Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
andreasr ( 07/06/2007 07:04)
hangataka hira
manaona daholo nareo saika mba angataka ny hirany north and center ilay moe mangatsiaka ny tontoloko nilazanao lasa maizina ny androko raha tsy eo ianao...... DIA MISAOTRA BETSAKA DIA NY MILOHEEEEEEE... suite
répondu par Fiffi le 07/06/2007 21:05
diamondra27 ( 07/06/2007 06:58)
fampitandremana, hafatrafatra
alohan'ny hirosoana @ mariazy.Na ho an'ny lahy na ho an'ny vavy dia mila io daholo Afaka mizara izay azony lazaina daholo ve isika Inona ny miandry anao ao @ tokantrano? Na fifaliana na fahoriana ... suite
répondu par kintana9 le 22/06/2007 15:19
kallie ( 07/06/2007 06:33)
mariaz
fa grave marina reto lé manomana a!!!! asa nareo ze efa nandalo teo fa tô ôtran'ny vôme mia-betsaka ny olana (resaka organisation sns) vôme mampitaintaina, nefa refa tena eritreretina, in no itai... suite
répondu par sechat le 11/06/2007 13:33
anjaran3 ( 07/06/2007 04:30)
ahoana!
ahoana ny alalnanao ny sipanao hoe tia anao izy=((:-$... suite
répondu par nathie86 le 08/06/2007 13:50
anjaran3 ( 07/06/2007 04:21)
izao ihany !
izao izany te hiteny hoe i ................?... suite
répondu par Fiffi le 13/06/2007 15:00
LazaDaddy ( 07/06/2007 01:20)
Mila an'i Jesoa isika
Amin'ny zavatra rehetra atao sy kasaina (na amin'ny zavatra haintsika na amin'ny zavatra tsy haintsika) dia mila an'i Jesoa mpamonjy mandrakariva isika. [u]Ohatra tsotra azo raisina ny fakam-panahy... suite
répondu par prime le 13/06/2007 10:38
sympa ( 06/06/2007 22:45)
pimaso, mipimaso ..... !! ;-)
Bonne annif ry pimaso an :!: aiza adino ny manoraka gateau an :!: :^):^):^):^)... suite
répondu par sympa le 21/06/2007 01:10
booboo ( 06/06/2007 21:27)
kaiamba
Inona no hira kaiamba isan'ny tianareo indrindra ? asio patiny kely @ lay tonony tsy matinareo lolo hoe ... o^oo^oo^o... suite
répondu par xxx le 09/06/2007 21:52
marozevo ( 06/06/2007 19:18)
Mampalahelo
Dia tsy maintsy hoe hiantsoana olona be dia be toy izao ve (Cardinal Robert Sarah sy telo hafa mbola ho avy) vao hivaha ny olana. http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=8201 Miala tsin... suite
répondu par Fiffi le 28/06/2007 20:54
MTN ( 06/06/2007 19:16)
te hatory
Ahoana kay ny hevitra fa tena te hatory be foana aho isaky ny mijery ecran ordinatera? Nefa izaho tsy maintsy mampiasa ordinatera foana isan'andro. ps: za amle olona tsy mahazo misotro kafe matetik... suite
répondu par Manatenasoa le 10/06/2016 18:20
hery ( 06/06/2007 19:08)
Tahiry biz'oroka maimaim-poana
Salama daholo, Izay vao mandeha ilay tahiry biz'oroka maimaimpoana. Nisy olana kely teo tamin'ilay fanavaozana. http://namana.serasera.org/?rub=namana/countclick ... suite
répondu par Fiffi le 09/06/2007 08:27
kiboribory ( 06/06/2007 15:16)
siky menamena
mbo omeo azafady eh ... suite
xxx ( 06/06/2007 14:10)
tsy mis
aza manadino ny tznindrazana... suite
répondu par Fiffi le 07/06/2007 06:14
mpanakiana ( 06/06/2007 13:10)
Free dago??
Efa misy manana abonnement free v any dago sa mbola aty ivelany iany no misy alou,raha efa ,nisy d t@ oviana no nivoaka???... suite
répondu par DotMG le 07/06/2007 05:52
bazylou ( 06/06/2007 12:07)
saly daholo an!!
tonga ny tary e!! rehefa avy nanao vokansa tany s...sse... suite
répondu par vale le 07/06/2007 11:49
hfr ( 06/06/2007 12:02)
mitady hira
manahoana! mba mety hanananareo ve ilay hira ny Fascination mitondra ny lohateny hoe "Je Pense" iny efa ela ihany ilay hira iny mantsy. misaotra e:?:... suite
répondu par Fiffi le 09/06/2007 06:39
ari.malala ( 06/06/2007 11:42)
Famantarana ny Hazo Fijaliana
Hono hoa ry reto, tena tsy maintsy @ tanana havanana ve ny fanaovana ny Famantarana ny Hazo Fijaliana? tsy izany mantsy, fa rehefa mivavaka aho, ka matory eo antrotroako na mampinono an'i Ambinintsoa,... suite
répondu par marozevo le 18/06/2007 17:11
sallyg56 ( 06/06/2007 11:38)
sipa 8 tona
za zany mba tafaresak t@ akizy 8taona de tena gaga ah fa efa manana sipa ono izy! fa maninona @ zao otran miha maikamaika @ fitiavana ny ankizy?... suite
répondu par Jeankely le 08/06/2007 02:38
sallyg56 ( 06/06/2007 11:32)
05-06
zoéz aniversair daolo ze teraka t@ 5 ju1 retraretra... suite
répondu par Fiffi le 07/06/2007 05:30
andry44 ( 06/06/2007 09:53)
App foto num
Mety ho tratry ny virus koa ve ry zalahy ny appareil photo numérique reny? Ohatra refa lay hamindra sary makany @ ordi iny ohatra?... suite
répondu par andry44 le 10/06/2007 19:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8355