transplantation

1. Imahaka ( 01/06/2007 10:07)
Ahoana ny fampianaran'ny Fiangonana ny amin'io resaka io? indrindra ilay taova "fo" mihitsy no soloina avy amin'ny olon-kafa?
Misaotra izay afaka manome "version ofisialy".
novalian'i romilino ny 08/08/2007 18:21
2. nathie86 ( 01/06/2007 11:41)
fampianaran'ny fiangonana. Ra ny fiangonana aloha zao d manda an'io tanteraka eh.
Ra iza ndray hoe refa mahavonjy ol d azo atao io
3. lancia ( 01/06/2007 12:21)
Amiko manokana, raha ara-drariny izany hoe efa nanao izay ala nenina rehetra teo @ilay novonjena ka tsy avotra nefa manana "fo" tsara ka mety hafindra indray any @ hafa mba ho famonjena azy.Mino ah fa tsy tokony ho sarotiny ny fiangonana satria fanavotana no natao.Satria na t@ andron'ny Jesosy aza mba naka fotaka izy hanasitranana maso jamba; ka noho izany dia natao ho fitaovana ihany koa ilay "fo".
4. ikalakintina ( 01/06/2007 13:12)
mino za fa tsy de misy milaza io ao am baiboly: fa ny ohatra hitako fotsiny de oe, jesosy kristy aza namoy ny ainy be izao, hamonjena antsika: ary ao am baiboly misy an le oe: raha tsy nisy rĂ  nalatsaka tsy nisy famonjena,
donk, mino za fa tsy mifanohitra am baiboly velively ny transplantation: betsaka anie ny olona miaina am alalan'ny organe n'olona iray e!, za alou tena dokor am don d'organe mitsy ary e!
5. karinah ( 02/06/2007 10:56)
ie, miombon-kevitra @ ikalakintina koa aho!!:wink:
6. tsiafoi1 ( 04/06/2007 09:27)
Ny mety ho olana dia any amin'ilay fomba nangalana le organes izany.

Raha manome fo (na taova hafa) antsitra-po ilay mpanome de heveriko fa izany no fitiavana lehibe idd, fa raha sanatria kosa ankeriny no fomba nentina nangalana ilay taova dia heloka eo anatrehan'Andriamanitra izany satria mety ho famonoan'olona, na halatra.
7. romilino ( 08/08/2007 18:21)
miombon-kevitra amin'i tsiafoi1 aho: ny fitiavana n ambony indrindra na inona na inona hatao, koa raha nomenam-pitiavana ary noraisinam-pitiavana ka mazava daholo ny manaraka dia feno ny tsodranon'Atra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0509