radio mivantana mada
1. beza
(
11/02/2009 08:05)
ity ndray le radio e
mety ho tapatapaka fa skype no hampiasaina
fa mba misy hiafina kely
http://www.beza.info/mada
mety ho tapatapaka fa skype no hampiasaina
fa mba misy hiafina kely
http://www.beza.info/mada
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:45
2. Noue
(
11/02/2009 08:19)
misaotra nizara eee ! tena tapatapaka be mais bon ! tena ilaina io en direkta io eee ! tongava daholo eeeeeeeee ! (saingy avy ny orana)
3. penguin
(
11/02/2009 08:21)
Radio maro no mpi-paopy rivotra eto ary roa no tena mivandravandra fa mampiasa lainga mivantana mba ahazoana ny fon'ny olona. Ny VIVA sy ny MADA. Ny VIVA nilaza fa tranon'olona tany Itaosy misy 4X4 mivezivezy ary manafin-javatra fa araho maso. Nony tonga teny ny rehetra ary nokarohona ny tranon'olona dia tsisy inoninona. Dia ahoana izany raha efa voaroba sy voadoro ny tranon'olona ? Ohatra iray ihany io fa mbola maro izay tsy tanisaina fa mameno sehatra. Ny MADA indray lazainy fa olona aman-jatony no mba miresaka eo @'ny 13 Mai. Ny hiaraha-mahita anefa dia olona marobe izao no taritina avia sy havanana.
Ny diso sy ratsy izany valiana @'ny diso sy ratsy ka iza no afaka ho tompon'ny FAHAMARINANA ?
Ny diso sy ratsy izany valiana @'ny diso sy ratsy ka iza no afaka ho tompon'ny FAHAMARINANA ?
4. beza
(
11/02/2009 08:25)
ze manana contact radio mada dia mba omeo ahy fa afaka mandefa direct aho
ilay skype mavesatra be dia tapatapaka
ilay skype mavesatra be dia tapatapaka
5. penguin
(
11/02/2009 08:30)
Ny eo amin'ny 13 Mai tsy miala orana ary mivazavaza hoe "AIZA AKORY ZE LENA EO" koa ahoana no hatahotra orana raha toa ka tena hiaro ny fantatrao fa tokony harovana ianao ?
6. andrywui
(
11/02/2009 09:25)
falifaly zao ry PAMS fa nahafaty olona malagasy maro be teto de hifaly sy hitotorebika !!! MPAMOSAVY handihy amapaty !! tsy ao anaty lohakelinareo ve ireo Malagasy marobe vao nalatsakareo aina ireo ???? de hanao fety eo Mahamasina ?? agent de satan Ra8 !! sorsiera !!
7. penguin
(
11/02/2009 09:41)
Hahahaha. Ny zava-misy no tsaraina na harary andoha ny andrywuiwuiwui na ho torana hitsangana na ho lasa adala. Tsy angano ity fa miseho ny vary sy tsiparifary ka asehoy fahita lavitra hoy sareraka hijinjana azy. Miseho ireo ny olona ka aleo ny akaman'elah no andefa ny sary eran'izao tontolo izao. Hehehehehe. Mahay mamaly ny babakoto vééé sao elah no tena izy ? Hahahaha
8. andrywui
(
11/02/2009 09:45)
hay ve elah manaiky oe babakoto éé!! ha! ha! ha! mazava zay !zany an !!!
-- babakoto mpamosavy penguin
--babakoto mpamono olona kou i penguin
--babakoto mpanarakefa fotsiny i penguin
--babakoto gogole ipenguin
tsy manana saina handa izany fa na hitsahina aza de manaiky foana satria efa zatra alikaina
-- babakoto mpamosavy penguin
--babakoto mpamono olona kou i penguin
--babakoto mpanarakefa fotsiny i penguin
--babakoto gogole ipenguin
tsy manana saina handa izany fa na hitsahina aza de manaiky foana satria efa zatra alikaina
10. andrywui
(
11/02/2009 10:36)
ahoana io 5% kely eo Mahamasina io ry Penguin a!! toa nitsoaka tato ? menatra anga !! ze olona 82.000 ve no mampitagataga anlah nefa zahay mahita 1.000.000 ndray andro !!!hi! hi! hi! hi! her! her! her!
11. yvonKEL
(
11/02/2009 10:44)
andry wui
tena hita fa mbola kely sy mbola tsy mahay manisa tokàoa raha ela .sa jamba manahaka le mpitondra TGV;ary aza mirehareha ho mpivavaka sa izany marina no fomban'ireny sekta ireny,manompa oul. MITANDREMA ela fa misy mahalala
tena hita fa mbola kely sy mbola tsy mahay manisa tokàoa raha ela .sa jamba manahaka le mpitondra TGV;ary aza mirehareha ho mpivavaka sa izany marina no fomban'ireny sekta ireny,manompa oul. MITANDREMA ela fa misy mahalala
