akamatatra

1. mandrak ( 25/05/2007 19:34)
asa ra efa enonareo ty akamatatr' ty

idray andro on' i Koto siny fianakaviany voa sakany police ka nantaniny oe "firy nareo no ao anatin' io fira io?"
de namaly Koto oé:
-zanany rao de dadany rao

Firy ary izy no tao ra misy mafantatra de azavao oé iza sy iza avy :lol:
novalian'i sonwin ny 28/05/2007 17:12
2. karinah ( 25/05/2007 19:58)
:-D:-D:-D:-D:lol: 5 :?: =))=))=))
3. sitlo ( 25/05/2007 20:30)
[center][size=60px]3[/size] ve?[/center]
4. jpapoozy ( 25/05/2007 22:12)
5. laracroft ( 26/05/2007 01:53)
firy?
6. tslem ( 26/05/2007 07:16)
[size=13px]sarotra be[/size][center]:roll::roll:[/center]
7. kelly13 ( 26/05/2007 09:17)
tsy mahay manisa aho :°)
8. Stretch ( 26/05/2007 17:26)
fa inn klou le rao ?
teny gasy mbola tsy kôpiko ndray zany . . .
9. jaopar ( 26/05/2007 17:39)
Telo: dadaben'koto
dadan'koto
koto.
Ity misy iray:
misy tanany nefa tsisy rantsany????
10. Stretch ( 26/05/2007 17:46)
tena tananan'ankanjo zany lesy . . .
11. jaopar ( 26/05/2007 18:04)
Ary sô de mba ilay mpitendry valiha iry?
12. sitlo ( 26/05/2007 18:25)
=)), aza atao an'izany kosa nedala fa izy aza mba manandratra ny maha-malagasy.
13. mandrak ( 26/05/2007 19:10)
jaopar:

Telo: dadaben'koto
dadan'koto
koto.
Ity misy iray:
misy tanany nefa tsisy rantsany????



ye marna
14. sonwin ( 28/05/2007 17:12)
diso io ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1348