Marque Taunus

1. Raveny ( 01/06/2007 07:19)
Salut daolo a!

Sao mba misy mahafantatra mpanamboatra "Taunus" mahay nareo?Mba ento eto ny adresse raha misy.Misaotra betsaka!
novalian'i Raveny ny 19/06/2007 07:57
2. johnnyandri ( 01/06/2007 11:07)
Eo Soavimasoandro misy olona mahay Taunus, ny adiresy tsy haiko fa alohan'ny hidirana ho any amin'ny Sanifer iny, afaka ny tetezana.
LeBlanc eny Ambohitrarahaba koa mahay manamboatra Taunus. Ao Ankadifotsy izy no mipetraka ary ny zanany eny Mandriambero. Mora hita ny eny Ambohitrarahaba, akavanan-dalana raha hoany ary misy soratra mivandravandra be hoe LEBLANC raha mbola ao...
Ny Mecanicien rehetra koa mety afaka manamboatra taunus, fa ny tena hilana specialiste dia ny boitier de direction satria mandeha vis sans fin fa tsy mba cremaillere ny azy.
3. Raveny ( 04/06/2007 11:35)
johnnyandri> misaotra betsaka fa aleo aloha jerena daolo azy reo adresse nomenao reo e!
Ary nareo nga manana "taunus" no mahafantatra momba an'ilay fiara?:D
4. johnnyandri ( 05/06/2007 18:26)
Manana Taunus 17m tokoa izahay fa saingy indrisy fa mbola matory ilay izy amin'izao noho ny antony tsy mahaany an-toerana ny tenako. Mafy sy matanjaka ny Taunus fa rehefa tsy voakarakara dia mpanary an-dalana ohatry ny fiara rehetra ihany.
Fa inona ny olana amin'ny Taunusn'i Raveny?
5. Raveny ( 14/06/2007 05:10)
johnnyandri> manaona enao e!Miala tsiny ra taraiky vao afaka namaly fa somary be adidy ny tena ka tsy afa-miala...Ny @ "taunus"-ko alo de tena tsy hay mintsy ny tena marina fa otrany zay lazainao zay oe natory kely nandritra ny 1volana teo izy de nony novelomina @ zay après-ny zay de tsy nety tsony nefa ny batterie ao tsara,ny menaka vao nosolona,...hitako oe mety tsara daolo zany ny tao anatiny e!Fa saingy ny tena moa tsy mahay mécanique de tsy mafantatra mintsy oe inona ny olana @ le izy e!:?:cry::roll:
Ny fotoana andeanako any @ le toerana lazainao koh aza ane mbola tsisy mintsy e!Tena sahirana mintsy ny saiko mieritreritra an'ilay izy f'efa tiko ho vita le fiarako!
Misaotra iany t@ fanampina e!
Mandrapihaona!
6. johnnyandri ( 15/06/2007 02:12)
Raha naka mecano ianao ka tsy voany ilay izy dia stara mihitsy ny mandeha any amin'io toerana io. Raha mbola tsy naka mecano ianao dia mecano mahay fiara rehetra dia mety mahita ny simba ao. Mety ho olana kely izany fa tsy lehibe. Mrty resaka rano anaty lasantsy na bougie mando na fil mal connecte fotsiny satria raha velona tsara ny fiara taloha dia tokony tsy hisy olana mekanika izany. Mazotoa mikarakara fa tsara ny fiara Rainiboto e...
7. Raveny ( 19/06/2007 07:57)
johnnyandri> misaotra betsaka e!!!!Mbola tsy naka mecano alo za h@ zao fa saika tonga de any @ le mpanao taunus nolazainao no hitondrako azy satria @ zay koh tonga de asaiko mba tonga de anaovan'ny zareo révision générale le izy...
Ilazako vaovao eto iany nareo refa avy manao diagnostic zay e!
Mazotoa @ atao rehetra ary e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3252