Hono ho a/ fangatahana tononkira

1. ikaretsaka ( 22/05/2007 20:44)
Tsy natokako ho an'ny Katolika ihany ity fa ho an'izay nanao azy na sendra mahay azy:

T@ mbola papoose kely taloha be, ka mpianatra katesizy na mpianatra tany amin-dry mompera na frera na masera t@ izany andro izany dia angamba mety zatra ilay hira fatao aorianan'ny mandray komonio manao hoe:

Ny foko manome hasina anao,
Jesoa Tompoko
fa ny Ranao sy ny Ainao
No mitoetra ao amiko.

Endrey:ny zava-tsoa nanambinanao ahy!
Endrey fa ianao Jesoa, Mpanjakan'ny Mpanjaka
No monina amiko.
Izaho te hanao hira fankasitrahana,
hankalazana anao , nohon'ny hamamian'ny hasambarako!


(io ilay tonon'ilay hira tadidiko sy nahazatra ahy)

Misy version an'io vavaka fotsiny tononina (teny gasy) dia miova kely ny firafitry ny teny , dia misy version an'io teny latinina koa! saingy tsy tadidiko izy roa ireo!:-o:cry::oops: fa zatra ilay izy hiraina aho!
izay mahatadidy ve mba afaka manampy ahy azafady?

2. Zina ( 22/05/2007 20:59)
Amen ra Ika!
tsara be ilay toniny.:wink:
3. Zina ( 22/05/2007 21:00)
adiniko tsy manana za:oops:
4. pissoa ( 22/05/2007 21:07)
Sao ny vavaka aloha sy aorinan'ny Komonio no tadiavin'i Ika ?! Ny boky "Vavaka sy Hira" no misy raha tsy diso aho !

:-D:-D:-D tsy haiko le tononina fa le hiraina ihany koa ny haiko !
5. xxx ( 22/05/2007 22:04)
Fa feo faha firy pissoa? Andao mba hampiara-peo kely e ! Angamba kosa tsy basy an!
6. ikaretsaka ( 22/05/2007 22:17)
koral be tsy laitra i pissoa ry xxx an..(For your information)
sady tsara io hira io rehefa atao koral an
7. xxx ( 23/05/2007 12:40)
Sady gidraka be ny basy @ io an
8. scorpion ( 23/05/2007 14:08)
impiry mipoaka izany basy gidraka be izany?:roll:
9. ikaretsaka ( 23/05/2007 14:25)
midoboka tsara mihitsy ny bassse @ io ..
ngemba heno hatrany an-danitra.
tsy haiko hoe impiry mipoaka sady ny fidoboky ny fo koa mameno azy ao!
Inoako fa raha Andriamanitra tsy maheno an' izany dia tsy Andriamanitra intsony!
10. pissoa ( 23/05/2007 17:16)
xxx:

Fa feo faha firy pissoa? Andao mba hampiara-peo kely e ! Angamba kosa tsy basy an!

hi hi hi - inn koa no ho haiko amizany basy ry xxx an ! :-D:-D:-D


ikaretsaka:

koral be tsy laitra i pissoa ry xxx an..(For your information)
sady tsara io hira io rehefa atao koral an


koral Andralanitra :-D:-D:-D

xxx:

Sady gidraka be ny basy @ io an

atombohy ny basin'toi de arahiko miadana e ! :-D:-D:-D

11. niryna ( 26/05/2007 03:06)
[quote=ikaretsaka]

Ny foko manome hasina anao,
Jesoa Tompoko
fa ny Ranao sy ny Ainao
No mitoetra ao amiko.

Endrey:ny zava-tsoa nanambinanao ahy!
Endrey fa ianao Jesoa, Mpanjakan'ny Mpanjaka
No monina amiko.
Izaho te hanao hira fankasitrahana,
hankalazana anao , nohon'ny hamamian'ny hasambarako!


Tsy fantatro aloha ilay hira e.
Marina tokoa io tononkira io
Jesus (l)all of us,but sometimes we turn down to Him.
Jesus (l)antsika rehetra fa saingy isika no tsy mihaino azy indraindray.
Misaotra anao nampahatsiahy anay ny fitiavanao an'i Jesosy Tompo,Mpanjaka ny Mpanjaka.
Ho Azy irery anie ny dera sy laza ary ny voninahitra ^:^^:^
12. ikaretsaka ( 26/05/2007 03:56)
Tantum ergo ilay notadiaviko ry zareo fa m,isaotra betsaka..
Misaotra an'i pissoa t@ clues!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4325