Liste des messages

Liste des messages, inserés par beza, par ordre de date
beza ( 13/02/2009 07:38)
RADIO MIVAVAKA HO AN'I MADAGASIKARA
Tsy hotapahantsika ny vavaka hatao ho an'i Madagasikara Ity ary ny radio mamporisika antsika hivavaka tsy tapaka ho an'i Madagasikara Radio RVM mivanatana Madagasikara, tsy misy fahatapahana miaraka... suite
répondu par peta83 le 13/02/2009 13:15
beza ( 11/02/2009 12:18)
RADIO MIVANTANA
Mbola averiko eto ilay radio e mivanatana mety ho tapatapaka fa mandeha tsara http://www.beza.info/mada... suite
répondu par xxx le 12/02/2009 00:37
beza ( 11/02/2009 08:05)
radio mivantana mada
ity ndray le radio e mety ho tapatapaka fa skype no hampiasaina fa mba misy hiafina kely http://www.beza.info/mada... suite
répondu par xxx le 12/02/2009 00:45
beza ( 27/01/2009 12:54)
radio mivanatana mada
[url]http://www.beza.info/mada[/url]... suite
répondu par zandikely le 27/01/2009 15:45
beza ( 27/01/2009 12:52)
RADIO ANTSIVA MIVANTANA MADA MANOME NY VAOVAO
Ity alefako eto ity ny radio antsiva e skype no handefasana azy , mba misy vaovao azontsika raisina ihany tsy mpiandraikitra ilay radio za fa mba tahaka antsika mila vaovao ka ity ny lien ... suite
répondu par xxx le 22/02/2009 14:16
beza ( 01/10/2007 14:12)
RADIO DIRECT AVY ANY MADAGASCAR
Faly manolotra antsika radio direct avy any Madagascar 24/24 Mihainoa finaritra http://www.faniloradio.com... suite
répondu par kalina80 le 07/10/2007 18:54
beza ( 22/05/2007 23:19)
ANDRO FIARAHA MIVAVAKA MANERANTANY
Salama Tompoko Ny 27 Mai izao dia andro hirahan'izao tontolo izao hivavaka ho an'ny tanindrazana. manasa antsika hiray vavaka main'izany andro izany, tsy manavaka finona na fingonana ary n'aiza na a... suite
répondu par niryna le 26/05/2007 02:57
beza ( 09/05/2007 22:37)
CONCERT HANTATIANA SY FARA ANDRIAMAMONJY
[b]CONCERT HATATIANA SY FARA ANDRIAMAMONJY[/b] NY 17 MAI 2007 AO @ SALLE POLYVALENTE ANDILLY (74) libre participation http://www.faniloradio.com/CONCERT23.html [img]http://www.faniloradio.co... suite
répondu par vale le 10/05/2007 14:18
beza ( 04/12/2006 10:08)
KRISMASY HAFAKELY
Ity misy filazana krismasy hafakely, hiarahan'ny fiangoanana malagasy samihafa eny Annemasse sy ny manodidina. Mahafinaritra ny tahaka izao fa tsy ankijery finoana ny fanakalazana ny Noely , noely ir... suite
répondu par dongadonga le 10/12/2006 08:09
beza ( 04/12/2006 10:07)
KRISMASY FIRAISAMPINOANA ????
Ity misy filazana krismasy hafakely, hiarahan'ny fiangoanana malagasy samihafa eny Annemasse sy ny manodidina. Mahafinaritra ny tahaka izao fa tsy ankijery finoana ny fanakalazana ny Noely , noely ir... suite
répondu par tywa68 le 05/12/2006 09:26
beza ( 24/03/2006 07:03)
NY AKO - TSY HO ELA INTSONY - TOURNEE EUROPE 2006
Miarahaba antsika rehetra indray e! Faly manolotra antsika ny fandalovan'ny tarika Ny ako mandalo eto europe mandritran'ny 3 mois. Raha hijery ny fandahrampotoana rehetra ianao dia ity ny rohy ht... suite
répondu par Zina le 02/05/2006 18:07
beza ( 24/03/2006 07:01)
NY AKO TOURNEE 2006
Miarahaba antsika rehetra Faly manolotra antsika rehetra ny tarika Ny ako izay manao tournée Europe 2006 Jereo ny fandaharana rehetra: http://www.ny-ako.net ... suite
répondu par Fiffi le 24/03/2006 17:54
beza ( 14/03/2006 06:46)
TAKARIVA AMOROM-PATANA
Miarahaba Ny fikambanana Nama dia faly manolotra anao "TAKARIVA AMOROM-PATANA" [url]http://www.faniloradio.com/nama.htm[/url] ... suite
répondu par Fiffi le 11/04/2006 06:45
beza ( 14/03/2006 06:43)
TAKARIVA AMOROM-PATANA
Miarahaba Faly manolotra anao ny TAKARIVA AMOROM-PATANA Lanonana sy firahana samy malagasy [url]http://www.faniloradio.com/nama.htm[/url]... suite
répondu par Fiffi le 22/03/2006 06:13
beza ( 11/03/2006 14:52)
TANTARA INDRAY MISEHO
Miarahaba antsika rahariva @ 20h (France) dia misy tantara indray miseho ao amin'ny faniloradio. [url]http://www.faniloradio.com[/url] Rahaviva izany e! Isak'asabotsy no misy an'io ka @ 13... suite
répondu par Achia le 29/03/2006 20:13
beza ( 14/02/2006 06:25)
FIARAHA MIASA RADIO KRISTIANINA
Miarahaba antsika rehetra Mahafaly ahy ny milaza aminareo fa ny faniloradio dia nahazo fiarahamiasa amin'ny RADIO VAOVAO MAHASOA "RVM" Madagasikara, Hisaorana ny Tompo ny fiarahamiasan'ny kristia... suite
répondu par beza le 20/02/2006 05:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.5952