TANTARA INDRAY MISEHO

1. beza ( 11/03/2006 14:52)
Miarahaba antsika

rahariva @ 20h (France) dia misy tantara indray miseho ao amin'ny faniloradio.
http://www.faniloradio.com

Rahaviva izany e!

Isak'asabotsy no misy an'io
ka @ 13h sy 20h

Mirary soa
novalian'i Achia ny 29/03/2006 20:13
2. Fiffi ( 11/03/2006 15:07)
misaotra anao aloha fa toa misy indro kely izy zany ? fa misy dinika koa eto @ radio vazogasy fa hisy tantara koa anio hariva ka iza re zany no henohina ? toa tafaraka manko ilay izy!
3. pissoa ( 11/03/2006 16:01)
Fiffi, amin'ny 21h (any France) ny ao amin'ny Radio Vazogasy kah
4. Fiffi ( 11/03/2006 17:20)
pissoa: ok ! dia hihaino ialy @ 20h aloha izany dia mivadika radio @ 21h ! andraso ary aloha hatao be be hiany ny voanjo sy ny pop :-D:-D:-D :-*:-*:-*
5. Achia ( 14/03/2006 19:41)
ary @ firy vao mandeha ao @ RTM
6. Fiffi ( 15/03/2006 20:07)
RTM ? :roll:
7. marozevo ( 18/03/2006 01:25)
Angaha mbola RTM no iantsoana ny RTM amin'izao fotoana izao ?
8. Achia ( 18/03/2006 07:06)
fa ina njay zao ry zevo ?
9. marozevo ( 19/03/2006 00:13)
Za anie manontany fa tsy inona akory eh.
10. Achia ( 20/03/2006 14:37)
ka samy manontany zany isika mianaka ko :-D:-D:-D:-D tena efa niova tokoa ve
11. marozevo ( 26/03/2006 23:21)
Hatramin'ny oviana indray ary ity "isika mianaka" ity ry Achia ? Koa raha i dadabe izany dia hataonao ahoana... isika mianaka be sa isika mianaka kely.
Ohatran'ny tsy RTM intsony no fiantso azy raha tsy diso aho koo. Ny hoe RTM manko dia Radio Televiziona Malagasy, tamin'ny mbola departement iray ireo. Izao efa misaraka tanteraka ny radio sy ny Televiziona, dia mbola ho izay ve no anarany. Asa, anaka!
12. Achia ( 27/03/2006 19:48)
:°)tonton zevo
13. marozevo ( 27/03/2006 22:32)
Dia mba tianao ve ny tonton-nao (ilay tena izy) raha Zevo no anarany ? Zany anarana izany koa ve dia mba tsara !
Raha izaho ianao olona hafa no atao "tonton" fa tsss Zevo ve !!... Ny anarana dia efa mampiverin-dàlana, maika fa ....

Je plaisante un peu ...
14. Fiffi ( 28/03/2006 06:01)
tsara ka! :):)
15. Achia ( 29/03/2006 09:16)
aleo ary atao hoe dadevo zevo njay e .Ka refa zay ve moa ny tontonko afka ny andohadanitra ho aiza aho e
16. marozevo ( 29/03/2006 09:32)
Ary mba ahoana tkoa moa ny famakiana io anaranao io eh.. Raha atia Italie manko ny "ch" dia vakiana toy ny "k", ka manjary Akia izany... Tsy maninona akia fa ataovy dadevo ary raha izay no maha diavolana an-njy.
17. Achia ( 29/03/2006 20:13)
8O alazako @ tantine a ! tsita mitsy ko ze andraisana anzevo e atao tonton tezitra atao dadevo sosotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4611