DAHALO -
1. infinity
(
21/06/2007 22:24)
Alina ny andro. Niakatra an-tanàna ny andiana "DAHALO". Nipoapoaka ny basy...nirefodrefotra izay tsy izy!
Ny fokonolona etsy andaniny samy natahotra avokoa ka nisitrika tsirairay avy tany antranony!
Niditra tao @ity tokontrano iray ireto Dahalo. (Marihina fa rafotsibe efa mananotena no ao)
- Dahalo: (sady manambana basy)...avoahy ny vola!!!
- Lasa ilay rafotsibe nihazakazaka naka ny vola.. ir..rreettto tt..ompoko!!
- Dahalo: avoahy daholo ny firavakao rehetra!!!
- Rafotsibe... ir..reto...to..mpoko!
Rehefa azon'ireto dahalo daholo izay nilainy dia niomana ny hitsoaka ry zareo!
Nony teo am-baravarana anefa...nisy feo niantso avy any aoriana...
Rafotsibe: hono ho aho azafady!!....
Dahalo:...:?:
Rafotsibe:...i...iianarrreoo angaha tsy... tsy manolana?? :°)

répondu par sympa le 27/06/2007 22:54
3. Jeankely
(
22/06/2007 04:12)
Aza atao an'izany bebe =))=)). Tsy ho antitra angaha sa ho faty tanora=))=))
7. Samoana
(
24/06/2007 21:21)
:-D:-D
... Nony J+2:wink: ary dia niverenan'ireto dahalo tokoa ilay rafotsibe:
-Dahalo: "Ireto aza izahay ka inona no azon'i ramamabe haroso:D!!"
( :oops:Faly sahirana rafotsy ka niezaka nampiseho fa tena mbola en forme tokoa: nanao gym...roulady... assouplissement...ets...ary nofaranany grand écart mihintsy aza izany!!)
Dimy amby efa-polo minitra no lasa mbola grand écart ihany ramama
-Dahalo: "Ampy izay fa aleo tairina @ izay e! Mitsangana enao fa miandry ny tropy !!!"
-Rafotsibe: " ...Zà konkoa vonona .....fa.. fa ..fa...saingy ...rai...rai...raikitry ny ventozy e!!!!"