Mitady an'i zandrikely simplex

1. ftma ( 05/06/2007 09:44)
Mba nisy nahita an'i simplex ve ianareo e sady tsy hita ato no tsy hita RVG
Miverena less zandrikely fa malahelo zoky an :-*
novalian'i sympa ny 06/06/2007 22:53
2. diamondra27 ( 05/06/2007 09:53)
tena nanjavona le simplex klé


letia e! aiza leisy fa manina an'elah ny namana a!
sa sao de mila mandefa hira spécial ny akama?

MIVERENA

miverena
de aty jerena
fa ny andro zao tsena
de tandremo sao de lena
:oops::oops:

tena tsy mahay poésie za fa noho ianao de mba nanao effort, de manantena valiny zany hono i ftma e!

mety mbola exam kosa izy fa aza kotabaisiny e!
sa ahoana?:wink::-$:-$

(l):-*:-*(l) namana tsy foy sy tsy hadino
3. sympa ( 05/06/2007 11:16)
diams :arrow: =))=))=))=)) egnao ty tena mampitokiky :!:

Fa lasa aiza hono ra simplex eeeeh :!: 8O8O8O8O
4. diamondra27 ( 05/06/2007 11:40)
sympa: ka izy nge efa nampitandrina we hanjavona eo koa hono izy tatsy @ le dinika tatsy e!
de inona no mampitokiky @izany eo zao!
le poésie ve?=))=))=))=)):oops::oops:
efa we :-$:-$ wa fa tsy mahay
5. ftma ( 05/06/2007 17:09)
mety examen marina zandrikely bon courage less de M :-*
6. xxx ( 06/06/2007 00:39)
Lasa nanao vakansy kely izy :oops:
7. sympa ( 06/06/2007 22:53)
diams :arrow: kô le hoe tsy "foy" :-D:-D:-D:-D Nga atody izy kle =))=))=))=))=))

Vazovazo tsy mamparary io an :!:

Mivazo
Mivazo
Mikalo
Mikalo
Midoskla
Midoskla

Andeha atory @ zay ao ka :!: :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1019