Toerana fihaonam-pirahalahiana serasera éààè

21. Fiffi ( 23/05/2007 20:57)
zah aloha de ho any fa de ny maraina hiany zany an ! heu....vao vita ny sakafo de lasa koh ! (tena possible tsinona ny handehanana vakansy io andro io)

heu....olona 4....
22. rakaroka ( 23/05/2007 21:51)
Tsara izany e, efa ZAVA-DEHIBE anie na dia ny finiavana ho tonga aza, ny ahafahana miara-misakafo koa izany koa anie mbola "occasionnel", na dia hoe ny mifankahita fotsiny aza: Tena mahafinaritra ka!
satria maro koa ny tsy manana izany "possibilité" izany!
23. Fiffi ( 24/05/2007 20:07)
fa de miandry zay ho avy zany ....de iza koa ?:roll::roll::roll:
24. diamondra27 ( 24/05/2007 21:22)
hay ve afaka milomano e!
25. rakaroka ( 25/05/2007 04:12)
diamondra27:

hay ve afaka milomano e!



'ngaha lomano ihany fa canoe sns,...sady akaiky eto aza afaka mahita ireo "activités" isan-karazany ireo,
sady hafana ny andro! 'zaho aloha vraiment avec plaisir mihitsy ny ahatongavako, sady misôtsa betsaka akia Diamondra t@ ity soso-kevitra fa tena "manja" lé izy ka :-*:*:-*:*:-*:*
26. mandrindra ( 25/05/2007 11:58)
tena hevitra mahafinaritra izy ity saingy araka ny efa voalazako atsy ambadika dia tsy afaka aho amin'io aloha fa misy fotoana mifanindry. ko dia mazotoa daholo ee !!!!
27. Fiffi ( 26/05/2007 06:52)
mahagaga fa firy fotsiny no mba nilaza fa ho avy hatram-zao ? :roll::roll::roll:

heu....zah sy rakaroka sy rush fotsiny zany ? :-w:-w:-w:-w:-w
28. ratanana ( 07/06/2007 12:51)
aiza , aiza io vonona ny akama raha ohatra ka misy mosom e! vazi2 zany fa ahoana kay progany ilazao zay de masaka e!. eny ary de miandry top zany.
ratanàna
29. booboo ( 07/06/2007 14:37)
Fintiniko :

-Toerana : base de loisirs Créteil
-Daty : 30 jona
-Ora : 12ora atoandro fanokafana @ hiram-pirenena
-Mpandray anjara : zay te-ho tonga
-Zavatra hatao : fifankafantarana, fiaraha-mimotika, lalao, hira sns
-Zavatra entina : sakafo sy rano, zay fantatrao fa tokony ho entina @ lalao, hira sns
Vidim-pidirana : tsiky dia ampy (gratuit dikan'izany :-D)
-Fanamarihana : misy activités maro azo atao any fa andoavam-bola donky cf lien nomen'dRakaroka ery am-piandohan'ity dinika ity.
-Misy fanontaniana ? : anontanio ato na manorata any @ Rakaroka :°)
30. rrasoa ( 09/06/2007 11:33)
booboo any ndray zany ny fotoana de aza adino ny hety sy ny farce sambosa
31. rakaroka ( 09/06/2007 19:58)
...................
Waaaaaohh, efa nisy namaly ihany tokoa izy ity, ary maaaaarooo indray aza ny soson-kevitra fa dia ny fotoana indray no tsy ho ampy:lol::roll::-w:-w:-ka dia efa atomboko ny "animation"sasany:-D:-D:-D:-D (afa-mandray anjara daholo na iza na iza, dia izay mahavaly voalohany no mahazo bonbon):
Heu:-w:-w
"Quelles sont les trois lettres les moins visibles?":roll::roll::roll::lol::wink:
32. kanto1 ( 24/06/2007 18:25)
Miarahaba antsika rehetra .
Hono woa, ho an ny vahiny te hamonjy an io fihaonana any Creteil io, mba alefaso eto raha azo atao ny adiresy exacte an le toerana( vahiny mitondra GPS), ary indrindra ny numero tél azo antsoina mandritra an io fotoana io, satria araka ny voalaza dia midadasika le toerana .
Dia mirary semaine mahafinaritra ho antsika rehetra . kanto:*
33. booboo ( 25/06/2007 09:39)
Base de Plein Air et de Loisirs - rue Jean Gabin - 94000 Créteil.
Cf ilay lien nomen-dRakaroka ery am-piandohan'ity dinika ity :°)

Kanto1 > anoraty manokana Rakaroka momba ny fanampi-panazavana ê !
34. diamondra27 ( 25/06/2007 11:53)
rakaroka:

diamondra27:

hay ve afaka milomano e!



'ngaha lomano ihany fa canoe sns,...sady akaiky eto aza afaka mahita ireo "activités" isan-karazany ireo,
sady hafana ny andro! 'zaho aloha vraiment avec plaisir mihitsy ny ahatongavako, sady misôtsa betsaka akia Diamondra t@ ity soso-kevitra fa tena "manja" lé izy ka :-*:*:-*:*:-*:*


__________________________________

tsisy fisaorana fa za tena tsy afaka @io e!
tena kandrabe sady mbola ho any TROYES

35. rakaroka ( 25/06/2007 16:12)
En faite, nisy programme avec "précision" n'ny accès
efa nataoko fa tsy tafiditra eto @ page forum ilay izy
(pb technique). Ka marina fa raha afaka mandefa mail
nareo dia hazava tokoa. En faite ny fihaonana @ 12 dia eo @ ilay "place de l'eau" somary ery ampitan'ny "aire des jeux" et réstaurant, mba hisian'ny réconnaissance sy "visite de lieu" no hanaovana izany, avy eo vao mihazo akaikin'ny "aires
des jeux"..
Betsaka ny naniry ny ho tonga fa
tsy misy tsiny mihitsy ho an'ireo tsy afaka ka: tena fantatro ny "contrainte" isan-karazany mahavoafetra ny hetsika eto Paris-ile de France sy ireo hafa koa:
mirary soa be dia be ho azy ireny no atao:-*:-*:-*
36. rakaroka ( 26/06/2007 05:11)
Si besoin: misy numéro portable ity:
06 73 79 15 84 . Dia tongava soa e :lol: :-*:-*
37. xxx ( 28/06/2007 15:27)
mba andefaso detail ange rah aohatra ka mety ee, ny amin'ny deplacement par metro sy RER io an, dia ny station sns... ny toro-làlana ahatongavana any, merci bcp, ty ny mail : be_raza@yahoo.fr
38. Fiffi ( 28/06/2007 15:57)
rakaroka: tena miala-tsiny akia fa tsy tafavoaka le izy satria ngezabe loatra an ! 1755x1275
39. Fiffi ( 28/06/2007 16:00)
1200x1100 (19-inch monitor) ny maxi ato....
40. rakaroka ( 28/06/2007 16:53)
Précision ny toerana:
Eo amin'ny "Port ny fotoana @ 12 ora, avy eo miakatra
eny @ base de loisirs "aires des jeux sns:
jereo eto:( misy hatramin'ny repère métro io):
http://www.quid.fr/communes.html?mode=detail&id=17924&style=carte&zoom=2
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2142