TAKARIVA AMOROM-PATANA

1. beza ( 14/03/2006 06:43)
Miarahaba

Faly manolotra anao ny TAKARIVA AMOROM-PATANA
Lanonana sy firahana samy malagasy
http://www.faniloradio.com/nama.htm
novalian'i Fiffi ny 22/03/2006 06:13
2. Veloo ( 15/03/2006 02:45)
:-w:-w:-w tsy ratsy ka
3. Fiffi ( 15/03/2006 05:45)
mahafinaritra ny tahak'izao!:)
4. fijo ( 16/03/2006 04:44)
ary noheveriko fa any mada,
ary landy kay mbola mihira foana???
5. Fiffi ( 19/03/2006 07:20)
iza ity Landy ry fijo ?
6. era ( 21/03/2006 19:21)
i Landy ilay nanao an'ilay hoe "ianao ilay hitanay niseho télé" ve io sa hafa ?
7. Fiffi ( 22/03/2006 06:13)
iza io ry fijo ahh :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2139