Nisy tovolahy nandehandeha teny @ plage dia nahita tavoahangy misarona nentin'ny onja
...Nosokafany ilay tavoahangy.... POFFF!!!:^)....:^)" Manao aona ianao!! izaho no "genie" anty tavoahangy ity, afaka manatanteraka ny fanirianao 3 izaho; nefa tsarovy fa izay angatahinao dia ho azon'ny fahavalonao ary ho avo ROA heny ny azy...alefaso ary ny fangatahanao"!!!
Tvl: :roll:euhh...euhh...za te hanana 10 millions de dollars!!
Genie::@ Eny, efa any @compte-bankinao ny vola, ary ny an'ny fahavalonao kosa nahazo 20 millions de dollars... inona ny faharoa??
Tvl: :roll:tiako ho azo ny sipa 5 manja indrindra eto ambonin'ny tany...:-D!
Genie: :@Eny, efa miandry anao ao antrano izy ireo...ny fahavalonao nahazo 1O....ary inona ny fangatahanao farany???
TVl::roll::idea: euhh...tiako raha mba anesoranao iray ny testicule-ko ...!!:°)
Genie: 8OEny.....:-P: °):°):°)
(hita t@ net)

novalian'i nathie86 ny 25/04/2007 14:48
9. Fiffi
(
20/04/2007 14:34)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-bravo.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole-pointe.gif.gif[/IMG]
12. Stretch
(
23/04/2007 16:42)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/haha-rire-395.gif[/IMG]
13. dadie
(
23/04/2007 20:40)
:oops: :-D :-D
ié hihihihi
Mpandefa : tsoupou [ Valio ] 23-04-2007 15:48:08
Lohateny : Re : Génie
Enga anie ka tsy infinity lé fahavalo lé
ié hihihihi