Toerana fihaonam-pirahalahiana serasera éààè

1. rakaroka ( 22/05/2007 20:37)
http://www.base-loisirs-creteil.fr/
novalian'i Fiffi ny 28/06/2007 20:46
2. rakaroka ( 22/05/2007 20:38)
3. rakaroka ( 22/05/2007 20:45)
Dia tongava maro fa zé tonga mahazo bonbon sy bisoux
en vrai,:-D:-D:-D:-D
Izay tsy ho afaka moa dia :-*:-*:-*:-*:-*:lol:
4. xxx ( 22/05/2007 21:15)
=))=))=))=))=))
5. hery ( 22/05/2007 22:30)
Tohin'ilay atsy ambadika io izay tsy naharaka http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m464f2cade0e5e

6. rakaroka ( 23/05/2007 02:49)
Misaotra an'i Hery nampatsiahy , koa raha fintinina izany dia:
"Hisy fihaonam-pirahalahiana hanasana antsika namana eran-tany tsy an-kanavaka kasaina atao: etsy "creteil".
1-Malalaka ny fotoana azon'ny tsi1/1 ahatongavana, sy handehanana arakaraka ny fahafahany!
2-Hisy toerana hisian'ny sainam-pirenena Malagasy sy soratra "serasera 2007", dia eo @ izay faritra izay isika no hihaona @ 12 ora tsy diso hiredona ny "Ry tanindrazanay Malala..."
3-Présentation sy "anjara fitenenana fohy" ho an'ny tsi1/1 tonga eo
4-Fiarahana misakafo fa samy mitondra ny anjarany!
5-Fotoana malalaka (araka izay tiantsika: lalao ,hirahira, resadresaka, sns...
Dia miandry ny soson-kevitra hafa hanatsarana ny fihaonana.:lol::lol:

7. rakaroka ( 23/05/2007 02:56)
Ireo avy lavitra (satria toa nisy nametraka olana)
Afaka hijerena possibilité d'hébérgement gratuit raha voatery hi-passé nuit noho izany! fa mila milaza mialoha hijerena ny "possibilité" ifandaminana!
8. rakaroka ( 23/05/2007 03:12)
xxx:

=))=))=))=))=))

:-D:-D Azafady re e, niova tampoka ilay clavier dia tsy ny majuscule no niseho, donk ahitsiko "2007" fa tsy "éààè":lol::lol:

9. rakaroka ( 23/05/2007 03:23)
Hadinoko ny daty etsy ambony:
30 ny volana Jiona ho avy izao!
Mikasika ny précision'ilay fihaonana :"côté Arrêt" TVM miala RER A(cf plan d'accès) no hisy ny indication "serasera 2007"mizotra mankamin'ny toerana hihaonana, fa ezahina ny hisian'izany isaky ny "accès" samihafa arakaraka ny
"oraganisation"-tsika satria toa somary midadasika ihany ilay toerana , mety tsy ho voasahana irery ny fametahana ny "zotra" mankamin'ny toeram-pihaonana!
10. rakaroka ( 23/05/2007 05:19)
Dia tsara angamba raha mba misy mandika ny tonon'ny hiram-pirenena eto (ny andininy rehetra) satria
maromaro ihany ny gasy mpanadino tononkira efa nolalovana izay!
Misaotra mialoha izay hanao izany!:lol:
11. sonwin ( 23/05/2007 08:23)
firy ny kil izao?
12. Fiffi ( 23/05/2007 08:37)

Ry Tanindrazanay malala ô
Ry Madagasikara soa.
Ny fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho anao ho anao doria tokoa.

Refrain

Tahionao ry Zanahary
'Ty Nosindrazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He sambatra tokoa izahay.

Ry Tanindrazanay malala ô
Irinay mba hanompoana anao
Ny tena sy fo fanahy anananay
'zay sarobidy sy mendrika tokoa.

Refrain

Ry Tanindrazanay malala ô
Irinay mba hitahiana anao,
Ka Ilay Nahary izao tontolo izao
No fototra ijoroan'ny satanao.
13. Fiffi ( 23/05/2007 08:39)
Mba afaka milaza eto ve ny tsirairay hoe iza no ho avy ? fa hatram-zao ve de mbola tsy fantatra hoe iza sy iza no ho avy ?:roll::roll:
14. vale ( 23/05/2007 10:57)
Rakaroka: bjr, ..azo atao avy ve ireo activités hita eo @ sary ireo? :wink:
hatramin'izao aloha dia vonona handeha fona ny tenanay fa ny sampona ny enga anie tsy hisy :-D:-D:-D:P:-*
15. rush ( 23/05/2007 13:26)
eto indray izao dia ahitana an'io hoe ho any io raha tsy misy ny sampona,dia tonga ny fotoana dia lazaina hoe tsy afaka indray!za aloha ho any na dia tsy afaka ny hijanona ela aza e!sao dia misy tezitra eo indray hoe ny tampoka tsy maha lehilahy a!
16. rakaroka ( 23/05/2007 16:48)
1-Efa mba nanao analyse tsotra ihany vao naka ny fanampahan-kevitra:
eritreretiko hoe "raisonnable tsara ny nanaovako ny
fotoana @ 12 mba tsy hibahana ny karazana kenona ny maraina ny fiomanana sns sy tsy natao hibahana ny
hariva tontolo koa ho an'izay mbola manana hovonjena isan-karazany.
Tsy maninona mihitsy ny hoe tonga dia miara miredona ny hira dia faniriana aloha mba miara-misakafo dia afaka mandeha izay mbola manana "activité any
ambadika tsy azo avela ( fantatro ny "contrainte maro
mangeza ny mponina Paris-ile de France no nahatonga ahy haka ny "mesure malalaka" eo @ fahatongavana sy fodiana!Tsy misy tsiny mihitsy! On se comprend:lol:
17. rakaroka ( 23/05/2007 16:57)
2-Hajaintsika ny fanombohana ny hiram-pirenena @ 12 ora, mba tsy ampikorontana ny programme du jour même
ny tsi1/1, satria raha mbola hisy hamonjy fotoana dia hanatara andrizareo raha tara fanombohana isika.
RAHATEO hisian'ny "télépatie" eran-tany, ohatra ny any Dago tsy afaka hanatrika aty rehefa @ 12 ora aty
izany hoe @ 2 hariva any dia tokony mba hiara-miredona amintsika na dia an'eritreritra aza izay afa-manao izany.
Faniriana moa dia mbô afaka manatrika ny rehetra
indrindra Andriamatoa "Hery" sy ny équipany, fa na
mifankatsiaro an'eritreritra aza dia :lol: dia ampy!
18. rakaroka ( 23/05/2007 17:08)
Efa nanontany "renseignement" misimisy aho androany
Ny fidirana hono dia maimaipoana (gratuit) fa misy
@ "activités" no andoavam-bola.
Nanontaniako mikasika ny "voile" ohatra, dia mila tonga aloha hono ny maraina raha te hanao io (any @ 9
any) satria mety milahatra angamba sns...dia ny hariva @ 14h dia toa any @ 11Euros any ny hadiny iray
Ny Piscine . Ny tarif de groupe minimum 9 personnes
2,5 Euros.
Betsaka moa ny "activités" , tsy nisy "brochure" azo nalaina fa ny tsara dia mamantatra ny isan'ny olona
mety ho tonga sy ny intéressementn'ny tsi1/1, ahafahana manao résérvation de tarif en groupe raha
mahafeno isa isika. Fa nolazainy fa mila manao résérvation mialoha vao mahazo tarif "groupe".
Ny tiako holazaina fotsiny manoloana ny "variabilitén'ny disponibilitén'ny sasany", ity izy hanao hoe isaina ho isan'ny olona anefa tsy tonga
dia isika rehetra izany no handoa ny toerany @ izay fotoana :?::?:Ny tiako lazaina mitaky résponsabilité izany ny résérvation raha ho atao no mila fantarina koa hoe "activité" inn aza no mahaliana anareo hijerena ny tarif-ny :?:
19. rakaroka ( 23/05/2007 17:20)
Na dia efa nanontany hoe "iza ary no "intéressé":roll:Dia izaho sy i "rush" ihany izao no vao nanome valinteny mazava fa handeha.
Na angamba tsy "au courant" koa ny sasany izay tsy mpaneha eto @ rubrique "fety sy fihaonana "anefa mety
ahaliana azy ihany, dia mba ampitampitao @ namana any e!:lol:
20. rakaroka ( 23/05/2007 19:34)
Ny fanontaniana hoe hisy na tsy hisy kil (olona aloha,
tsy dia "blem"-ko loatra. Faniriana ny hisian'ny olona fa tsy "condition" hametra ny exploit du telle journée izany tant que "base de loisirs no aleha donk afaka mi-profite maximum ny tontolo andro foana.
Sady tsy fombako loatra koa ny hisaina hoe jerena hoe mandeha ve i ranona vao handeha tahaka ny sasany toa ny olona tsy manana hazon-damosina!

Ny tsara izay andeha dia mba lazaina toa izao:

Izaho Rakaroka handeha,efa-mianaka izahay no handeha amin'io dia hanao résérvation lomano pour 4 personnes.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5541