Nisy akama be-ako avy any cuba dia hoy izy tamiko.
- Raha mankany cuba ialahy ka hoe hiodina amin'ny koaitra dia aza maka an'ilay manja be ireny.
- Fa ahoana hoy aho?
- Na ratsy koa aza moa eh?
- Dia ahoana fotsiny izany?
- Diso aho fa raha maka koaitra ialahy dia ialahy no miantoka ny trano fa aza manaiky manaraka azy. Na tsara, na ratsy. Fa ilay manja be ireny no tena tsy manaiky manaraka fa miseho mitondra foana. Fa aza manaiky manaraka mihitsy.
- fa ahoana?
- tonga ao an-trano ialahy dia misy lehilahy manambana basy ialahy. Ny volanao, akanjo, firavaka ...