sarimihetsika!

1. anjaran3 ( 08/06/2007 04:12)
hianareo ve tsy mahita fa ny mahatsara ny sarimihetsika malagasy dia mampihomehy fa tsy gidragidra.
rehefa dinihina mantsy dia mbola tsy ampy ftaovana ny cinegasy @ resaka film gidra²
novalian'i xxx ny 27/06/2007 04:40
2. liba ( 08/06/2007 04:59)
tena marina, sady tena mampiala voly ange le mampihomehy e,
hafa ihany le mba miavaka, fa tsy mangala tahaka ny any ivelany e ! zah aloha d tena mankafy ny film n' ny scoop digital e ! na d @ maha-skoto fotsiny ny mpamorona aza! :wink: malok' ila, rainizavona, piraty, volom-borona sns
3. diamondra27 ( 08/06/2007 06:09)
tena mampime sy mahatalanjona ihany aloha satria we mba mi-jouer film ry zalahy e!

fa le bokona be kosa aloha , hummmmm kotrana be an!
4. bazylou ( 17/06/2007 00:06)
anjaran3 , marina ny voalazanao,tsy hitanao ve fa izany no maha zana tany frantsay antsika??? frankofonia iray manontolo dia malaza mpanao hatsikana, donc......:-P:-P
5. Jeankely ( 19/06/2007 03:45)
Zanatany angaha VINDINA=))=))=))
6. xxx ( 27/06/2007 04:40)
mahafinaritra ilay mampiomehyka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1764