05-06

21. sitlo ( 06/06/2007 20:42)
xxx> 8-)

klipy ary eh :wink:
22. Stretch ( 06/06/2007 20:46)
fa inn nefa le hira amzany , tsy azoko veroka ra tsy hitako lay klipy :°)
23. sitlo ( 06/06/2007 20:56)
tena toa tsisy klipy koa, ranjoky no toa mpihirahira azy tao an-trano dia lasa haiko fa tsy haiko hatramin'ny tompon'kira. Fa misy an'io fotsiny ilay izy, rehefa mampina domy iny no tena fihirana azy. :°)
24. Fiffi ( 07/06/2007 05:30)
Stretch:
fiffi tsy maninn zany tsony izy fa efa tsara training ,
efa midona am tolana fôna :°)
fa nga hono izy akia naninona ?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1593