KRISMASY FIRAISAMPINOANA ????

1. beza ( 04/12/2006 10:07)
Ity misy filazana krismasy hafakely, hiarahan'ny fiangoanana malagasy samihafa eny Annemasse sy ny manodidina.
Mahafinaritra ny tahaka izao fa tsy ankijery finoana ny fanakalazana ny Noely , noely iray ihany dia Jesoa iray ihany no ankalazaina
http://www.faniloradio.com/index.php?option=com_content&task=view&id=29


novalian'i tywa68 ny 05/12/2006 09:26
2. Fiffi ( 04/12/2006 15:07)
misaotra anao !
3. tywa68 ( 05/12/2006 09:26)
tsy ratsy mihitsy ilay hevitra !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0804