05-06

1. sallyg56 ( 06/06/2007 11:32)
zoéz aniversair daolo ze teraka t@ 5 ju1 retraretra
novalian'i Fiffi ny 07/06/2007 05:30
2. Jessimi ( 06/06/2007 15:27)
Dia miarahaba antsika mianakavy koa amin'ny andro maneran-tany ho an'ny tontolo iainana; ny lohahevitra amin'ity taona 2007 ity: Ny fikorontanan'ny toetr'andro, olana mahamay?
3. Fiffi ( 06/06/2007 16:10)
heu....nefa tena possible mihintsy hoe ireo namana zay annif-ny androany tsy hisy hamaly eto....:roll:
4. sitlo ( 06/06/2007 18:53)
atolotra manokana ho an'i :?::* :-D
5. Stretch ( 06/06/2007 19:18)
fa angaha i manokana teraka omaly ?
sa verisera.org?
mamy sa masira io bosabosa io ?



[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
6. kelly13 ( 06/06/2007 19:21)
matsaboka ngamba :°)
7. Stretch ( 06/06/2007 19:24)
ampindramo slito persily hazo a !
de gôma ko sao misy diso :°)
8. sitlo ( 06/06/2007 19:30)
Ny an'i kelly koa manjavona be, mampte hatory
zavatra i manokana za vondrona bedabe :-D vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana
9. Stretch ( 06/06/2007 19:35)
andana klou ganagana misasa lou ra te hatory

miverina any repoblikany deba ndray ve lesy elà k le aza ,:*
10. sitlo ( 06/06/2007 19:46)
deba izany efa antitse be, raha mijery forum serasera aza izy dia ny an'i bozilove le ngeda be ireny ihany no hitany:-D:-P bedy
11. Stretch ( 06/06/2007 19:49)
lery tondé matory miesona vô mi forum ,
asika tapaka barika misy glason ao ambany birao :-D
12. sitlo ( 06/06/2007 19:54)
ilaozany mihinana glason eo ndray, clarnety voavofy clarnety voavofy :-D
13. Stretch ( 06/06/2007 19:58)
fa nakaiza ndray ary lekky dreizehn teo ?
iny ko manjavona amn'apa fôna

antsony fo ho an'i raterezy.:°)
14. Fiffi ( 06/06/2007 20:01)
sitlo:

atolotra manokana ho an'i :?::* :-D
heu....sitlo: an'iza ? tandremo sao de voakenda eo indray an ! :wink::-D:-D:-D:-D:-D


15. sitlo ( 06/06/2007 20:09)
:-D an'ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana

terezy> sitrana ve ny lagaly dia miavonavona euhhhh :-D
16. Stretch ( 06/06/2007 20:17)
fiffi tsy maninn zany tsony izy fa efa tsara training ,
efa midona am tolana fôna :°)
17. sitlo ( 06/06/2007 20:24)
:-D
n'aiza n'aiza no aleha,
misy foana tamboho be
tambo miakatr'e

sao dia misy manana ny ton'iny hira iny:°)
18. Stretch ( 06/06/2007 20:26)
io ndray fa hanomboka am fangatahana tononjavatra,
de avy eo manjavona :-D
19. xxx ( 06/06/2007 20:30)
fa inona daholo ireo resaka hors sujet ireo e?
20. xxx ( 06/06/2007 20:32)
fa inn ny sujet ?:?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3603