Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna ( 10/06/2007 23:32)
Antony:Tsy maheno ny olona fa variana rehefa anontaniana ..
Misy dinika manokana mikasika ny fanambadiana(niryna) no efa nandefasako an'ity,saingy mikasika ny fanambadiana ihany.Afaka mandray anjara na mametraka olana na vahaolana mikasika izany ao anaty dinik... tohiny
novalian'i niryna ny 14/06/2007 04:45
niryna ( 10/06/2007 23:10)
Ny mahazava doza ny gaz carbonique sy ny herin-jiro?
Efa fotoana mangatsiaka izao any dago ka mitaraina ny olona.Mibonoka bodofotsy sy manidy trano hoy ry zareo. Nahatsiaro ity tovolahy niasa tany ambanivohitra aho noho ny fahanginany dia noentiny ity... tohiny
novalian'i niryna ny 20/06/2007 04:49
niryna ( 10/06/2007 22:48)
Fiovana eo amin'ny fiainana.Ny mazana/ny tsara/ny tsy fahita
Afaka resahina daholo na ny fahazazana izany,na ny fahatanorana miha antitra,na lasa antitra ka mipetraka irery,na ny toerana akaiky lasa lavitra,na ny fiovana asa,na ny fiovana eo amin'ny lafin'ny fa... tohiny
novalian'i cbd ny 14/06/2007 23:30
sitlo ( 10/06/2007 22:45)
somary misangojy kely aho
1- Tsinjovy ny voro-manidina fa tsy mba mamafy na mijinja ireny ... 2- Aza maka fanahy an'i Jehovah Andriamanitrao.... tohiny
niryna ( 10/06/2007 22:36)
Firy taona i Lanto?
Aza maka kahie na taratasy hanoratana a.Tonga dia ataovy kajy an-kandrina:roll::D Avo roaheny ampiana fito ny taonan'i Lanto no taonan'i Jaona. Raha 19 taona i Jaona.Firy taona izany i Lanto? ... tohiny
novalian'i niryna ny 17/06/2007 06:51
niryna ( 10/06/2007 22:15)
He, sambatra aho Jeso raha miaraka Aminao( ho an'i Marovezo)
Ity ilay hira notadiavinao Marovezo a. He,sambatra aho Jeso He,sambatra aho Jeso raha miaraka Aminao. Fa ny lalanao dia lavi-pahoriana. Ny ali-mampahory ,ny raho mitatao. Eo anilanao dia mody f... tohiny
novalian'i niryna ny 14/06/2007 04:16
Fiffi ( 10/06/2007 18:47)
Bon annif
[color=#FF00FF][size=20]Bon annif akia Ikaretsaka fa tena saika hadino toi an ![/size][/color] :-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i sympa ny 19/06/2007 22:26
patolas ( 10/06/2007 18:37)
Alleloia Mahaleo
Azafady raha mba manana ianareo fa mitady ny partition n'ilay hiran'i Mahaleo Alleloia aho azafady na hoe aiza no mety ahitako?Misaotra mialoha.:oops:... tohiny
novalian'i patolas ny 10/06/2007 19:00
melody ( 10/06/2007 16:03)
USB flash drive
noheveriko fa ny floppy disks ihany no mora simba na 'corrupt' fa kay ihany koa ny flash drive. Inona no vaha-olana ry zareo fa ao anatin'io daholo ny momba ny fianarako, references etc. nefa tsy azo... tohiny
novalian'i monstre ny 22/09/2007 08:45
xxx ( 10/06/2007 14:53)
Fianarana Baiboly
Isany miteraka olana matetika ny fandraisana izay voasoratra ao anatin'ny Baiboly noho ny tsy fitoviana misy. Ao no miseho mahay Baiboly, ary ao kosa no heverina fa tsy mba mahay. Dia eo no mipetaka n... tohiny
xxx ( 10/06/2007 13:14)
hody définitif any dago
manao aona daol an! za zany naika anontany hoe ahona no atao,inn ny démarches administratives tokony atao ra anD hody any dago définitif,ny tna malagasy ihany fa tsis paps,hihihi! ... tohiny
novalian'i dombolo ny 03/07/2007 06:35
nofytia ( 10/06/2007 12:53)
fete de la musique
Mba saika hanontany raha misy @zay lay fety etsy @ambassade de Mcar @21juin ,misaotra ... tohiny
novalian'i cbd ny 13/06/2007 21:34
xxx ( 10/06/2007 10:38)
Kristianisma sy ny famadihana!
Afaka miaraka ve ny kristianisma sy ny famadihana na ny fomba nataon'ny razana taloha? Maro ihany mantsy ny milaza ho kristiana nefa manatanteraka ireny fomba isan-karzany ireny ka io no mahalasa ny ... tohiny
novalian'i Lyset ny 05/08/2017 14:23
menalamba ( 10/06/2007 09:20)
I Mamolava natao mpitantana...afara any tsy teky rano
Tssww...mamwàaa oàh ,tsy maamo ah!Na ny perzidà any amin'ny tany andalam- pandrosoana aza tsy mamo am-perin'asa toy itony http://www.youtube.com/watch?v=14u344915... tohiny
novalian'i menalamba ny 14/06/2007 16:49
dokotany ( 10/06/2007 07:29)
Aiza ny sambo fanjonona malagasy ???
Nosy lehibe ny tanin-tsika, harena ny hazan-drano, nefa dia tsy nataon-tsika laharam-pahamehana mihintsy ny jono an-dranomasina. Afaka 50 taona, araka ny fandinihina, dia tsy ho hisy firy intsony ny t... tohiny
novalian'i xxx ny 22/06/2007 11:19
Jeankely ( 10/06/2007 07:10)
Resaka toekarena no latsa-danja eto
Raha mandinika isiaka dia misisika any amin'ny resaka Politika, Fitiavana, Resa-behivavy sn fa ny toekarena indray no tsy vitsy loha-hevitra. Sa tena voasaron'ny Politika izy io?... tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/07/2007 05:47
xxx ( 10/06/2007 05:45)
Jehovah sa Bala no Andriamanitrao?
Ary ankehitriny maniraha hamory ny Isiraely rehetra hihaona amiko any an-tendrombohitra Karmela,ary ny mpaminanin'i Bala dimam-polo amby efa-jato,izay mihinana eo amin'ny latabatr'i Jezebela.Ary nanke... tohiny
novalian'i xxx ny 15/06/2007 15:27
xxx ( 09/06/2007 22:22)
lehilahy mikôty vehivavy
ny lehilahy rehefa mikôty vehivavy an-tsoratra ve sa am-bava sa ankitika inona no tianareo @reo? ny ahy alo de tsy voako le mikitikitika e! tonga de omeko ny tehamaina, manao ahoana indry hoy izy ... tohiny
novalian'i Boaygasy ny 11/09/2007 12:23
ratonga ( 09/06/2007 19:55)
mitsonika-aminao
http://www.dailymotion.com/relevance/search/Erick%2Bmanana/video/x1skqd_erick-manana-mitsonika-aminao... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/06/2007 17:15
diamondra27 ( 09/06/2007 18:01)
fihaonana any dago, de ahoana?
Hono ho aho, za zany mba liana te-hahalala hoe: rehefa misy namana avy aty ivelany tonga any dago de le mametraka antso eto ireny , de refa tafahoana ianareo - de fihaonana thème inona no resaka... tohiny
novalian'i melody ny 25/06/2007 08:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8624