Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
05/06/2007 11:53)
inona...
...no mahasamy hafa ny schyzophrenie sy ny mythomanie?...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 05/06/2007 13:33
ronaldo09
(
05/06/2007 10:21)
Tsy mahay Politika ny malagasy ary tsy nateraka hanao azy
Raha atao ny fandinihana dia tsy nateraka hanao politika ny malagasy ,ary tsy mahay politika! Be ihany izay revolution natao tao Dago izay ,ny grevy tao ny ra latsaka nefa tsy hita hoe aiza ho aiza...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 08/06/2007 03:28
ftma
(
05/06/2007 09:44)
Mitady an'i zandrikely simplex
Mba nisy nahita an'i simplex ve ianareo e sady tsy hita ato no tsy hita RVG
Miverena less zandrikely fa malahelo zoky an :-*...
tohiny
novalian'i sympa ny 06/06/2007 22:53
xxx
(
05/06/2007 08:44)
Gasoil Leclerc frantsa
Aza mba mividy gasoil @ Leclerc fa maloto manimba fiara. Mifandimby citerne @ zavatra hafa angamba ireny....
tohiny
novalian'i mutombo ny 17/07/2011 15:42
miranakely
(
05/06/2007 08:17)
feon'anjely Manjakaray
Mahanoana daholo,
Sao mba afaka mahazo tononkira an'ilay hiran'ny feon'Anjely Manjakaray misy hoe "ireo ditra fahiny..."iny ?
Misaotra mialoha
Mirana...
tohiny
novalian'i pissoa ny 05/06/2007 18:54
mikeboss
(
05/06/2007 08:05)
18.3 - mpamadika
manaona tompoko,
Mba mitady an'ito hira ito raha possible. Misaotra betsaka :D...
tohiny
novalian'i sitlo ny 06/06/2007 20:54
cristal
(
05/06/2007 07:39)
Andriamanitra mahery(Ray sy Zanaka ary ny Fanahy Masina)
(l)(l)(l)Raha nanao tafika masina tany @ faritra Madihivato iny ny mpino maromaro tao @ FLM 67ha dia namangy tokatrano maromaro;nisy anefa tokatrano iray nalehan'izy ireo tsy dia mbola tao anatiny fin...
tohiny
novalian'i prime ny 06/06/2007 12:11
Jeankely
(
05/06/2007 07:35)
Ny antitra ho vizana fa miomana ny tanora
Na manampahaizana tahaka ny inona aza ireo efa nitondra sy mpanao Politika tranainy ireo dia tsy maintsy ho vizana noho izany ny tanora dieny izao dia mila mahay mifanaja ary mizaha ny lalana tsara hi...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/06/2007 02:14
niryna
(
05/06/2007 06:28)
Ny dikany sy ny nihavian'ny teny hoe protestanta?
Ny fanazavana tamin'ny mbola kely fotsiny dia hoe nanohitra ny fiangonana nisy taloha ilay mpiangona tao dia nanorina fiangonana vaovao.
Inona no notoheriny?Nisy zavatra tsy nety ve tao sa nisy zavat...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/06/2007 04:43
domino
(
05/06/2007 05:39)
Magnahirana
Bonjour daolo e!
Mba mangataka ny tonokiran'i Lôla lahy le hoe Magnahiragna zay manana nareo e!
Mba alefaso amin'ity adiresy ity ra azo atao.
Misaotra mialoha de mandra-piresaka ndray o!
Bonne jo...
tohiny
novalian'i tacha ny 31/07/2007 08:57
Fiffi
(
05/06/2007 05:26)
Io taoka io........
FETIN’NY RENY SY TOAKA BE LOATRA
Olona 6 naiditra hopitaly, maty ny iray.
Namono olona indray ny toaka ! Asa na nanararaotra ny fetin’ny reny ry zareo ireto, na namoy fo, na koa dia efa fiti...
tohiny
novalian'i pissoa ny 07/06/2007 22:43
ravaka2007
(
05/06/2007 04:51)
Ampianaro
Mba angataka an'io hira eo re e!!!
Misaotra tompoko....
tohiny
novalian'i hery ny 05/06/2007 07:17
anjaran3
(
05/06/2007 04:28)
vehivavy!
aona indray nareo sipa am'lay gazety nivoaka omaly 04juin2007 tamin'ny midi madagascar .tena efa enjana izany ilay joba gasy an!
efa mahavita ny vitan'ny vahiny tsinona ko "s"be kosa angamba izany ko...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/06/2007 09:45
rasil
(
04/06/2007 22:13)
saika hitady hiran'ny tarika remi
Ilay misy hoe
arahabaina manokana ireo zokiolona ray aman-dreny niteraka
fa ianareo re no reraka nanorotoro anay tsy hiveraka
......
tohiny
wawa
(
04/06/2007 21:36)
mima & jerry marcoss
Salut:lol:,
Mba mangataka lé hiran'ny mima sy jerry marcoss miaraka iny mitondra ny lohateny hoe "mafoaka" raha mba misy manana.Dé misaotra mialoha!...
tohiny
xxx
(
04/06/2007 20:19)
de ahoana indray izao tendance izao ry zalahy a!
[img]http://www.madanight.com/articles/mode/806-lingerie-fine-ony-devoile-les-tendances-tres-sexy.html[/img]...
tohiny
novalian'i dibbah ny 17/10/2007 05:21
xxx
(
04/06/2007 19:37)
baby fone
Loza ry reto saika tapaka ny lalandran'ilay rahavaviko fa hay mifampi capte ireto antsoina hoe baby fone.....:roll::roll:
raha nisakafo tany ambany ny olona ny zazakely matory any ambony any am chamb...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/06/2007 20:46
infinity
(
04/06/2007 16:29)
Soirée: Fete de l'indépendance, Fete de la musique...Paris
Miarahaba!:D
Manasa ny NAMANA rehetra hiaraka hikorana, hifaly, hilanonana...ary indrindra "HIFANKAHITA" amin'izao fahatongavan'ny fetim-pirenena Malagasy izao.
Ny lanonana dia ho tanterahina ny...
tohiny
novalian'i mignone ny 28/06/2007 16:00
koioty
(
04/06/2007 15:27)
RAM-PROCE
Sao de mba mahita RAM 1Giga sy Micro-Processeur 1Giga ianareo fa izaho mitady.Raha misy de ny faran'ny volana Jiona izao no miakatra any Tana aho fa izaho moa izaho aty Bira.Merci...
tohiny
