fangatahana tonon-kira sy mpihira
1. boulibouli
(
08/06/2007 12:19)
Bonjour eh!
sao mba misy manana ny tonon'ireto hira ireto sy ny mpihira azy, ny fanombohany dia izao:
1)Ny mangoraka olo-tsy tiana
Dia mitoto vary diavolana
Miantso fampahoriana
Mandrava tady efa miolana....?????
2)Feo mamaton'alina..??( hira fahare rehefa Alahady hariva ao @radio izy io)
3)Ilazao no titre dia i Njila no mpihira.
Misaotra betsaka miloha oh!!
sao mba misy manana ny tonon'ireto hira ireto sy ny mpihira azy, ny fanombohany dia izao:
1)Ny mangoraka olo-tsy tiana
Dia mitoto vary diavolana
Miantso fampahoriana
Mandrava tady efa miolana....?????
2)Feo mamaton'alina..??( hira fahare rehefa Alahady hariva ao @radio izy io)
3)Ilazao no titre dia i Njila no mpihira.
Misaotra betsaka miloha oh!!
novalian'i boulibouli ny 09/06/2007 08:52
2. boulibouli
(
08/06/2007 12:55)
Raha tsy diso aho dia io no titre ilay tononkira tediaviko.
Aza misahirana fa efa azoko ny tonon'ilay Feo mamantonalina e! merci d'avance!!
Aza misahirana fa efa azoko ny tonon'ilay Feo mamantonalina e! merci d'avance!!
3. ari.malala
(
08/06/2007 14:01)
Ilazao ny famonjena
ireo zay tsy mba manantena
hiaina fifaliana rahatrizay
anjaranao zay mahalala
no mampiditra ao am-bala ireo ondry izay naniasia
Fitiavana an'izao tontolo izao
no nanolorany ny ain'ny Tompo
efa voavidiny tamin'ny rany
ireo olona rehetra eto an-tany
izay manamafy fo torio ireo teny soa
ny tsy efa ny Ray no hamita
aza mba manahy foana
Izy ho eo anoloana ho mpitarika ny dianao
ireo zay tsy mba manantena
hiaina fifaliana rahatrizay
anjaranao zay mahalala
no mampiditra ao am-bala ireo ondry izay naniasia
Fitiavana an'izao tontolo izao
no nanolorany ny ain'ny Tompo
efa voavidiny tamin'ny rany
ireo olona rehetra eto an-tany
izay manamafy fo torio ireo teny soa
ny tsy efa ny Ray no hamita
aza mba manahy foana
Izy ho eo anoloana ho mpitarika ny dianao
4. boulibouli
(
08/06/2007 19:34)
(l)Sao mba misy manana ny tonon'ilay hira hoe " Vavaka mihambahamba " ny mpihira azy dia ao @ Kalokalo Masina,misaotra mialoha eh!!!(l)
5. Fiffi
(
09/06/2007 06:30)
Vavaka mihambahamba
Ny sasany tsy mba tsarohany
Ny andro alahady
Miasa tany
Mibalady , mandray angady
Ka izany ve no mivavaka
Vavaka
Vavaka mihambahamba.....
Tsy izany e !
Tsy izany velively ianareo mivavaka
Vakio ny soratra masina ô !
Tsy misy ianareo mahita
Ny tavan'Jesosy Tompo
Raha tsy amin'ny finoana
Tsy izany e !
Vavaka mihambahamba ny sasany
Tsy sitrakin'ny fony mandeha ny Eglizy
Miaraka amin'ny namany
Tena anton-dihany
Ka izany ve no mivavaka ?
Vavaka !
Tsy izany velively..........
Vavaka mihambahamba ny sasany
Mamonjy fivoriana sy fandalinana
Mijery tovolahy sy tovovavy mipozipozy
Kristiana ve no anarany ?
Vavaka !
Vavaka mihambahamba.......
Tsy izany e !.......
Ny sasany tsy mba tsarohany
Ny andro alahady
Miasa tany
Mibalady , mandray angady
Ka izany ve no mivavaka
Vavaka
Vavaka mihambahamba.....
Tsy izany e !
Tsy izany velively ianareo mivavaka
Vakio ny soratra masina ô !
Tsy misy ianareo mahita
Ny tavan'Jesosy Tompo
Raha tsy amin'ny finoana
Tsy izany e !
Vavaka mihambahamba ny sasany
Tsy sitrakin'ny fony mandeha ny Eglizy
Miaraka amin'ny namany
Tena anton-dihany
Ka izany ve no mivavaka ?
Vavaka !
Tsy izany velively..........
Vavaka mihambahamba ny sasany
Mamonjy fivoriana sy fandalinana
Mijery tovolahy sy tovovavy mipozipozy
Kristiana ve no anarany ?
Vavaka !
Vavaka mihambahamba.......
Tsy izany e !.......
6. boulibouli
(
09/06/2007 08:52)
Fiffi:
Vavaka mihambahamba
Ny sasany tsy mba tsarohany
Ny andro alahady
Miasa tany
Mibalady , mandray angady
Ka izany ve no mivavaka
Vavaka
Vavaka mihambahamba.....
Tsy izany e !
Tsy izany velively ianareo mivavaka
Vakio ny soratra masina ô !
Tsy misy ianareo mahita
Ny tavan'Jesosy Tompo
Raha tsy amin'ny finoana
Tsy izany e !
Vavaka mihambahamba ny sasany
Tsy sitrakin'ny fony mandeha ny Eglizy
Miaraka amin'ny namany
Tena anton-dihany
Ka izany ve no mivavaka ?
Vavaka !
Tsy izany velively..........
Vavaka mihambahamba ny sasany
Mamonjy fivoriana sy fandalinana
Mijery tovolahy sy tovovavy mipozipozy
Kristiana ve no anarany ?
Vavaka !
Vavaka mihambahamba.......
Tsy izany e !.......
Tena misaotra betsaka anao ry Fiffi fa tena afa-po tokoa e!!!
