radio mivanatana mada

1. beza ( 27/01/2009 12:54)
répondu par zandikely le 27/01/2009 15:45
2. andrywui ( 27/01/2009 13:04)
MERCI RA-BEZA AN! VELONA NY GASY ATY IVELANY AMINIO E! MERCI AN!
3. beza ( 27/01/2009 13:11)
tsotsotra fa ny vaovao no tena ilaina e

4. natiora ( 27/01/2009 13:21)
tsy mety misokatra rangaha ilay izy a,mba omeo fanazavana fanampiny
5. beza ( 27/01/2009 13:27)
tsy misokatra ve
averiko eto ny lien aza e

http://www.beza.info/mada

raha sty mandeha io dia ity ny lien
ataovy copie ao amin'ny lecteur-nao

http://91.121.156.143:7777
6. Rafahafahana ( 27/01/2009 13:34)
ENGA ANIE KA RADIO ILAZA NY VAOVAO MARINA
7. xxx ( 27/01/2009 13:43)
MARINA VE REHEFA MITOVY @ NY HERITRERITRAO???? TOA MBOLA TSY HAHAZO FAHAFAHANA RAHA IANAO RAHA IZANY!!!!
8. beza ( 27/01/2009 13:58)
Aleo tsy hasaina fifamaliana fa mihaino e
izay raintsika mety daholo
samy hafa ny firehana fa ny vaovao any antanana no tena ilaina
mndray izay tandrifintsika isika.
9. xxx ( 27/01/2009 14:25)
Ka izahay anie aty an-tanana no miady ho anareo any ivelany e!!! aiza ary izany ry Beza.
10. zandikely ( 27/01/2009 15:45)
Rehefa mihaino ny vaovao amin'ny Radio dia hita moa izany fa dia efa ingahy Ben'ny Tanana no mitondra ny baolina, tsy ho ela dia hiverina ny filaminana efa mifanaraka amin'ny mpitandro ny filaminana izy hanenjehana ny mpandroba.
Io zany midika fa efa ohatrin'ny tsy misy gouvernement intsony any Madagascar?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0767