P Diddy en James Bond

1. nathie86 ( 01/06/2007 07:07)
P Diddy a afirmé vouloir être le prochaine James Bond:lol:
Aôna ny hevitrareo, mety ho pozina Bond v i P Diddy.(imaginer Diddy en costume 3pièce grande classe)
Mety ho possible v hoe ho noir ny prochain Bond.
novalian'i karinah ny 02/06/2007 13:24
2. karinah ( 01/06/2007 07:44)
pkoi pas aky an! injy angah tsy mbola nahita an'i P Daddy en 4 épingle,waou classe be koa ah!
fa saingy mety tsy maharaka ny hakingan'ny bond aloh izy eh!:-w .
3. nathie86 ( 01/06/2007 08:16)
tsy manana endrika ny ho Bond mintsy kosa izy eh
4. karinah ( 01/06/2007 08:18)
ah !
5. majakely ( 01/06/2007 09:11)
oh!:lol:
6. lemenakely ( 01/06/2007 09:14)
Ry zareo anglisy dia tena sarotiny mihintsy @ io JAMES BOND io ingahy DANIEL CRAIG aza dia nahazo tsiny be dia be tokoa t@ début du tournage .Ary tao aoriana'ingahy GEORGE LAZENBY " AU SERVICE SECRET DE SA MAJESTE" izay australien , dia nanapa-kevitra ingahy BROCCOLLI fa tsy maintsy anglais no JAMES BOND.Ingahy P DIDDY anefa americain sady black .Raha mi-jouer ny rôlen'ny méchant angamba ingahy P DIDDY dia manaiky aho fa raha rôle principale dia kely finoana aho !
7. Stretch ( 01/06/2007 09:17)



karinah:
fa saingy mety tsy maharaka ny hakingan'ny bond aloh izy eh! .



tsisy we tsy maharaka ny akingana sy maharaka zany retsy ny manao filma a !
zavatra ny ordi d^oly ny manao ny asa :D
8. kelly13 ( 01/06/2007 09:48)
za refa mahita ity P Diddy ty d otran'ny mahita ilay cousin-nay tombeur zay :°)
9. karinah ( 01/06/2007 10:35)
stretch: eka ouz:°)
10. agoago ( 01/06/2007 11:02)
Ny ahy Sean Connery ihany no tiako nilalao James Bond, sady tsy izy ve no acteur voalohany nanaovana adapatation film James Bond moa. Miova foana lay portrait, ho Puff Daddy zany farany
11. karinah ( 01/06/2007 11:10)
lemenakely: i "pi didi" ve ?! :wink:; izao endriny izao ve de endrik'oul méchant? :-/
12. karinah ( 01/06/2007 11:14)
ity ny tiko indrindrahttp://jamesbond007.net/hmtl/brosnan.html

agoago:oops:
13. nathie86 ( 01/06/2007 11:24)
d mety ho possible ho noir ary v i Bond ono eh
14. karinah ( 01/06/2007 13:43)
nathie: mety fona io rhf atao mety:D, fa ny réalisateur no ahiko tsy hety!:lol::°):wink:
15. karinah ( 01/06/2007 14:17)
..fa io , brosnan n préféré-ko:°):wink:
16. Stretch ( 01/06/2007 15:49)


za klou tsy de tena coller tam le james bond e !
17. Stretch ( 01/06/2007 15:52)


ty ndra ny hitiavako an ty ôtrany Jack Abot am , feu de l'amour :-D
18. kelly13 ( 01/06/2007 19:17)
mpiondana afompitiavana kou zany kle :°)
19. Stretch ( 02/06/2007 04:43)
:-D kelly tsy mpiondana a fa mijery refa sendra mahita ,am onzy zany rare a no ao an trano :wink:
20. karinah ( 02/06/2007 13:24)
Stretch:



ty ndra ny hitiavako an ty ôtrany Jack Abot am , feu de l'amour :-D
stretch: :°)zah tsy panaraka an'iny fa ande hanaraka koh zany manombok(izao!!:lol:
:*:*:*be , brosnan:°):oops::oops::oops::wink:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2423