zanaka piosika de solo mianadahy

1. pipiso ( 01/06/2007 08:50)
sao dia mba misy manana ny tononkiran'ny solo mianadahy kay ato ô, isaorana be dia be zay afaka mandefa azy avy eo.
novalian'i kelly13 ny 02/06/2007 14:30
2. Stretch ( 01/06/2007 09:02)
tiko zany hira zany , mbô miandry ko a !
fa tsy manana ,
ny a ny adiresin'i solo mianadahy no tadiaviko ra misy manana :D
ra mbola mihira zareo :D
3. cmbolatiana ( 01/06/2007 12:51)
ry zareo aloha mbola mihira fa tsy haiko ny adresse-ny. Izaho koa mba tia io hira io dia miandry izay mba tsara fanahy hanome ny tononkira fa izao fotsiny no haiko :
raiketo ary ny lamako
doboy ary ny aponga
Hilalao namako ô tsy somongamonga
4. Stretch ( 01/06/2007 15:40)
A A TSY TIKO NDRAY LE HIRA FA RY SOLO MIANADAHY NO TIKO:lol:
5. kelly13 ( 01/06/2007 19:20)
satria tanalahy ny foko
mahay miova loko :°)

hiran'i mahaleo kay mou io hihihihi

hs, hors service sa hors sujet? mdrrr :-D
6. Stretch ( 02/06/2007 04:51)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/solo%2Bmianadahy/video/x1qoi6_solo-mianadahy-zanaka-mpiosika

ankizy fantatro retsy reo a !
fa bôgabôgany dôôly , ny sipa ko manjamanja kely zany.
7. sitlo ( 02/06/2007 09:01)
=))=))
bôgabôgany, manjamanja kely zany dôôly

=))=))
8. kelly13 ( 02/06/2007 14:00)
stretch>ahhh miciii an, tena tsy mahakôpy le hira sy le mpihira za mantsy, d ekeko kou le oe
fa bôgabôgany dôôly , ny sipa ko manjamanja kely zany


:-D

sitlo>fita kosa fa bôgany le bandy e, eny e, tsy bôgany no elah klou e :°)
9. sitlo ( 02/06/2007 14:26)
:oops:
10. kelly13 ( 02/06/2007 14:30)
tairo ny sôsy fa eo no :oops: eo! :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.053