Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
boulibouli
(
08/06/2007 12:19)
fangatahana tonon-kira sy mpihira
Bonjour eh!
sao mba misy manana ny tonon'ireto hira ireto sy ny mpihira azy, ny fanombohany dia izao:
1)Ny mangoraka olo-tsy tiana
Dia mitoto vary diavolana
Miantso fampahoriana
Mandrava tady efa...
tohiny
novalian'i boulibouli ny 09/06/2007 08:52
diamondra27
(
08/06/2007 11:05)
police à paris
efa tsy manenjika voleurs tsony zao ny police ao paris fa manenjika ny automobilistes indray... mba omena pv, sy hangalàna ny points-ny
=))=))...
tohiny
novalian'i cbd ny 14/06/2007 11:09
leon
(
08/06/2007 10:58)
Miriorio foana ny angidina/bessa sy lola
Miararahaba tompoko;saika mba angataka tononkiran'i bessa sy lola raha ny fahalalako azy azafady tsy dia aiko loatra fa misy hoe fotsiny :miriorio foana ny angidina ...mino aho fa ainareo amizay ny...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 11/06/2007 11:47
lapino
(
08/06/2007 10:33)
Amin'ny firy zao ?
Amin'ny ora tsy diso :wink:
http://www.dailymotion.com/video/xxq3d_what-time-is-it...
tohiny
novalian'i cbd ny 14/06/2007 12:12
nikopol
(
08/06/2007 10:11)
Votez Cindy Lee
Ho an'ny namana izay mipetraka eto amin'ny Paris 12 na 11 dia mba tohano ny kandidan-tsika ... amin'izao érlection législativa zao
http://kandidatur.over-blog.com/article-5733254.html
...
tohiny
novalian'i meva2 ny 12/06/2007 06:13
bazylou
(
08/06/2007 08:42)
tsy ratsy kosa
ilay vadin'i roland a!!:wink::wink:...
tohiny
novalian'i cbd ny 14/06/2007 23:54
paris10
(
08/06/2007 08:38)
vavaka ho anao
Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny hatsarany
rehetra ?
Iza no mampikoriana ny renirano ?
Ianao koa, tsy mila miady mafy vao tafita amin'ny
fiainana, satria ny tsa...
tohiny
novalian'i marozevo ny 10/06/2007 20:29
paris10
(
08/06/2007 08:34)
vavaka ho anao
Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny hatsarany
rehetra ?
Iza no mampikoriana ny renirano ?
Ianao koa, tsy mila miady mafy vao tafita amin'ny
fiainana, satria ny tsa...
tohiny
novalian'i malyevah ny 20/07/2007 07:57
boga
(
08/06/2007 07:57)
hono wao ry reto an
Inona kay no atao fa itanareo ny tongon'ny zanako kely izay 7ans misy fotoana lazainy fa marary ny ranjony; ka inona no mahatonga izany .Lazao reto zay azo atao fa mampalahelo izy refa mihetsika lay i...
tohiny
novalian'i boga ny 13/06/2007 13:13
elintsoa
(
08/06/2007 07:15)
tsara-tsodrano
Raha mba misy manana ny tonon-kiran'i Dadah , Misaotra mialoha; Ny lohateny: tsara-tsodrano...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/06/2007 14:07
Fiffi
(
08/06/2007 06:46)
Qui a écrit la Bible et pourquoi ?
[i]Les gens lisent la Bible depuis deux mille ans. Elle a obtenu, dans notre culture, un statut qu’aucun autre écrit n’a obtenu. Il y a plus d’exemplaires de la Bible sur la surface de la Terre...
tohiny
novalian'i prime ny 19/06/2007 13:41
LazaDaddy
(
08/06/2007 05:09)
Freins a main?
Ny Toyota Tarago taty aorian'ny taona 2005 tsy misy "freins a main" satria eo @ tongotra havia ilay izy. Noho izany lasa "freins a pied". =))...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 05/08/2007 13:28
LazaDaddy
(
08/06/2007 05:03)
fandriampahalemana
mankaleo sy mampalahelo fa toa laza fahazarana ny maheno jiolahy ao Madagasikara...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 08/06/2007 05:49
anjaran3
(
08/06/2007 04:12)
sarimihetsika!
hianareo ve tsy mahita fa ny mahatsara ny sarimihetsika malagasy dia mampihomehy fa tsy gidragidra.
rehefa dinihina mantsy dia mbola tsy ampy ftaovana ny cinegasy @ resaka film gidra² ...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/06/2007 04:40
bazylou
(
07/06/2007 23:27)
feno fandemen-tsaina
ry jeankely be:roll::roll::roll:...
tohiny
novalian'i ranitse ny 29/06/2007 10:18
kelimasika
(
07/06/2007 22:11)
Mba manontany azafady
Any amin'ny toerana misy anareo rehetra any (frantsa aloha raha azo atao) mba azonareo omena ve ohatra ny anaran'ny toerana mety ahitana zaridaina azo tsidihina, na parc izany na jardin d'eau na prof...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 04/11/2010 00:44
marozevo
(
07/06/2007 18:32)
Misy mesazy ny findainao.
Ity mba misy fifampizaràna eh... hitako tetsy sy teroa.
[quote]ETRE « BRANCHE » SUR DIEU.
Voici six règles pour une bonne communication :
1. Une conversation téléphonique avec Dieu n’...
tohiny
novalian'i marozevo ny 18/06/2007 21:57
xxx
(
07/06/2007 18:28)
azo sotroina ve ny toaka?
Arak'ity voasoratra ity dia iza no afaka mba hanazava fohifohy.
Deo14/25-26
"Dia hamidinao vola izany,ary hofonosinao ny vola ka ho entinao eo an-tànanao hankany amin'ny tany izay hofidin'i Jehov...
tohiny
novalian'i marozevo ny 27/06/2007 18:50
bazylou
(
07/06/2007 18:03)
5 sy donga
no nanaovan'ny cote d'ivoire ny barea , beurkkk tena tsy hanao raha ireo ,:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i miou ny 26/07/2007 07:52
xxx
(
07/06/2007 17:46)
Manaova tahaka ireny zazakely ireny dia.....
Tsy fantatro na ato no tokony hanoratako ity na any @ hatsikana fa saingy nampisaina ahy dia hoy aho hoe: mety @ finoana ilay izy.
Indray andro niditra tao @ magazay lehibe ireny ireto mivady niarak...
tohiny
novalian'i prime ny 13/06/2007 10:34
